Livromax Service

Livromax Service Livraison rapide. Service fiable. votre satisfaction est notre priorité
(3)

Arabaina i Sambatra Miarisoa fa izy Nou nahazo Ilay cadeaux 10.000 Ar AVY aty am Livromax Service 🎉🙏 manasa anao iditra ...
12/10/2025

Arabaina i Sambatra Miarisoa fa izy Nou nahazo Ilay cadeaux 10.000 Ar AVY aty am Livromax Service 🎉🙏 manasa anao iditra Mp ary 💝

Manolotra Fisaorana ho antsika rehetra nandray anjara 🙏🥰
Araho hatrany ny page fa ho hisy fizarana matetika ho ataontsika eto

12/10/2025

Tapitra ny lalaon-tsika Zareo aaaa🥰🙏

🔥🚨JEUX azahoana Cadeaux 10.000 Ar 🚨🔥🟥Conditions :1️⃣- Mila abonné am page LIVROMAX SERVICE 2️⃣- Mila mi invité amis (ata...
10/10/2025

🔥🚨JEUX azahoana Cadeaux 10.000 Ar 🚨🔥

🟥Conditions :

1️⃣- Mila abonné am page LIVROMAX SERVICE
2️⃣- Mila mi invité amis (atao sélectionné tout) @ page LIVROMAX SERVICE
3️⃣- Mi mentionné page 2 fividiananao entana matetika de soratana hoe "Ndao hiara-iasa amin'ny Livromax Service "
4️⃣- Manao partage 5 misy anao

🟩Izay commentaire betsaka réaction indrindra nou mahazo Ilay cadeaux 10.000 Ar avy aty aminay

🚨Dimanche à 18h 00 ny farany fandraisana anjara de aminio ihany koa nou ahafantaran-tsika ny olona mahazo azy eto am page ihany 🚨

Ho vérifienay avokoa Ireo ka izay tsy mahafeno fepetra dia tsy manan-kery

Bonne chance daoly Ary 😉👊

📢 Reprise officielle des livraisons 📢Nous avons le plaisir de vous informer que l’équipe Livromax Services reprend ses a...
01/10/2025

📢 Reprise officielle des livraisons 📢

Nous avons le plaisir de vous informer que l’équipe Livromax Services reprend ses activités de livraison dès demain.
Notre priorité reste d’assurer vos envois avec rapidité, fiabilité et professionnalisme.

📦 Préparez vos colis dès aujourd’hui : nous serons présents pour vous livrer efficacement à Antananarivo et dans ses environs.

🙏 Merci pour votre confiance et votre collaboration continue.

Rehefa nanao ny vérification tsirairay izahay de izy roa Ireto ny tena bé réaction Ary nanaraka ny fepetra rehetra ara-d...
21/09/2025

Rehefa nanao ny vérification tsirairay izahay de izy roa Ireto ny tena bé réaction Ary nanaraka ny fepetra rehetra ara-dalana nefa iray (1) ihany ny mahazo Ilay Loka ka izay tena ambony réaction indrindra ka tsy Iza izany fa i Lé Nàiaïn
Arabaina enao fa enao Nou nahazo t@ lalaon- tsika androany 🎁🎉
Iangaviana enao Mba andefa Mp Kely tompoko azafady 🙏

Mazava tsara ny fitsarana 😊 reo hitantsika Ireo daoly ny nombre de réaction ny tsirairay sy ny heure nanaovana capture 21h00 ✅

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara 🙏🥰

21/09/2025

Tapitra ny lalaontsika aaaa 👌🙏
Alefanay eto ny olona nahazo anazy Afaka fotoana fohy
Merci 🙏

VAO mifoha maraina izahay dia EFA mahatsiaro anareo mpaanaraka ny pejy sahady  Andro Alahady mafinaritra ity ☺️🥰Ndao Ary...
21/09/2025

VAO mifoha maraina izahay dia EFA mahatsiaro anareo mpaanaraka ny pejy sahady Andro Alahady mafinaritra ity ☺️🥰

Ndao Ary isika Mba iaraka ilalao Kely Mba handravahana izany eee ☺️

Ny omena ny pandresy dia ity 10.000 Ar ity💸💰

Ka izao Ary ny fepetra :
1- mila abonné am ity page Livromax Service ity ianao ✅

2- sorato ao am commentaire hoe
"LIVROMAX SERVICE" de mentionneo ao ny amis nao 5 Fara-fahakeliny ✅

3- Ataovy partage am groupe ze misy anao 5 Fara-fahakeliny ity publication ity ✅

4- Izay commentaire bé réaction indrindra nou mahazo Ilay Loka 10.000 Ar 💸💰🔥

🟥 Ho vérifienay daoly Ireo ka hoan'izay tsy mahafeno ny fepetra dia tsy manan-kery izany 😊

Androany Nou mifaranana ny lalaontsika de aorinanizay Nou amoahanay ny valiny eto 🚨🎁

NDAO ARY 🔥🔥😊🔥💰🚀🚀

🚨🚨⚠️ ANNONCE IMPORTANTE ⚠️🚨🚨
19/09/2025

🚨🚨⚠️ ANNONCE IMPORTANTE ⚠️🚨🚨

Tolotr’asa :Mitady livreur à vélo izahay ✅🟩 21  ans hatramin’ny 35 ans 🟩 Afaka miasa avy hatrany 🟩 Manana BEPC fara-faha...
16/09/2025

Tolotr’asa :
Mitady livreur à vélo izahay ✅

🟩 21 ans hatramin’ny 35 ans
🟩 Afaka miasa avy hatrany
🟩 Manana BEPC fara-fahakeliny
🟩 Manana traikefa Amin’ny livraison bisikileta
( Efa nanao asa livreur à vélo)
🟩 Mahita lalana tsara eto Antananarivo
🟩 Madio, matotra sy mahalala fomba, vonona iasa tsara
🟩 Hiantohana ny bisikileta sy fikojakojana azy, sakafo atoandro, crédit

🟩 Karama isam-bolana (salaire de base)
+ prime de performance
🟩 Manana téléphone (tena tsara raha Android )

🟥Mipetraka manodidina :
🔹 Ambohitsoa
🔹 Tsimbazaza
🔹 Mahamasina

Raha mahaliana anao dia alefaso Mp ato amin’ny pejy Facebook LIVROMAX SERVICE ny CV anao

N.B : Tsy mamaly compte fake tompoko

Aza adino fa hanamora ny asa nao sy ny fidiram-bola nao ny Antony fisianay 😊Miasa : 6j/7j izahay Izany hoe du Lundi au s...
14/09/2025

Aza adino fa hanamora ny asa nao sy ny fidiram-bola nao ny Antony fisianay 😊

Miasa : 6j/7j izahay
Izany hoe du Lundi au samedi ✅

Koa raha misy ny fiaraha-miasa tianao ho kasaina na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa hafatra miafina (Mp) na Tonga de miantso

☎️Contact : 0385414455☎️

Vonona hanome fahafaham-po anareo hatrany izahay ✅ Sady Azo hiresahana tsara

Manana NIF & STAT ara-dalana ✅

Vita iny ny volana Août ka manolotra Fisaorana ho anareo rehetra nametraka fahatokisana t@nay ka nahafantsika niara nand...
02/09/2025

Vita iny ny volana Août ka manolotra Fisaorana ho anareo rehetra nametraka fahatokisana t@nay ka nahafantsika niara nandroso hatrany 🙏❤️❤️

Ndao indray isika iaradala am'ity volana vaovao ity , ka mirary fahasalamana sy fahombiazana ho antsika rehetra izahay ato ny Livromax Service 😊

Aza misalasala Ary ny mandefa ny liste ny livraison ho atao rah misy izany na Ireo maniry te hiara iasa aminay koa fa vonona ny hanome fahafaham-po anareo hatrany izahay ✅

Contact ☎️0385414455☎️

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Livromax Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share