Madakilasy - Officiel

Madakilasy - Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madakilasy - Officiel, Antananarivo.

Edition et distribution de Supports de Cours
Préscolaires (Programme Écoles privées) - Primaires et Secondaires (Système Malagasy)
Version numérique ou Version Imprimée

Miarahaba tompoko, Toy ireto hitanareo ireto mihitsy ny endrik'ireo boky Madakilasy "Version imprimée" 👉 EN COULEUR DAHO...
19/08/2026

Miarahaba tompoko,

Toy ireto hitanareo ireto mihitsy ny endrik'ireo boky Madakilasy "Version imprimée"

👉 EN COULEUR DAHOLO NY BOKY REHETRA ARY AZO ALAINA TSIRAIRAY 👈

-----------------------------------------------------------

1 - Ireto classe ireto manaraka ireto dia efa natao mis à jour 2026-2027 ary efa mandeha par matière avokoa ahitana "Leçon + Exercices corrigés avokoa" :

** Classe CP (11ème) :
- Anglais (108 pages)
- Français (211 pages)
- Mathématiques (225 pages)
- Éveil : Science, Géographie, Histoire et éducation civique (122 pages)

** Classe TPS : Boky iray ihany : Leçon + exercices (203 pages)

** Classe PS : Ahitana boky 3 :
- Éveil - Langage (125 pages)
- Graphisme - Pré-écriture (129 pages)
- Pré-calcul - Observation - Pré-maths (137 pages)

** Classe MS : Ahitana boky 3 :
- Éveil - Langage (135 pages)
- Graphisme - Pré-écriture - Pré-lecture (153 pages)
- Pré-calcul - Observation - Pré-maths (145 pages)

** Classe GS : Ahitana boky 4 :
- Éveil (157 pages)
- Écriture - lecture (254 pages)
- Mathématiques (137 pages)
- Français (203 pages)

** LIVRE COLORIAGE : Pour enfant 3-5 ans (111 pages)

👉 EN COULEUR DAHOLO NY BOKY REHETRA ARY AZO ALAINA TSIRAIRAY 👈

🔴Version : par matière par classe
✅ Afaka alefa par na ary azo eo no ho eo rehefa maharay vola zahay (paiement par mobile money)

🔴 Version : izay hitanareo amin'ny sary ny endriky ny boky ary sur commande avokoa ny version imprimée rehetra.
✅ Ny vidiny dia miankina amin'ny isan'ny pejy.

-----------------------------------------------------------

2 - Mbola dispos daholo koa ny boky primaire taloha :
👉 CE1 - CE2 - CM1 et CM2 (Efa leçon + Exercices corrigés ihany koa)
=> Répartit anaty 7 livres par classe (Livre iray dia efa toutes matières ary mifampitohy ny boky 7)

🔴Version : ny boky 7 par classe
✅ Afaka alefa par na na ary azo eo no ho eo rehefa maharay vola zahay (paiement par mobile money)

🔴 Version : izay hitanareo amin'ny sary ny endriky ny boky ary sur commande avokoa ny version imprimée rehetra.

-----------------------------------------------------------

3 - Ho an'ny collège :
👉 6è - 5è - 4è - 3è dia mandeha par matière ny boky, efa programme pendant l'année avokoa ahitana leçon + Exercices corrigés ka ireto matières ireto no dispo :
- Français
- Mathématiques
- Physique-Chimie
- SVT
- Histoire-Géographie/Éducation civique

🔴Version : par matière par classe
✅ Afaka alefa par na ary azo eo no ho eo rehefa maharay vola zahay (paiement par mobile money)

🔴 Version : izay hitanareo amin'ny sary ny endriky ny boky ary sur commande avokoa ny version imprimée rehetra.
✅ Ny vidiny dia miankina amin'ny isan'ny pejy hatrany.

-----------------------------------------------------------

👉 👉 Condition ho an'ny version :
✅Mandefa acompte 50% rehefa manao confirmation ka 2 andro aorian'izay no vita ny boky (miankina amin'ny filaharan'ny commande voaray)

✅ Raha toa ka any amin'ny ianao dia paiement en totalité rehefa manao confirmation ka 2 andro aorian'izay no vita ny boky (miankina amin'ny filaharan'ny commande voaray)

❌🚫
👉 Boky vaovao daholo ireto avoakanay ireto ary zahay ihany no namorona azy.
✅ École privée no référence-nay amin'izany.
✅ Tsy mamoaka ny boky taloha intsony zahay ho an'izay classe efa vita mis à jour.
❌ Tsy miara-miasa amin'olon-kafa ihany koa zahay hatreto ka ito pejy Madakilasy - Officiel ito ihany no pejinay. Ny ankoatr'izay dia tsy miara-miasa aminay tompoko.

✅Laharana tokana ihany no ahazoana anay : 034 36 346 32

Afaka mandefa MP ary ireo izay liana
Contact 034.36.346.32
Whatsapp 034 36 346 32

📣 BOKY PRESCOLAIRE MADAKILASY 2026-2027 📢  Dieny zao dia efa afaka manomana sahady ny année scolaire vaovao ho an'ny zan...
11/07/2026

📣 BOKY PRESCOLAIRE MADAKILASY 2026-2027 📢

Dieny zao dia efa afaka manomana sahady ny année scolaire vaovao ho an'ny zanakao ianao

Miarahaba tompoko,

Indro miverina zahay ka hitondra zava-baovao ho anareo :

Boky efa à jour ho an'ny année scolaire vaovao 2026-2027

Ho an'ireto classe ireto : - - ary

✅✅ Efa mandeha par avokoa ny classe PS, MS ary GS ary programme mandritry ny taona no hitanao isaky ny boky (Leçons + Activités guidés avokoa).

✅✅ Efa répartit isaky ny boky ny programme isam-bolana ho an'ny PS, MS ary ny GS (manomboka mois de hatramin'ny mois de ).

Ireto ary ny andinindininy mahakasik'izay :
1. Classe TPS : Boky iray ihany : Leçon + exercices (203 pages)

2. Classe PS : Ahitana boky 3 :
- Éveil - Langage (125 pages)
- Graphisme - Pré-écriture (129 pages)
- Pré-calcul - Observation - Pré-maths (137 pages)

3. Classe MS : Ahitana boky 3 :
- Éveil - Langage (135 pages)
- Graphisme - Pré-écriture - Pré-lecture (153 pages)
- Pré-calcul - Observation - Pré-maths (145 pages)

4. Classe GS : Ahitana boky 4 :
- Éveil (157 pages)
- Écriture - lecture (254 pages)
- Mathématiques (137 pages)
- Français (203 pages)

5. LIVRE COLORIAGE : Pour enfant 3-5 ans (111 pages)

👉EN COULEUR DAHOLO NY BOKY 👈

🔴Version : par matière par classe
✅ Afaka alefa par na ary azo eo no ho eo rehefa maharay vola zahay (paiement par mobile money)

🔴 Version : izay hitanareo amin'ny sary ny endriky ny boky ary sur commande avokoa ny version imprimée rehetra.
✅ Ny vidiny dia miankina amin'ny isan'ny pejy.

👉 👉 Condition ho an'ny version imprimée :
✅Mandefa acompte 50% rehefa manao confirmation ka 2 andro aorian'izay no vita ny boky (miankina amin'ny filaharan'ny commande voaray)

✅ Raha toa ka any amin'ny faritra ianao dia paiement en totalité rehefa manao confirmation ka 2 andro aorian'izay no vita ny boky (miankina amin'ny filaharan'ny commande voaray)

❌🚫
👉 Boky vaovao daholo ireto avoakanay ireto ary zahay ihany no namorona azy.
✅ École privée no référence-nay amin'izany.
✅ Tsy mamoaka ireo boky préscolaire taloha intsony zahay manombok'izao.
❌ Tsy miara-miasa amin'olon-kafa ihany koa zahay hatreto ka ito pejy Madakilasy - Officiel ito ihany no pejinay. Ny ankoatr'izay dia tsy miara-miasa aminay tompoko.
✅Laharana tokana ihany no ahazoana anay : 034 36 346 32

Hivoaka tsy ho ela ihany koa ny boky PRIMAIRE mis à jour 2026-2027

Afaka mandefa MP ary ireo izay liana

Contact 034.36.346.32
Whatsapp 034 36 346 32

🎉🎉🎉 Boky Madakilasy Préscolaire  👉 Livre à jour pour la nouvelle année scolaire 2026 - 2027Alefanay rehefa avy eo ny and...
10/07/2026

🎉🎉🎉 Boky Madakilasy Préscolaire

👉 Livre à jour pour la nouvelle année scolaire 2026 - 2027

Alefanay rehefa avy eo ny andinindininy!!!

Miarahaba tompoko,👉 Toy izao ny boky   version imprimée. 👉 Misy ho an'ny classe rehetra du   hatramin'ny  1. Exercices r...
13/07/2025

Miarahaba tompoko,

👉 Toy izao ny boky version imprimée.
👉 Misy ho an'ny classe rehetra du hatramin'ny

1. Exercices ranoray :
✅ Préscolaire : PS - MS - GS
✅ Primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2
Version numérique : 10 000ar par classe
Version imprimée : Miankina amin'ny page (RDV ao amin'ny MP)

---------------------------------------------------

2. Leçons
🔴 1 livre ho an'ny TPS
🔴 9 livres par classe ny prescolaire : PS - MS - GS
🔴 7 livres par classe ny primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2
🔴 Collège : 6ème - 5ème - 4ème - 3ème : Mandeha par matière ka ireto avy ireo matières efa disponibles : , , , , )

✅✅✅ Misy ny version ary misy ny version
✅✅✅ Azo alaina tsikelikely ny boky

---------------------------------------------------

3. Fandefasana/fandraisana ny boky :

🔴 Version numérique : alefa na na , ny vola alefa mobile money

🔴 Version imprimée : Sur commande avokoa
✅ Mandefa acompte 50% amin'ny confirmation
✅ Livraison isaky ny talata sy alakamisy (à partir 4000ar ny frais)
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia en totalité ny confirmation ny commande ary isaky ny talata sy alakamisy ihany koa ny fandefasana izany.

---------------------------------------------------

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-miasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Manasa anao hiditra MP raha mila fanazavana fanampiny.

Contact : 034 36 346 32

Miarahaba tompoko,👉 Toy izao ny boky   version imprimée. ✅ Sur commande avokoa ny boky  .✅ Misy ihany koa ny  Fandefasan...
02/03/2025

Miarahaba tompoko,

👉 Toy izao ny boky version imprimée.

✅ Sur commande avokoa ny boky .
✅ Misy ihany koa ny

Fandefasana/fandraisana ny boky :
🔴 Version numérique : alefa na na , ny vola alefa mobile money

🔴 Version imprimée : Sur commande avokoa
✅ Mandefa acompte 50% amin'ny confirmation
✅ Livraison isaky ny talata sy alakamisy (à partir 4000ar ny frais)
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia paiement en totalité ny ny commande ary isaky ny talata sy alakamisy ihany koa ny fandefasana izany.

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-miasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Manasa anao hiditra MP raha mila fanazavana fanampiny.

Contact : 034 36 346 32

Livres   disponibes : ❌⛔️ Mba tonga dia miditra MP tompoko izay liana fa ho masqué-nay avokoa ny commentaire rehetra hia...
19/02/2025

Livres disponibes :

❌⛔️ Mba tonga dia miditra MP tompoko izay liana fa ho masqué-nay avokoa ny commentaire rehetra hiarovanay ireo mpanjifa amin'ny mpisoloky.

1. Exercices ranoray :
✅ Préscolaire : PS - MS - GS
✅ Primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2

Version numérique : 10 000ar par classe
Version imprimée : Miankina amin'ny page (RDV ao amin'ny MP)

---------------------------------------------------

2. Leçons
🔴 1 livre ho an'ny TPS
🔴 9 livres par classe ny prescolaire : PS - MS - GS
🔴 7 livres par classe ny primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2
🔴 Collège : 6ème - 5ème - 4ème - 3ème : Mandeha par matière ka ireto avy ireo matières efa disponibles : , , , , )

---------------------------------------------------

3. Fandefasana/fandraisana ny boky :
🔴 Version numérique : alefa na na , ny vola alefa mobile money

🔴 Version imprimée : Sur commande avokoa
✅ Mandefa acompte 50% amin'ny confirmation
✅ Livraison isaky ny talata sy alakamisy (à partir 4000ar ny frais)
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia paiement en totalité ny confirmation ny commande ary isaky ny talata sy alakamisy ihany koa ny fandefasana izany.

---------------------------------------------------

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-miasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Contact : 034 36 346 32

Bonne année 2024 à tous ☺️☺️☺️
01/01/2024

Bonne année 2024 à tous ☺️☺️☺️

Miarahaba tompoko!!!Izahay ato amin'ny Madakilasy - Officiel dia mivarotra boky "Support de cours" izay natokana ho an'n...
03/10/2023

Miarahaba tompoko!!!

Izahay ato amin'ny Madakilasy - Officiel dia mivarotra boky "Support de cours" izay natokana ho an'ny .
Manaraka ny programme scolaire malagasy ny boky rehetra.

Hitanao isaky ny sary tsirairay ny détails rehetra, ny prix, ny conditions.

Koa ireo izay liana dia aleo tonga dia miditra MP tompoko.

Ireto manaraka ireto no classe misy hatreto :
Leçon + Exercice / Exercice ranoray
👉 Prescolaire : TPS, PS, MS ary GS
👉 Primaire : CP, CE1, CE2, CM1 ary CM2
👉 Collège : 6ème, 5ème, 4ème ary 3ème

** Ho an'ny collège manokana dia mbola misy maromaro ny matière mbola tsy vita.
Tsy maintsy havoakanay eto foana rehefa vonona ny boky tompoko.

🛑 Misy ny version numérique (format pdf)
🛑 MIATO KELY NY VERSION IMPRIMÉE

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-niasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Laharana tokana no ahazoanareo anay : 034 36 346 32

BOKY MADAKILASY      Ireto avy indray ireo boky efa afaka jifaina ho an'ny collège :LEÇONS ✅ 6ème : Leçons (Instruction ...
29/03/2023

BOKY MADAKILASY

Ireto avy indray ireo boky efa afaka jifaina ho an'ny collège :

LEÇONS

✅ 6ème : Leçons (Instruction civique / SVT / HG) - 276 pages
✅ 5ème : Leçons (Instruction civique / SVT / HG) - 275 pages

✅ 6ème : Mathématique - 212 pages
✅ 5ème : Mathématique - 165 pages
✅ 4ème : Mathématique - 296 pages
✅ 3ème : Mathématique : 208 pages

✅ 6ème : Français - 194 pages
✅ 5ème : Français - 213 pages
✅ 4ème : Français - 211 pages
✅ 3ème : Français : 141 pages

✅ 6ème : Physique-Chimie : 133 pages
✅ 3ème : Physique-Chimie : 164 pages

Efa programme isaky ny boky, misy exercices avec corrections miaraka aminy.

➡️ Prix :
Version numérique : par matière par classe sauf leçons par classe ny fitambaran'ny leçons Instruction civique / SVT / HG
Version imprimée : (arakarak'ilay page)

---------------------------------------

EXERCICES RANORAY
✅ 6ème : exercices ranoray Mathématique - 117 pages
✅ 5ème : exercices ranoray Mathématique - 123 pages

✅ 6ème : exercices ranoray Français - 168 pages
✅ 5ème : exercices ranoray Français - 122 pages
✅ 4ème : exercices ranoray Français - 124 pages

Tsy mitovy amin'ny anaty boky fa fanampina exercices ho an'izay mbola mila manao exercices hafa miaraka amin'ny hatrany.

➡️ Prix :
Version numérique : par matière par classe
Version imprimée : (arakarak'ilay page)

---------------------------------------
➡️➡️ Ny version dia alefa na na .

➡️➡️ Ny version kosa dia sur-commande ihany.

Conditions ho an'ny version imprimée:
✅ Acompte 50% obligatoire pour confirmation commande.
✅ 3 jours après ny livraison (fa miankina amin'ny commande en cours ny mety hahemotra azy)
✅ Frais de livraison : à partir 4000ar
✅ Point de récupération ihany no mbola misy (MP ny repère)
✅ Raha toa ka any amin'ny faritra ianao dia alefa en totalité ny vidin'ny boky rehetra ka 3 jours aorian'izay ny fanaterana azy eny amin'ny Koperativa mahazatra anao.

---------------------------------------

Afaka manantona ao amin'ny MP ianareo raha misy fanontaniana manitikitika.

📞 Contact : 034 36 346 32 (Lundi au vendredi - heure de bureau ihany)

❌🚫 Ato amin'ny pejy ihany no mbola ahitantsika ireo boky ireo hatreto. Tsy mbola miara-miasa amin'ny olona izahay tompoko ary tsy nanome halalana olona hafa hivarotra ireo bokinay ireo ka raha mahita olona hivelan'ny pejy ianareo mivarotra ny boky Madakilasy ireo dia hiangaviana mba hanantona ao amin'ny MP fa efa misy fepetra noraisina mahakasika izany.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:30

Telephone

+261343634632

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madakilasy - Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madakilasy - Officiel:

Shortcuts

Share