16/06/2025
✨ Mpanao vente en ligne na orinasa manana colis na dossier aterina aingana?
✨Sahirana mitady livreur na ihany koa agence de livraison azo itokisana..?
👉Izahay ato amin'ny Maf'naritra Service dia vonona hanome fahafam-po ho anareo🤗🤗
✅Haingana
✅Azo antoka
✅Marim-potoana
✨Mirary ny tolotra ato amin'ny Maf'naritra Service satria:
👉 RÉCUPÉRATION=0AR
👉FRAIS DE LIVRAISON :
-3000AR EN VILLE
-À PARTIR DE 4000AR EN PÉRIPHÉRIQUE🥰🥰
👉Mandefa any amin'ny faritra ihany koa zahay
✨Aza misalasala ary fa vonona ny hanome fahafam-po ho anao ny Maf'naritra Service 🤗🤗
✅Faciliter votre service avec Maf'naritra Service ☺️🤗
Plus d'informations☎️0338078083/0389075456 ou venez sur mp🤗🤗