AteriNow

AteriNow Transport et Location de matériel roulant
Services de livraison

Mandefa colis any amin ny Faritra ihany koa izahay! Récupérer -nay any aminao dia livraison a domicile any amin ny farit...
13/03/2024

Mandefa colis any amin ny Faritra ihany koa izahay!
Récupérer -nay any aminao dia livraison a domicile any amin ny faritra.
❌ Tsy mila mandany fotoana milahatra any amin ny fandefasana entana intsony.
✅ alainay any an-trano na any ampiasana ny colis
❌❌Tsy mila makany any taxibrousse intsony
✅ Aterinay a domicle na any amin ny birao.
📞 038 68 086 92

Manana tolotra vaovao be !Location moto avec chauffeur !
15/08/2022

Manana tolotra vaovao be !
Location moto avec chauffeur !

28/06/2022
Ireto indray Ary aloha ny fanazava fanampiny!!Manaova réservation dieny izao!
20/06/2022

Ireto indray Ary aloha ny fanazava fanampiny!!
Manaova réservation dieny izao!

Sarobiny ny fotoana! ary vidina lafo indraindray!AteriNow dia tolotra ara-pitanterana omen'ny orinasa S2C Sarl.Leo Embou...
19/06/2022

Sarobiny ny fotoana! ary vidina lafo indraindray!
AteriNow dia tolotra ara-pitanterana omen'ny orinasa S2C Sarl.
Leo Embouteillage, Aza lanina ao ny hatanoran sy hamanjana!
Maika sa Very Fotoana amin ny Fiandrasana Bus?
AteriNOw ny vahaolana!!
Safidio ny Tolotra mety aminao!

Voatery hifoha maraina foana amin izao andro mamirifiry be izao, satria lalin NY embouteillages ny fotoana!Sorena fa lan...
17/06/2022

Voatery hifoha maraina foana amin izao andro mamirifiry be izao, satria lalin NY embouteillages ny fotoana!
Sorena fa lany ao anaty embouteillages ny hatanorana!
Mitaintaina lava hoe ho tafody sa tsy maintsy hibatre raha tsy mahita bus !
TAPITRA HATREO IZANY
Nofy ratsy si sa izany!!!
Matoria maraina fa aterinay ianao!!!
Dia rehefa mody ihany koa dia alainay!!
Isan andro !! Milamina tsara amin zay!!
Alainay any antrano dia aterinay any ampiasana! Dia toy izay koa ny hariva!
Fandrio dieny izao ny toerana

16/06/2022

Aterina ...

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261335101171

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AteriNow posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share