Kofiabe premium

Kofiabe premium premium

Tana >>>Antsirabe

📞 Tana 038 01 026 15
📞Antsirabe 038 02 026 15

✨Bonne nouvelle 🆕À partir de demain 😉 profitez du wifi 📶🆓 dans nos salles d’attente :Tana et Antsirabe    Réservation :📱...
04/03/2026

✨Bonne nouvelle 🆕
À partir de demain 😉 profitez du wifi 📶🆓 dans nos salles d’attente :Tana et Antsirabe

Réservation :
📱 Tana 038 01 026 15
📱Antsirabe 038 02 026 15

👋👋👋👋Salama ôAza adino fa misy ihany koa ny Services colis📦📦ato amin’ny Kofiabeplus 🙂 Sady azonao arahana tsara ny fiaing...
27/02/2026

👋👋👋👋Salama ô
Aza adino fa misy ihany koa ny Services colis📦📦ato amin’ny Kofiabeplus 🙂
Sady azonao arahana tsara ny fiaingan’ny entana sy ny fahatongavan’ny entanao 🙂📦

📆Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy
⏰ sasany maraina hatramin’ny 5ora ariva



👋👋👋👋👋Sady kilalao no fanomezana hoan’ny mpifankatia andeha ato aminay @ 14 Février ho avy izao 🙂🙂                      V...
12/02/2026

👋👋👋👋👋
Sady kilalao no fanomezana hoan’ny mpifankatia andeha ato aminay @ 14 Février ho avy izao 🙂🙂
Vakio tsara ary 🙂
Dia fandrio dieny izao ny toerana ☺️
Tana 📞038 01 026 15
Antsirabe 📞 038 02 026 15
‼️ireto ary ny toromarika:
📌Olon-droa miaraka ianareo 👩‍❤️‍👨
📌Manao akanjo mitovy loko (ohatra:samy mainty na samy mena sns…..)
‼️Olon droa niaraka nanao réservations fa tsy olona vao samborina eo @ birao an 😁😁
Izay manaraka tsara ny toromarika dia mandray fanomezana avy t@ Cœur qui bat ❤️

👋Miarahaba ô👋Mandray lesona isika dia manatsara 🤝ary tena miezaka 🙂    20 andro izay isika no niara-dia 🚐🚐Ho fankasitrah...
16/01/2026

👋Miarahaba ô👋
Mandray lesona isika dia manatsara 🤝ary tena miezaka 🙂
20 andro izay isika no niara-dia 🚐🚐
Ho fankasitrahana antsika rehetra dia
📢 Araraoty fa mamaimpoana ny colis -10kg ato aminay
📌takio foana ny reçu sy ny référence ny colis anao rehefa mandefa
Mirary Soa antsika rehetra

Address

Antananarivo-Antsirabe
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kofiabe premium posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share