SoatransPlus

SoatransPlus Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SoatransPlus, Transportation Service, Andrefana Ambohijanahary derrière station Galana, Antananarivo.

, transport Première Classe

Antananarivo | Majunga | Tamatave | Antsirabe | Morondava | Ambositra | Fianarantsoa | Manakara | Farafangana |

☎️ 032 23 909 00
📧 [email protected]

📲 V.I.P. : 037 37 37 001 (WhatsApp available) �� Ireto avy ny karazana tolotra misy ao @ Taxi-brousse gare routière privée Antananarivo, Andrefana Ambohijanahary derr

ière station Galana no misy azy. Notre gamme d’offres
••••••••••••••••••••••••••

�Formule Premium
�Volkswagen VW Crafter �
�16 et 21 places
� Ecran télé

••••••••••••••••••••••••••

��Formule Gold
� Hyundai Grand Starex �
�10 places
�Une bouteille d’eau minérale offerte

••••••••••••••••••••••••••

���Platinium Service ou VIP +
� Toyota D4D High Roof �
�13 places extra spacieuse
�Une bouteille d’eau minérale offerte

••••••••••••••••••••••••••

Tous les véhicules sont équipés wifi et GPS avec limiteur de vitesse

Marihina fa tsy misy formule Lite ato izay tolotra “classique” na tsotra ka eny @ gare routière publique ihany no misy azy. Noho izany Formule Premium avokoa ireo mandeha Tamatave, Fianarantsoa (Promo/Frais de lancement mitovy @ taxi-Brousse Lite) ary Morondava ato @ Première Classe.

� Infoline 032 11 905 00-07-08

Miezaka ny mametraka filaminana sy fandriam-pahalemana isika, mba ho lavitry ny olon-dratsy sy ny krontana ny mpanjifa🖥 ...
23/05/2026

Miezaka ny mametraka filaminana sy fandriam-pahalemana isika, mba ho lavitry ny olon-dratsy sy ny krontana ny mpanjifa

🖥 soatransplus.mg
☎️ 032 23 909 00

𝐋𝐚𝐬𝐚 𝐀𝐢𝐳𝐚 𝐀𝐫𝐲 𝐈𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 @ 𝐙𝐚𝐨 𝐖𝐞𝐞𝐤𝐞𝐧𝐝 𝐃𝐞 𝐏𝐞𝐧𝐭𝐞𝐜ô𝐭𝐞 𝐈𝐳𝐚𝐨? Misaotra foana antsika mpanjifa nisafidy anay! Mirary soa hatrany...
22/05/2026

𝐋𝐚𝐬𝐚 𝐀𝐢𝐳𝐚 𝐀𝐫𝐲 𝐈𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 @ 𝐙𝐚𝐨 𝐖𝐞𝐞𝐤𝐞𝐧𝐝 𝐃𝐞 𝐏𝐞𝐧𝐭𝐞𝐜ô𝐭𝐞 𝐈𝐳𝐚𝐨?

Misaotra foana antsika mpanjifa nisafidy anay! Mirary soa hatrany ny diantsika e!

☎️ Call Center 032 23 909 00
🖥 Réservation en ligne soatransplus.mg
📧 [email protected]

🚌🚌 Vip ‼️
WhatsApp 📱+261373737001

👨‍✈️👨‍✈️ Zotra nasionaly : Deux chauffeurs
🧳Droit de bagages 20kg | Tarifs excédents poids : 400 Ar/kg ligne régionale et 600Ar/kg ligne nationale

📞 Réclamation 032 11 905 39


📷 VIP Fianarantsoa | Premium Sud-Est

Et pour clôturer ce chapitre sur les réservations Ireto manaraka ireto kosa no atao hoe "canaux dédiés"▪︎ Réservation 𝙀𝙣...
21/05/2026

Et pour clôturer ce chapitre sur les réservations
Ireto manaraka ireto kosa no atao hoe "canaux dédiés"

▪︎ Réservation 𝙀𝙣𝙩𝙧𝙚𝙥𝙧𝙞𝙨𝙚𝙨 (𝙊𝙧𝙞𝙣𝙖𝙨𝙖) :
📧 [email protected]

▪︎ Réservation 𝙙é𝙙𝙞é𝙚 𝙑𝙄𝙋 : 𝙒𝙝𝙖𝙩𝙨𝘼𝙥𝙥
📱+ 261 37 11 777 07

📍Ny orinasa sy ny vip dia misitraka fomba famandrian-toerana manokana izay ny mailaka sy ny WhatsApp.
⏯️ Ny réservation VIP ihany no afaka raisina an-tanàna ao @ WhatsApp

📍Hivoaka tsy ho ela ny fomba famandrian-toerana navaozina ao @ Messenger. Mbola anaty andrana isika izao ka atao @ fomba ofisialy izany rehefa milamina

☎️ Call Center 032 23 909 00

Tsy mora ny asan'ireo téléopérateurs ireo ary misy fanaraha maso hentitra ny ao.
- Manomboka 06h00 hatr@ 20h00 ny fandraisana ny antso : 14h30 hatr@ 18h30 kosa rehefa Alahady.
- matoa tsy tafiditra ianareo izay dia mbola mandray antso avokoa ireo agents.

Ity no mora sy tsotra indrindra :
🖥 Réservation en ligne soatransplus.mg

21/05/2026

𝙍é𝙨𝙚𝙧𝙫𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙚𝙣 𝙡𝙞𝙜𝙣𝙚 soatransplus.mg (*)
Tutoriel | Fivoarana ara nomerika

Mitohy ny fampahafantarana ny fomba fanaovana famandrian-toerana eto @ SoatransPlus

Ity ary misy "tutoriel" (Rakitsary) afahantsika manao izany
1- 𝒎𝒊𝒔𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂. 𝑰𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆𝒉𝒂 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 izany
2 - 𝑽𝒊𝒕𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒔𝒐𝒓𝒂𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒏𝒚 𝒄𝒐𝒎𝒑𝒕𝒆 foana ianareo
3 - 𝑨𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒇𝒂𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒏-𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 @ 𝒊𝒛𝒂𝒚

𝙏𝙨𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙖𝙙𝙮 𝙫𝙚𝙩𝙞𝙫𝙚𝙩𝙮. Hitanareo ao avokoa ny toerana "libre" rehetra @ fotoana tianareo andianana : efa + 𝙙𝙚 20.000 𝙪𝙩𝙞𝙡𝙞𝙨𝙖𝙩𝙚𝙪𝙧𝙨 ianareo mpanjifa mampiasa azy.

‼️ Mila vonona ny paiement rehefa hanao ny famandrian-toerana : Orange Money ihany no afahana manao izany fa mbola miandry ny MVola mamaha olana isika hatreto.

☎️ 032 23 909 00
📧 [email protected]

* Tsy mbola mety raha Ambatolampy, Ambohimandroso, Antanifotsy

21/05/2026

Androany isika dia hampahafantatra bebe kokoa ny momba ny famandrian-toerana ato @ SoatransPlus.

Efa manomboka fenofeno avokoa ny toerana satria misy ny manao réservation. Ary ny call center 032 23 909 00 (@ sary) dia tsy mitsahatra ny mandray appel : noho izany mora kokoa ny miditra tranokala soatransplus.mg satria dia ao avokoa ny "place libre"

𝙈𝙖𝙣𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙩𝙤𝙠𝙤𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙧é𝙨𝙚𝙧𝙫𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 ?
- @ izay dia azo antoka ny toerana ary @ izay ihany koa dia mba afaka misafidy toerana

𝙁𝙤𝙩𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙩𝙤𝙠𝙤𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙧é𝙨𝙚𝙧𝙫𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 ?
- Rehefa "sûr" isika hoe handeha, aleo tonga dia mamandrika toerana mialoha.
- Fantaro fa misy ny mpanjifa manao famandrian-toerana 1 volana mialoha. Ny vahiny kosa dia misy 3 volana mialoha

𝙄𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙚𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙠𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙛𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙠𝙖 𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖? Paiement !
- Zotra nasionaly : Tsy maintsy mandoa acompte (Avance hoy isika) 50% raha zotra nasionaly (obligatoire)
- Zotra Rezionaly : Ny rezionaly Antsirabe kosa raha tsy nandoa ilay avance dia tsy maintsy tonga farany tara 30mn avant départ raha tsy izany dia miakatra ny liste d'attente.
‼️ Tandremo : izahay dia miantso mihitsy ny mpanjifa tsy nandoa avance.

🖥 reservation en ligne soatransplus.mg
☎️ Call 032 23 909 00
📧 [email protected]

📱 WhatsApp | Dédié VIP : +261371177707

📣 Zarina mamandrika toerana isika☎️ Call Center 032 23 909 00 🖥 Réservation en ligne soatransplus.mg📧 reservation@soatra...
20/05/2026

📣 Zarina mamandrika toerana isika

☎️ Call Center 032 23 909 00
🖥 Réservation en ligne soatransplus.mg
📧 [email protected]

🚌🚌 Vip ‼️
WhatsApp 📱+261373737001

📲 Fianara:032 03 777 02 | 034 34 777 02
📲 Ambositra 032 11 555 06 | 034 34 555 06
📲 Morondava :032 11 908 28 | 034 34 333 02
📲 Antanifotsy : 032 11 909 00 | 034 10 727 19
📲 Ambatolampy : 0321190689 | 0380559835
📲 Manakara: 032 05 317 77 | 038 64 096 11
📲 Farafa/na: 032 11 908 92 | 038 22 108 57
📲 Antsirabe : 032 11 924 81 | 034 20 251 19
📲 Tamatave : 032 11 909 06 | 038 10 777 07
📱 Majunga : 037 11 777 07 | 038 11 905 04
📱 Mananjary : 032 01 348 77

⚠️ Tsy manao taingim-be ny SoatransPlus : olona 1 = frais 1

👨‍✈️👨‍✈️ Zotra nasionaly : Deux chauffeurs
🧳Droit de bagages 20kg | Tarifs excédents poids : 400 Ar/kg ligne régionale et 600Ar/kg ligne nationale

📞 Réclamation 032 11 905 39

👩‍🦳Fa maninona no tonga aloha be???🧑‍🦳Sao tsy mahazo place eee !!!👩‍🦳 Ka Manaova famandrian-toerana ary, tonga dia ataov...
19/05/2026

👩‍🦳Fa maninona no tonga aloha be???
🧑‍🦳Sao tsy mahazo place eee !!!
👩‍🦳 Ka Manaova famandrian-toerana ary, tonga dia ataovy aller-retour 😎

🇲🇬 Ho avy indray ny fety ny Pentekosta ! Ka dieny izao ataovy ny famandrian-toerana ô

🖥 soatransplus.mg
📱 WhatsApp | Dédié VIP : +261371177707

❄️ Climatisation | 📲Wifi | ▶️ GPS | Seat Belt
💺 10. places extraconfort en zone nationale

🇫🇷 Réservez dès maintenant pour le weekend de Pentecôte. Places très Limitées pour Dimanche et Lundi.

📧 [email protected]
☎️ Infoline | Call Center 032 23 909 00

📞 Réclamation 032 11 905 39 (Tsy fandraisana famandrian-toerana)

🚌🚌 City tour de bon matin | En autocar   Mila averina @ sehatry ny fizahantany ity tanàna iray ity.Afaka mamelona seha-p...
19/05/2026

🚌🚌 City tour de bon matin | En autocar


Mila averina @ sehatry ny fizahantany ity tanàna iray ity.

Afaka mamelona seha-pihariana maro ny fizahantany ary manana toeram-piofanana manokana momba izany rahateo ity tanàna ity.

🖥 Résa en ligne : soatransplus.mg
☎️ 032 23 909 00
📧 [email protected]

📞 Réclamation : 032 1190539


Jeux des 7 erreurs : inona avy no tsy mitovy @ ireo sary roa ?🚌🚌 Samy izahay ihany ireo ka...🖥 Résa en ligne : soatransp...
18/05/2026

Jeux des 7 erreurs : inona avy no tsy mitovy @ ireo sary roa ?

🚌🚌 Samy izahay ihany ireo ka...

🖥 Résa en ligne : soatransplus.mg
☎️ 032 23 909 00
📧 [email protected]

📞 Réclamation : 032 1190539

👒Salanitra eee!!!!Miarahaba antsika rehetra Malagasy tsy vaky volo! 👋👋Toerana fanabeazana sy fifampitaizana koa moa ny t...
15/05/2026

👒Salanitra eee!!!!
Miarahaba antsika rehetra Malagasy tsy vaky volo! 👋👋

Toerana fanabeazana sy fifampitaizana koa moa ny tambazotra sosialy ka indro ary misy hafatra kely

𝙉𝙙𝙖𝙤 𝙞𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙞𝙛𝙖𝙣𝙤𝙨𝙞𝙠𝙖. Raha tiantsika handroso ity Madagasikara ity dia mba 𝐭𝐢𝐚𝐯𝐨 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐨𝐡𝐚𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲.

Tsy voatery tsara daholo ny vita Malagasy 🇲🇬, toa izay koa anie ny any ampita e, tsy voatery lafatra fa rehefa hita hoe mba miezaka sy mandray kihana dia mba tohano, omeo "critique constructive": na ny mpamokatra "produits" na ny mivarotra "services".

Ho anareo mampiasa compte fake ato : aza variana manenjika ralahy sy ranabavy ô! Ndao mba 𝒉𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒔𝒊𝒏𝒕𝒐𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂, tsy SoatransPlus akory no orinasam-pitanterana première classe voalohany teto: hajainay avokoa ny mpitatitra rehetra. Avy any @ taxi-brousse tsotra no nipoiranay ary mbola misy rahateo izany koperativa Soatrans izany. Fifaninana masina no hatrehana ho tombotsoa ambony ho an'ny mpanjifa sy ny sehatra misy antsika.

🙏🙏 Mankasitraka sahady ho antsika mandray.

🇲🇬 Antsika rehetra Madagasikara, aza miandry omena fa mijoroa, ento ny anjara birikinao hampandroso ny firenena

Mifampivavaka isika e! Misaotra tompoko !

🖥 Résa en ligne : soatransplus.mg
☎️ 032 23 909 00
📧 [email protected]

📞 Réclamation : 032 1190539


13/05/2026

☆ Team Sud-Est ☆
|||| Hafa avao ||||

Demain c'est férié mais SoatransPlus travaille ! 🚌🚌 Les équipes à votre service dans toutes les agences.

🖥 Résa en ligne : soatransplus.mg
☎️ 032 23 909 00
📧 [email protected]

Antananarivo Galana Andrefana Ambohijanahary

Address

Andrefana Ambohijanahary Derrière Station Galana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SoatransPlus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SoatransPlus:

Share