17/09/2026
✅️ Machine à nouilles professionel ✅️
👍Afaka hampiasaina an-trano sy hanaovana activite ihany koa ( Misy 13 moules mamoaka forme pate samy hafa avokoa )
🫱🫱Tsy mila manao composition ety ivelany fa avy hatrany dia arotsaka miaraka fotsiny ny rano sy ny farine dia ny machine no manao ny asany
👍Capacité : 5 kg /h
⏳️Sur commande par avions ( 2 jours apres commande ny fahatongavany )
🫱Contact : 038 17 464 31 ou Venez en mp pour faire votre commande.