17/09/2026
Fantatrao ve ?
Misy ny SoatransPlus izay orinasam-pitaterana eny @ gare Routière privée Andrefana Ambohijanahary, ary misy ihany koa ny Soatrans, koperativam-pitaterana eny @ gare routière Amoronakona : iray ihany no nipoirany fa ny tolotra no mampiavaka azy. Mirary soa ireo mpitatitra rahavavy hatrany izahay
"Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka." — Salamo 37 : 5
🅁🄴🅂🄴🅁🅅🄰🅃🄸🄾🄽
💻 Site web soatransplus.mg
📲 Facebook Messenger SoatransPlus
📲 WhatsApp dédié VIP +261373737001
📞 call center : 032 23 909 00
[Dimanche 14h30 - 20h]
☎️ Agence Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701
Réclamation | Fitarainana 032 11 905 39
📧 [email protected]