Taxi moto Tsarahonenana

Taxi moto Tsarahonenana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Taxi moto Tsarahonenana, Transportation Service, Tsarahonenana, Antananarivo.

👉 Mivarotra guide de dépannage scooter pdf (torolalana manampy anao hitady ny panne amin'ny scooter) : 3000ar
👉 Mampianatra mécanique sy électricité moto scooter ( en ligne) : 5000ar
👉 Torohevitra maro isakarazany momba ny moto sy ny tontolony.

Iza no efa noentin'i rafotsy ? 😅😀
02/09/2026

Iza no efa noentin'i rafotsy ? 😅😀

Ok 😁
27/08/2026

Ok 😁

26/08/2026

Iza no efa nanao an'izay rehefa tezitra ? 😂

Fa inona io e ?
25/08/2026

Fa inona io e ?

Ary ny vadinao ? 😂😅
19/08/2026

Ary ny vadinao ? 😂😅

19/08/2026

Efa afaka midéplace izahay manamboatra na manao vérification amin'ny équipements moto raha misy jiro, clignotant na klaxon tsy mandeha na koa olana électrique ( tsisy courant ny bougie sns).
Manao ny moto rehetra na scooter na routiere na cross

18/08/2026

👉 Efa afaka midéplace izahay manamboatra raha misy olana amin'ny resaka équipement ny motoanao ☺️
Mandefasa mp avy hatrany

17/08/2026

👉 Manana groupe privé isika ho anareo izay mampiasa scooter ka mba te hafantatra ny fikojakojana azy
Fidirana : 3000ar

15/08/2026

Mbola mampianatra mitondra scooter foana an'izay Efa manana moto ah fa lasa adinoko foana ny Mandefa vidéo sy sary 👍

14/08/2026

Hay koa misy m'chaoundraoundra amin'ny moto 'zany le 🏍️😅😂

Mahafinaritra ilay izy dia mba nindramiko 👍

Address

Tsarahonenana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taxi moto Tsarahonenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share