Tantsaha Sy Ny Tontolony

Tantsaha Sy Ny Tontolony Consultant Agricole | Formation | Suivie | Accompagnement | Vente produit Agricole|

+261 34 85 523 27

"MAMOKATRA MAHARITRA"

26/09/2026

♻️BIOPESTICIDE 💚
👇

🌱🐛 AHOANA NO HIAROVANA NY VOLINAO AMIN’NY ARETINA SY BIBIKELY?Tsy voatery hiantehitra amin’ny fanafody simika foana! 🌿🔄 ...
24/09/2026

🌱🐛 AHOANA NO HIAROVANA NY VOLINAO AMIN’NY ARETINA SY BIBIKELY?

Tsy voatery hiantehitra amin’ny fanafody simika foana! 🌿

🔄 1️⃣ ROTATION DES CULTURES
Aza mamboly voly mitovy amin’ny toerana iray foana.
➡️ Ohatra: Tsaramaso → Katsaka → Anana → Karaoty.

🌿 2️⃣ ASSOCIATION DE CULTURES
Ampifandraiso ireo voly afaka mifameno:
🌽 Katsaka + 🫘 Tsaramaso
🥕 Karaoty + 🧅 Tongolo
🍅 Voatabia + 🌿 Basilic

🐛 Manampy amin’ny fanakorontanana ny bibikely izany ary manapaka ny tsingerin’ny aretina sasany.

🌱 TANY SALAMA = VOLY SALAMA = VOKATRA TSARA!

👉 Mamboly am-pahendrena, miaro ny tontolo iainana ary mamokatra maharitra.




Élu président du Conseil de l’Organisation internationale du cacao pour l’année cacaoyère 2026-2027, Philippe Fontayne, ...
23/09/2026

Élu président du Conseil de l’Organisation internationale du cacao pour l’année cacaoyère 2026-2027, Philippe Fontayne, vice-président du Conseil national du cacao, prend les commandes de cette instance dans un contexte marqué par la fluctuation des cours et les préoccupations liées aux revenus des producteurs.

👉 Retrouvez l’intégralité de l’article sur le lien en commentaire

23/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Defao Madiane Moufidhou Abdoulkader, Voni Razafindrakoto, Mahefa Randriamampianina, Aiam Landry, Rija Riantsoa Rakotoarimanga, Patsa Multi-Minimal, Francky Nomenjanahary, Heninjo Rakotovao, Dina Andriamanjato, Laury Bénite Espérence, Haja Angelo Landros Razafimahefa, Andrianty Ardhilles, Sitraka Niony, Anselme Hilaire Ravelondrazana, Pinjy Misoma Solohery Razafindrakoto, Ralisoa Tina Nadià, Jah-Bastah UlRichie Taylor, Arisetra Eddy, Hasina Natacha Randriamifehy, Jean Baptiste Ialison, Andry Tsimbazafy, Franck Alain RAkotoarisoa, Eric Sam, Rakotondrazafy Herilaza Jhoussouwah, Hasi N'naja, Faly Heritiana Andrianaivo, Yakiffà, Harivola Farasoa, Rachel Rinah, Art'voa Rand, Lalao Rasoamanarivo, Johan Razafimandimby, Dino Dinam, Ezaka Rakotonirina Setra, Herancia Tombosoa, Nasolo Niaina Castie, Dauphin Richard, Fialy Andriamadison, Tsilavina Rafalimanana, Andrianaivotsitohina Hobiniaina Mikaela, Fety Fanambinana Rakotoasimbola, Hànïn'tsûââ TsykiiHazavana, Fifi Mioty Fitiavana R's, Narindra Rakotobe, Bodo Malala, Andriantsoa Tahiry Rabefarihy, Manazara Soleil Pierre Zara, Narison Mayost Nrs, Micka EL Franciscus, Njara Andrianantenaina

Akondro manga 🍌🩵
20/09/2026

Akondro manga 🍌🩵

🌱 Miarahaba tompoko ary tongasoa eto amin’ny Tantsaha Sy Tontolony! 🌿 Manana vokatra sy tolotra ho an’ny fambolena izaha...
19/09/2026

🌱 Miarahaba tompoko ary tongasoa eto amin’ny Tantsaha Sy Tontolony! 🌿

Manana vokatra sy tolotra ho an’ny fambolena izahay:

🪱 Activateur de compost
➡️ zanaka Hanitra isan-karazany ho an’ny zaridaina
🏞️Zezika tain-kankana
🌱 Fampiofanana momba ny agroécologie
🌾 Torohevitra momba ny fambolena

📩 Raha te hahafantatra vidiny, disponibilité na hanao commande, alefaso eto amin’ny Messenger ny hafatrao.

📞 Contact / WhatsApp : 034 85 523 27

🙏 Misaotra anao nifandray tamin’ny Tantsaha Sy Tontolony.

19/09/2026

Efa nahavita tetiandrom-pamokarana taom-pambolena 2026-2027 vé ianareo?

“Tsy manana tany betsaka? Tsy olana!”🥬 Na amin’ny toerana kely aza, afaka mamboly anana sy legioma ho an’ny fianakaviana...
19/09/2026

“Tsy manana tany betsaka? Tsy olana!”

🥬 Na amin’ny toerana kely aza, afaka mamboly anana sy legioma ho an’ny fianakaviana ianao!

🍅🌶️ Tany kely → vokatra bebe kokoa!

👉 Andao hamboly, andao hamokatra! 🌱💚

ZAVAMANIRY MANITRA AZO AMBOLENA AO AN-TRANO 🌱Tsy voatery hanana tany lehibe vao afaka mamboly zavamaniry manitra. Afaka ...
17/09/2026

ZAVAMANIRY MANITRA AZO AMBOLENA AO AN-TRANO 🌱

Tsy voatery hanana tany lehibe vao afaka mamboly zavamaniry manitra. Afaka ambolena anaty vilany, anaty gony na ao anaty zaridaina kely izy ireny. 🌱

Ireto misy zavamaniry manitra mora volena:

🌿 Basilika – ampiasaina amin’ny sakafo sy salady.
🌱 Menthe – mety amin’ny ranom-boankazo sy dite.
🍃 Menthe chocolat – mety amin’ny zava-pisotro sy tsindrin-tsakafo.
🌿 Thym – manitra tsara ary ampiasaina amin’ny sakafo.
🌱 Romarin – ampiasaina amin’ny sakafo sy dite.
🍃 Laurier – manampy hanitra amin’ny sakafo.
🌱 Tongolo maintso – azo ampiasaina amin’ny salady sy sakafo.
🌿 Stévia – azo ampiasaina hanomezana tsiro mamy.
🌱 Koriandra – fampiasa amin’ny sakafo sy fanatsarana tsiro.
🌿 Persily – ampiasaina amin’ny sakafo sy haingo.

💚 Mamboly zavamaniry manitra = sakafo + fahasalamana + mety ho loharanom-bola.

👉 Manomboka amin’ny vilany vitsivitsy aloha, dia ampitomboy tsikelikely ny fambolena.

🌱 MAMOKATRA MAHARITRA

16/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rado Rasata, Hary-mànda Rajoelison, Salohy Miarana, Ratomora Danil, Tiavina Rf, Sandy Tafitambinintsoa, Lapata Mitarika, Frido Sylva, Olmina Juli, Emmanöella Nomenjanahary, Fanomezantsoa Jean de Dieu, ʚʬɞ Wëll Bøy ʚʬɞ, Sær'ah RS, Diaritiana Zo Mandahatra, Misaniaina Léonie, Talou Harïm, Bienvenu Nomenjanahary, Jenny Teddy's Nathan, Heritina Randrianarivelo, Besary Daniella, Peter'son Peterson, Ando Ny Aina Naomy, Hery Fandresena Nofenoina, Mialy Misandratra, Violętte Cendra, Finaritra Razafiarisoa, Nïmî Rak, Houssamdine Kaambi, Karisme Chantal, Ventso Faniriana, Aüriãnåh Nickëilåh, Madison Rak, RA Aina, Cours Particuliers de Guitare, Bodo Joseph Yarva, Jean Roméo, Jean Bartola, Stéphēn Smith, Eric Faneva, Tri Ad, Riaz Juar Riaz, Patrio Patrio, Eridiot Ngomez, Hélas Délicieux Andriamboninjato, Ranoivoarisoa Armelda, Fabrice Mahefa, Jean Emmanuel Ravelonandrasana, Mampionona RD, Hasiniavo Ravel, C'est Antøine

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
TANA102

Telephone

+261348552327

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantsaha Sy Ny Tontolony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share