Car Lover

Car Lover 🚘Mécanique ⚙️Mecatronique 🖥️Électricité 🚘
🚘Diagnostique 📊 Reprog 📈 Reparation 🛠️

Pronostique ahazoana 30.000 ar * Atao JAIME ito PUB ito ary atao SUIVRE ny PAGE CAR LOVER.* PARTAGER @ profil anao sy an...
25/08/2025

Pronostique ahazoana 30.000 ar
* Atao JAIME ito PUB ito ary atao SUIVRE ny PAGE CAR LOVER.
* PARTAGER @ profil anao sy anaty groupe 3 misy anao.
* commenteo @ ito PUB ito ny PRONOSTIQUE anao
ohatra : MADAGASCAR 5 - 2 SUDAN
NB : - tsy ekena ny commentaire modifié.
- @ 4:00 ny farany commentaire.
- mila mahafeno fepetra.


10/04/2025

Car Lover
Ny tena garagiste dia tsy oe akory manamboatra fotsiny ilay fiara fa kosa miantoka tanteraka hatramin’ny fahasalaman’ny tompony, ato amin’ny Car Lover no misy izay.
Car Lover

Boost puissance seat 1.9L Misy effet avokoa ireny zavatra ataontsika off ireny ary izay no antony tsy maintsy anaovana b...
07/04/2025

Boost puissance seat 1.9L
Misy effet avokoa ireny zavatra ataontsika off ireny ary izay no antony tsy maintsy anaovana boost puissance mba iverenan’ny tanjak’ilay fiara (récupération de performance)
🎭 izay izy raha fehizina fa mbola lava be io raha atao resaka saingy tombony ho an’ny client mandalo ato amin’ny Car Lover dia mahazo fahalalana hatrany.
Car Lover

Tompoko, tsara raha samy honnête & sincères isika… Rehefa mba anontaniana de valina fa tsy afenina ilay izy. Izahay ato ...
26/03/2025

Tompoko, tsara raha samy honnête & sincères isika…
Rehefa mba anontaniana de valina fa tsy afenina ilay izy. Izahay ato akory tsy oe faly anome tsiny akory fa matoa izahay manontany dia mba ny ahamora ny fanamboarana ny fiaranao, fantatray foana io oe efa nentinao tatsy sy teroa vao tonga tato aminay…

Bref, ny tena tsara dia tsy misy otran’ny mitsotra eh. Hanamora ny asa izay ary koa hampiena ny saran’ny fanamboarana ary mety mbola omenay toro-hevitra azy ianao mba hikojakojanao ny fiaranao🚗🏎️🚕
Mirary soa hatrany tompoko

The Fuel Injection SystemThe key components of a modern fuel injection system include:Fuel Pump: This component is respo...
25/03/2025

The Fuel Injection System
The key components of a modern fuel injection system include:
Fuel Pump: This component is responsible for drawing fuel from the tank and delivering it to the rest of the system under pressure.
Fuel Filter: The fuel filter helps to remove any impurities or contaminants from the fuel before it reaches the critical components.
Fuel Injectors: These are the nozzles that precisely spray the required amount of fuel directly into the engine's intake manifold or combustion chambers.
Fuel Rail: This pipe distributes the pressurized fuel from the pump to each of the individual fuel injectors.
Engine Control Unit (ECU): The vehicle's onboard computer, the ECU, controls the entire fuel injection process based on data from various engine sensors.
Sensors: A range of sensors monitor important parameters like air flow, engine speed, and oxygen levels, providing real-time data to the ECU.
Together, these interrelated components work to ensure an optimal air-fuel mixture for efficient engine performance and lower emissions.

Fr : 🇫🇷

Le système d'injection de carburant Les principaux composants d'un système d'injection de carburant moderne sont les suivants : Pompe à carburant : Ce composant aspire le carburant du réservoir et le refoule sous pression vers le reste du système. Filtre à carburant : Le filtre à carburant élimine les impuretés et les contaminants du carburant avant qu'il n'atteigne les composants critiques. Injecteurs : Ce sont les buses qui pulvérisent précisément la quantité de carburant requise directement dans le collecteur d'admission ou les chambres de combustion du moteur. Rail d'injection : Ce tuyau distribue le carburant sous pression de la pompe à chacun des injecteurs. Unité de contrôle moteur (UCE) : L'ordinateur de bord du véhicule, l'UCE, contrôle l'ensemble du processus d'injection de carburant en fonction des données provenant de divers capteurs moteur. Capteurs : Une série de capteurs surveillent des paramètres importants tels que le débit d'air, le régime moteur et les niveaux d'oxygène, fournissant des données en temps réel à l'UCE. Ensemble, ces composants interdépendants contribuent à garantir un mélange air-carburant optimal pour des performances moteur optimales et des émissions réduites.

11/03/2025

Tompoko, faly miarahaba ihany aloha na izany aza.
Mba misy resaka kely tiana havoitra, au moins mba fantanao kosa ny manavaka ny probleme misy amin’ny firanao toy ny :
- Mecanique
- Electricite
- Electonique
- Informatique
- …
Izahay ato amin’ny tompoko mahay izany saingy tsara kokoa raha ianao no mahafantatra voalohany ny aretin’ny fiaranao mba tsy ampitaraina anao amin’ny fandoavambola. Izahay raha vao mandray anao fotsiny dia tadidio fa efa diagnostic no iantsoanay izany, ary ny diag ataonay voalohany dia tsy ny fiaranao mihintsy fa IANAO TOMPONY.
Bref, angamba hoy aho takatrao ny heviny…
💯MIRARY SOA HATRANY TOMPOKO
💯MIRARY NY FIARANAO HO SALAMA TSARA
💯SOAVA DIA
🔋CAR LOVER 🚗

Traitement et écriture du fichier Citroen C3 Mivarotra fichier ihany koa hoanle maty calculateur ireny.Mirary farany her...
20/02/2025

Traitement et écriture du fichier Citroen C3
Mivarotra fichier ihany koa hoanle maty calculateur ireny.
Mirary farany herinandro finaritra ho antsika rehetra ny ekipa Car lover

Ilay nofy ratsinao 😂 🔑 laingako zany fa manantona fotsiny ny   dia mahita tory tsara ianao tsy mieritreritra CHECK zany ...
16/02/2025

Ilay nofy ratsinao 😂
🔑 laingako zany fa manantona fotsiny ny dia mahita tory tsara ianao tsy mieritreritra CHECK zany intsony.
⚙️Diagnostic
⚙️Entretien
⚙️Réparation
🚘 toutes marques de voiture 🚙🚌🚛
📞0345372665

14/02/2025

Address

AP 18 Ter
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Car Lover posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share