07/06/2025
🚗 "Mandehàna tongotra raha te hanala tavy, fa manofà kosa fiara raha te hanala fahasahiranana !" VAM
💡 Azonao atao ny mandray taxibe 🚌, manakana taxi 🚕, na mitaingina bisikileta 🚴… fa raha hisafidy ihany, tsy aleo ve manofa VAM milay !!!?
✅ Azo itokisana mihoatra ilay namanao milaza fa "efa akaiky" iny nefa mbola lavitra.
✅ Mandamina tsara 🛋️ mihoatra ilay "canapé" ao an-tranonao izay tsy mbola nipetrahanao hatramin'izay.
✅ Mora hofaina 📝 noho ny fieritreretana ny laokanao rahampitso.
🔥 Fandrio haingana ⏳ sao lasan-dry "Boss mianakavy" handeha vakansy eo daholo ny fiara rehetra !
📍 Ho an'izay dia halehanao rehetra 🚙💨 na eto Antananarivo sy ny manodidina 📍, na ho any amin'ny faritra 🌍, na koa hamonjy fotoana ⏱️ na lanonana 🎉, misy fiara mety aminao ato.
📞 Mifandraisa aminay :
📲 +261341644396 - +261377888493
💬 WhatsApp : +261377888493
📧 Email : [email protected]
____
🚗 "Marchez si vous souhaitez diminuer votre graisse, mais louez une voiture si vous voulez diminuer votre stress !" VAM
💡 Vous pouvez prendre le bus 🚌, appeler un taxi 🚕 ou même monter un vélo 🚴… mais soyons honnêtes, louer une voiture, c'est quand même mieux !!!
✅ Plus fiable que votre ami qui vous dit "j'arrive" alors qu'il est encore loin.
✅ Plus confortable 🛋️ que ce canapé chez vous sur lequel vous n'avez jamais vraiment pris le temps de vous asseoir.
✅ Plus facile à louer ⏱️ que de décider ce que vous allez manger demain 🍽️.
🔥 Réservez vite ⏳ avant que "Boss et compagnies" ne partent en vacances avec toutes les voitures disponibles !
📍 Que ce soit pour vos déplacements à Tanà et ses environs 📍, un voyage en province 🌍 ou pour un événement spécial 🎉, nous avons le véhicule qu'il vous faut !
📞 Contactez-nous :
📲 +261341644396 - +261377888493
💬 WhatsApp : +261377888493
📧 Email : [email protected]
, , , , , , , , , , , , ,