14/07/2025
‼️Raikitra ary lay fitadiavana mpiasa e‼️
Raha mahafeno ireo fepetra ireo ianao dia valio ao @ MP ireto zavatra ireto :
1-Momba anao (anarana, taona,...)
2-Adiresy
3-Ny antony mahatonga anao liana @ lay tolotr'asa
POSTE 10 Irakiraka
☎️0384809128