TAFITA CLASS

TAFITA CLASS Azo antoka, Akaiky anao, Milamina !

TAFITA CLASS dia tolotra vaovao sy miavaka atolotry ny koperativa Trans TAFITA ho an'ny zotra mampitohy an' Antananarivo - Moramanga.

Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay ny fahalasanan'i “Ra-Jim”, mpamily eto anivon’ny Tafita Class 😥. Izahay mpiara...
12/06/2026

Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay ny fahalasanan'i “Ra-Jim”, mpamily eto anivon’ny Tafita Class 😥. Izahay mpiara-miasa aminy dia mirary fiononana feno ho an'ireo akaiky azy rehetra 🙏🏻. Mandria am-piadanana... 🕊️

01/01/2026

Mirary fiarovana sy fitahiana ary fahombiazana ho antsika rehetra mandritra ity taona 2026 ity! 🎊

Samy ho eh! 🎉😉

🎄Ny ekipan'ny Tafita Class dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! ✨
24/12/2025

🎄Ny ekipan'ny Tafita Class dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! ✨

Ity ary ilay nandrasatsika eh! 😀🎉Fantaro fa hisy ny fiaingana @ 4ora maraina isakin'ny Alatsinainy, Alarobia ary Zoma - ...
30/11/2025

Ity ary ilay nandrasatsika eh! 😀🎉

Fantaro fa hisy ny fiaingana @ 4ora maraina isakin'ny Alatsinainy, Alarobia ary Zoma - manomboka amin'ny Alatsinainy 15 Desambra ho avy izao - hoan'ny zotra MORAMANGA - TANA.

Saran-dalana tsy miova: 13.000 Ar monja! 😉

Famandrian-toerana: 1 andro mialoha farafahatarany

Misaotra anao hatrany misafidy ny tolotra Tafita Class 🤍💚🩶

------------------------------------------------

Et voici la nouvelle que nous attendions tous ! 😀🎉

Nous vous informons qu’à partir du Lundi 15 décembre, des départs à 4h du matin seront disponibles chaque Lundi, Mercredi et
Vendredi sur la ligne MORAMANGA - TANA.

Les frais de transport restent inchangés : toujours à 13 000 Ar 😉

Réservation: au plus t**d 1 jour à l'avance.

Merci infiniment pour votre confiance envers le service Tafita Class 🤍💚🩶.

------------------------------------------------

And here is the announcement we’ve all been waiting for! 😀🎉

We are pleased to inform you that starting Monday, December 15, departures at 4 a.m. will be available every Monday, Wednesday, and Friday on the MORAMANGA - TANA route.

Transport fare remains unchanged: still only 13,000 Ar 😉

Booking: 1 day before at the latest

Thank you sincerely for choosing Tafita Class 🤍💚🩶.

FILAZANA / COMMUNIQUÉ / STATEMENTNoho ny fangatahanareo mpanjifa dia hisy ny fiaingana amin’ny 6 ora hariva isakin’ny Zo...
04/04/2025

FILAZANA / COMMUNIQUÉ / STATEMENT

Noho ny fangatahanareo mpanjifa dia hisy ny fiaingana amin’ny 6 ora hariva isakin’ny Zoma - Sabotsy – Alahady manombok’izao hoan’ny zotra Antananarivo - Moramanga.
Aza tara ary ! Fandrio dieny izao ny toeranao !
Mankasitraka sahady ireo rehetra izay efa niara-dia taminay hatramin’izay sy ireo zay mbola hoavy 🙏
---------------------------------
Suite à vos nombreuses demandes, nous vous informons que désormais, nous aurons des départs à 18h tous les Vendredis, Samedis et Dimanches pour la ligne Antananarivo-Moramanga
Ne soyez pas en ret**d ! Réservez vos places dès maintenant !
Notre profonde gratitude aux fidèles clients qui ont voyagé avec nous jusqu’à présent ainsi que tous ceux qui l’envisagent 🙏
-----------------------
Following the request of our customers, we are glad to inform you that from now on, departures at 6 pm will be added every Friday – Saturday and Sunday, as for the line from Antananarivo to Moramanga
Don’t be late! Book your seats now!
Our deep thanks to all of you who already traveled with us up until now, and those who also plan to do so in the future 🙏

Hey!! 😃🎉Aza adino fa misokatra foana ny Tafita Class amin'izao Asaramanitra izao 😉 🧨🇲🇬 Mirary fety sambatra ho antsika r...
25/06/2024

Hey!! 😃🎉
Aza adino fa misokatra foana ny Tafita Class amin'izao Asaramanitra izao 😉 🧨

🇲🇬 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra oh! 🎆

Ny tompon'andraikitra sy ny mpiasa rehetra ary ny mpamily eto anivon'ny Tafita Class dia mirary taona zina amin'ny asa s...
01/01/2024

Ny tompon'andraikitra sy ny mpiasa rehetra ary ny mpamily eto anivon'ny Tafita Class dia mirary taona zina amin'ny asa sy izay atao rehetra ho anareo tsirairay avy! ✨️

25/12/2023

Ny ekipan'ny Tafita Class dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra! 🎄✨️
☎️ 034 30 639 77 / 78

Betsaka ny dingana nolalovana nandritra ny 2022. Misaotra anareo nanome fitokisana hatrany. Vonona izahay hiatrika ny 20...
29/12/2022

Betsaka ny dingana nolalovana nandritra ny 2022. Misaotra anareo nanome fitokisana hatrany. Vonona izahay hiatrika ny 2023.
☎️ 034 30 639 77/78

Miditra tsikelikely amin'ny vanim-potoanan'ny orana isika izao. Na izahay, na ianareo, mila mitandrina sy mailo tsara re...
23/11/2022

Miditra tsikelikely amin'ny vanim-potoanan'ny orana isika izao. Na izahay, na ianareo, mila mitandrina sy mailo tsara rehefa eny an-dalana.
☎️ 034 30 639 77/78

Address

MIKOJA, Ambany Gare Routière Ampasapito
Antananarivo
101

Telephone

+261343063977

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAFITA CLASS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share