Lamaody ny Rasoa

Lamaody ny Rasoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lamaody ny Rasoa, Antananarivo.

De la tenue complète au sac tendance ✨
Shop homme & femme | Arrivages rΓ©guliers
Prix craquants 🎁 | Livraison partout Mada
➑️ Passe ta commande en message privé !

18/01/2026

πŸ™πŸ™πŸ™ AZA ADINO NY MANANKINA NY FIAINANA AMIN'ANDRIAMANITRA πŸ™πŸ™πŸ™

🌟 Ankino Aminy ny tontolo andronao rehetra
🌟 Ankino Aminy ny herinandro vaovao izay ho diavina
🌟 Ankino Aminy ny asanao rehetra
🌟 Ankino Aminy na izay mbola anao aza

Dia hataoNy tanteraka izany... πŸ™πŸ™πŸ™
Satria fantany TSARA izay mahasoa ny zanany ❀️

bΓ© dia be πŸ™πŸŽ‰β€οΈ

16/01/2026

πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯ BΓ”MBA BBBBEEEE... πŸ’₯πŸ’₯πŸ’₯

16/01/2026
06/12/2025

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€”TOA LAFO BE?

Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany ampotony, tsy aleo izao....

Ny orinasa iray, ny mpivarotra iray, ny mpandraharaha iray,...matoa mivarotra dia mila tombony izy.
1) Ny tombony dia ilay ambiny anesorana ny depenses rehetra.

2) Ny "depenses/charges":
- matière premieres
- ny karaman'ny mpiasa
- rondoha nolaniana tamin'ny nananganana azy
- ny fitaovana rehetra
- ny hofantrano
- jiro sy rano
- fotoana
- internet/appel
-....hafa

Raha mahavoavaly ireo izay vao mamoaka vidiny hamarotany azy izy. Fa tsy hoe misy olona mivarotra 25.000ar ohatra dia hoe tsy aleo any an-trano satria mahavita izao kg izany. Dia avereno kajiana ireo ambony ireo.

Aoka izay ilay fanambaniana fidirambolan'olona, aoka izay ilay toetsaina famotehana asan'olona. Torohevitra sy tsikera hampandroso no tokony atao fa tsy faly hanalabaraka olona etsy sy eroa sy miseho milaza fa mahavita nefa tsy mahatsangana na mpiasa iray aza.

Matoa lafo aminao, dia mety tsy ianao no "cible"

✍️ Malagasy ve ianao

πŸ₯°πŸ˜β€οΈ omenay izay Tsara indrindra foana ianareo ❀️😍πŸ₯° Sady tsy avelanay Raha tsy afapo ahn ...πŸš¨πŸš¨πŸ‘‰   foana aloha πŸ‘ˆπŸš¨πŸš¨Ireto i...
22/08/2025

πŸ₯°πŸ˜β€οΈ omenay izay Tsara indrindra foana ianareo ❀️😍πŸ₯° Sady tsy avelanay Raha tsy afapo ahn ...

πŸš¨πŸš¨πŸ‘‰ foana aloha πŸ‘ˆπŸš¨πŸš¨

Ireto indray Ary ny ❀️ mamy Kely 😍
Misy marque: Hermes, Fendi, CΓ©line, Louis Vuitton, Gucci...

😍❀️ Jereo izay mety dia alefaso ny commande ❀️😍

πŸššπŸ›΅ Livraison partout Γ  Madagascar πŸ‡²πŸ‡¬
πŸ₯°πŸ›οΈ Mp vite...

😍🚨🚨🚨🎁IZA NO TIA AN'ITY CADEAU ITYπŸŽπŸš¨πŸš¨πŸš¨πŸ˜πŸ‘‰ Alefaso ny COMS ... ❀️ Satria tianay bΓ© ianareo dia zarainay cadeau ....🎁Ho avy ...
21/08/2025

😍🚨🚨🚨🎁IZA NO TIA AN'ITY CADEAU ITY🎁🚨🚨🚨😍

πŸ‘‰ Alefaso ny COMS ...

❀️ Satria tianay bé ianareo dia zarainay cadeau ....
🎁Ho avy matetika izy ato ho an'ny mpanaraka mahafatra-po ❀️

19/08/2025

Tsy misokatra alahady ihany koa ny boutique 🀣

IZA ILAY MAHALALA NY   AO???Ny KALITAO efa tsy hazavaina an'izay EFA nanjifa πŸ₯°πŸŽ’VITSIVITSY SISA zareo a! πŸ₯°πŸ˜ πŸŽ’ Raha te han...
18/08/2025

IZA ILAY MAHALALA NY AO???

Ny KALITAO efa tsy hazavaina an'izay EFA nanjifa πŸ₯°πŸŽ’

VITSIVITSY SISA zareo a! πŸ₯°πŸ˜

πŸŽ’ Raha te hanana Ilay cartable tsy mety Simba an-taonany maro πŸ₯°πŸŽ’

πŸ‘‰ ATAOVY NY SAFIDY ... πŸ₯°πŸŽ
πŸ‘‰ Prix cadeau bΓ© hatrany ❀️

Misaotra izay efa nanjifa rehetra ☺️ tianay bΓ© ianareo πŸ₯°πŸ˜πŸ«Ά

Vitsivitsy sisa... πŸ›οΈ IZA NO MBOLA TSY NAHAZO??? πŸŽ’πŸŽ’πŸ₯°πŸŽπŸŽπŸŽ Omena   bΓ© foana izay mividy ato aminay πŸŽπŸŽπŸŽπŸ›οΈ  ❀️
18/08/2025

Vitsivitsy sisa...
πŸ›οΈ IZA NO MBOLA TSY NAHAZO??? πŸŽ’πŸŽ’πŸ₯°
🎁🎁🎁 Omena bΓ© foana izay mividy ato aminay πŸŽπŸŽπŸŽπŸ›οΈ

❀️

17/08/2025

Miharatsy n'y olona πŸ˜“Aleo tsy mahatoky an'iza an'iza intsony...

Bon dimanche namako πŸ₯°

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 16:00
Tuesday 06:00 - 16:00
Wednesday 06:00 - 16:00
Thursday 06:00 - 16:00
Friday 06:00 - 16:00
Saturday 06:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lamaody ny Rasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share