28/02/2024
Salut salut dooly aaa.. ela2 kely aho zay tsy nanao post. Tsy oe akory tsy misy intsony ny alkabeer cargo , Mbola misy ny alkabeer cargo , ary Mbola manangona entana anay amzao . Miandry ny fahatongavan ny cargo antsika manaraka isika zao. Noho izany! Ireo entana zay tsy nisy naka dia manao la vente izahay zao, mattress, frigidaire, Tv, entana mandinika ho an lakozia, ka raha misy vonona hividy dia afaka miantso na miditra mp avy hatrany. Am numero etsy ambany na miantso ny any mada directe satria ny entana Ho atao la vente ef any mada. Ho an ireo zay mila ny entana ny dia manana une semaine handohavana n’y vola dia maka nu entana ny. Izay mañana entana Ho Alef kosa dia maintso ny numéro eto Kuwait ihany koa na miditra mp avy hatrany.
+965 9409 1237 / 67040302 raha handefa entana miantso na miditra mp
0348578606 raha hividy ny entana any mada.
Misaotra nareo hatrany am fahatokisana ny al Kabeer cargo Madagascar . 🙏🌹🌹