N.L.P Transport

N.L.P Transport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from N.L.P Transport, Transit System, Enceinte Soavadia Andranobevava, Antananarivo.

13/07/2022

FIARABE MPITATITRA (CAMION): Hiakatra 50% ny saram-pitaterana rehetra manomboka rahampitso. Tapaka nandritra ny fivorian'ny fikambanan'ny mpitatitra "Camionneur" androany io. Fiakaran'ny vidin-tsolika no antony voalohany, eo ihany koa ny fahasimban'ny làlam-pirenena sy ny halafon'ny kojakojan'ny fiara. Izy ireo izay tsy isan'ny nantsoina tamin'ny fifampiresahana momba ny saran-dalana niarahana tamin'ny mpitatitra.

Miarahaba Tompoko!Misy camion Depart isika androany Vendredi 02/04/21.ho antsika zay manana entana maika dia afaka miant...
02/04/2021

Miarahaba Tompoko!
Misy camion Depart isika androany Vendredi 02/04/21.ho antsika zay manana entana maika dia afaka miantso ireto Num ireto:034 67 903 52/033 08 664 72/032 63 088 25.
Toerana Andranobevava,Tana Sava
Misaotra Tompoko

31/12/2020

Tsy ho ela dia hifarana ny taona 2020, samy manao izay hitany fa mahafaly azy ny tsirairay, tsara izany...nefa aza adino fa tsy ho ela ihany koa anefa dia hifarana izao tontolo izao, ho avy Jesosy, inona no tiantsika atao manoloana an'izany? Mbola anohy ny ratsy natao sa itodika amin'Andriamanitra sy hahafoy ny ratsy?
Efa ampy solika iakarana ho an-danitra ve izaho sy ianao? Miomàna fa tsy fantatsika na ny andro na ny ora

🚐🚐  Rahampitso 27/10/2020 indray ny départ eto amin'ny Nary Laza Pasy Toerana aleha : Faritra S.A.V.A
26/10/2020

🚐🚐 Rahampitso 27/10/2020 indray ny départ eto amin'ny Nary Laza Pasy
Toerana aleha : Faritra S.A.V.A

16/10/2020
Amin'ny herinandro indray ny départ ny Sprinter eto amin'ny Transporteur NARY LAZA Pasy  ( talata - Alakamisy - Asabotsy...
10/10/2020

Amin'ny herinandro indray ny départ ny Sprinter eto amin'ny Transporteur NARY LAZA Pasy
( talata - Alakamisy - Asabotsy)🚐🚐
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ☺️☺️

🚐🚐 Depart ny Asabotsy 03 Octobre 2020 indray SPRINTER antsika eto amin'ny Transporteur Nary Laza 👉👉 Toerana aleha  : far...
01/10/2020

🚐🚐 Depart ny Asabotsy 03 Octobre 2020 indray SPRINTER antsika eto amin'ny Transporteur Nary Laza
👉👉 Toerana aleha : faritra S.A.V.A
Toerana iaingana : Nary Laza Pasy Andranombevava
Téléphone : 034 67 903 52 / 033 24 056 15
Afaka manantona ny hafatra miafina (MP) ihany koa raha mila fanazavana fanampiny
NB : Mandray commision mandeha sambava

Mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko!

11/09/2019

Address

Enceinte Soavadia Andranobevava
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Telephone

+261337299166

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when N.L.P Transport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to N.L.P Transport:

Share

Category