Trans'Nate Service

Trans'Nate Service TRANSPORTEUR / FOURGON
Marchandises - Livraisons - Déménagement etc...
Courte et longue Route ds MADA Mr le Transporteur

01/01/2024

ARABAINA DAHOLO NAHATRATRA IZAO 2024 IZAO.
ENGA ANIE KA HO TAOM-PAMOKARANA NY SOA SY NY TSARA REHETRA IZY ITO HO ANTSIKA MIANAKAVY.
TAHIN'ANDRIAMANITRA AVOKOA.

  manakaiky anao hatrany ary manamaivana anao. Laharam-pahamehana ny fanomezana anareo fahafahampo ka sarobidy aminay ny...
24/12/2023

manakaiky anao hatrany ary manamaivana anao.

Laharam-pahamehana ny fanomezana anareo fahafahampo ka sarobidy aminay ny fotoana izay omenareo.

Izay indrindra no ezahanay mikolokolo tsara ny fiara mba ahazaka lalana tsara koa aza manahy ianareo.

Antsoy fa aza misalasala.

Manaova fety sambatra avokoa.

Taonam-pisokafana ny 2023, isaorana Andriamanitra fa noho ianareo dia tafajoro soa amantsara ny  Mankasitraka be dia be ...
24/12/2023

Taonam-pisokafana ny 2023, isaorana Andriamanitra fa noho ianareo dia tafajoro soa amantsara ny
Mankasitraka be dia be anareo izay niara-dalana taminay nandritry izay fotoana izay ary enga anie ka mbola itohy izany.
Manentana anareo izay mbola tsia kosa fa ho afapo ianareo.
Koa dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra, na ho an'izay eny andalana na izay any akaikin'ny finakaviany.

Aza misalasala miantso fa mandray anao foana izahay.✅️Azo antoka✅️Chauffeur efa manana traikefa✅️Fiara malalaka tsara sy...
11/12/2023

Aza misalasala miantso fa mandray anao foana izahay.
✅️Azo antoka
✅️Chauffeur efa manana traikefa
✅️Fiara malalaka tsara sy tsara kolokolo ka tsy ho panne lava
✅️Manaja Fotoana

Address

Antananarivo

Telephone

+261345980805

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trans'Nate Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share