Kofitam plus

Kofitam plus VOYAGER DANS LE CONFORT !

🚌✨ KOFITAM Plus  Service Premium  Voyager dans le confort 💙💛
22/02/2026

🚌✨ KOFITAM Plus

Service Premium
Voyager dans le confort 💙💛

🚍  KOFITAM PLUS trans Z&ANy KOFITAM PLUS dia koperativa mpitatitra manolotra zotra mampifandray an’i Ambohibary – Antana...
26/01/2026

🚍 KOFITAM PLUS trans Z&A

Ny KOFITAM PLUS dia koperativa mpitatitra manolotra zotra mampifandray an’i Ambohibary – Antananarivo sy Antananarivo – Ambohibary ihany koa. Miasa isan’andro izahay ho fanamorana ny fivezivezen’ny mpandeha sy entana , ary ireto avy ny ora fiaingana amin’izany :

🔁 Zotra Ambohibary – Antananarivo
🕓 04 ora maraina
🕘 09 ora maraina
🕚 11 ora maraina
🕐 01 ora tolak’andro

🔁 Zotra Antananarivo – Ambohibary
🕕 06 ora maraina
🕗 08 ora maraina
🕙 10 ora maraina
🕐 01 ora tolak’andro

📞 Reservation Tana → Ambohibary

033 38 830 01

034 44 868 01

📞 Reservation Ambohibary → Tana

033 02 269 70

034 86 748 00

038 91 605 17

🏢 Bureau KOFITAM PLUS Tana :
67 Ha Sud, manoloana (na ampitan’ny) FDC

🏢 Bureau KOFITAM PLUS Ambohibary :
Atsimon-tsena, lalana Faratsiho

Vonona andray anao hatrany hatrany izahay,mankasitra tompoko

KOFITAM PLUS

✨ Voyager dans le confort

23/01/2026
🚍 KOFITAM PLUS  Z&A – Coopérative de Transport 🚍Faly izahay mampahafantatra aminareo fa efa miasa amin’ny fomba ofisialy...
23/01/2026

🚍 KOFITAM PLUS Z&A – Coopérative de Transport 🚍

Faly izahay mampahafantatra aminareo fa efa miasa amin’ny fomba ofisialy ny
Coopérative de Transport KOFITAM PLUS,
natokana hanatsarana ny fivezivezena sy ny fitaterana olona ary entana eto an-toerana sy mankany amin’ny faritra hafa.

🎯 Tanjonay :

Hanome fitaterana azo antoka sy ara-potoana

Hanatsara ny kalitaon’ny tolotra ho an’ny mpandeha

Hampiroborobo ny firaisankina eo amin’ny mpitatitra

Hampandroso ny sehatry ny transport eto Madagasikara

🚌 Zotra iasanay :7J/7

Tana ➝ Antanifotsy

Tana ➝ Ambohibary

Antanifotsy ➝ Tana

Ambohibary ➝ Tana

Antsirabe (loading...)

🤝 Misokatra ho an’izay te hiditra
Raha mpitatitra ianao na olona liana amin’ny fiaraha-mientana ara-toekarena, dia raisinay am-pifaliana ho isan’ny KOFITAM PLUS ianao.[033.05.045.13]

📍 Toerana (Bureau Tana) :
67ha Sud, ampitan’ny FDC

📞 Numéro Bureau Tana :
034 62 649 94

➡️ KOFITAM PLUS
“Voyager dans le confort”

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kofitam plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kofitam plus:

Share