01/05/2026
"(...) Izao sombim-pahombiazana izao dia noho isika.
Noho ny valina message iray, dian-kety iray, famoizana bisikileta indray mandeha ... Noho ny ezaka ataontsika isan'andro.
Fikiro mafy ireo valeurs ntsika izay efa napetraka hatrizay.
(...) Anio isika hifety, samy manao izay tiany.
Rahampitso isika hiady, hiaraka, handresy. (...)
Mbola lavitra ny lalana, fa 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮, 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝘀𝘆 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮."
𝓖𝓻𝓪𝓷𝓭𝓲𝓻, 𝓮𝓷𝓼𝓮𝓶𝓫𝓵𝓮. Miara-misandratra.
Team building 𝗗𝗿𝗲𝗮𝗺𝗧𝗲𝗮𝗺 / Mailaka / Elatra / HOPE / 𝗡𝗢𝗙𝗶 / 𝗠𝗮𝗿𝗲𝘃𝗮.
Avril 2k26