06/09/2023
Fiarahana niaraka t@ ATC t@ 25 mars teo ankadimaity mahitsy . Tena nahafinaritra ny fiarahana , namboly hazo no tena hatodia fa n'a izany aza Dia feno fialahamboly isakarazany natao tany . Mahafinaritra Ilay firaisakiana π πππ
Ialana tsiny atrany ireo tompony truck rehetra π