FCE Société d'Etat Malagasy reliant, par la voie ferrée, la Ville de Fianarantsoa à Manakara

🐇 pâque 2026 miaraka Aminy FCE 🚂Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃 Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :TRAIN PASCAL 2026Fianaratso...
18/03/2026

🐇 pâque 2026 miaraka Aminy FCE 🚂

Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃
Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :

TRAIN PASCAL 2026
Fianaratsoa-sahambavy-fianarantsoa

Ny alatsinainy ny P***a 06 aprily 2026
Ny lamasinina dia miainga amin'ny 09 ora maraina ary miverina amin'ny 5 ora tolakandro.

Fiaingàna iray ihany ary voafetra avokoa ny toerana ka fandriho mialoha àry.
🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳
Akoatr'izay :

Misy ihany koa ny petit train izay miainga ny garan'ny FCE ka hatreny Beravina ny sabotsy 04 aprily ka hatramin'io alatsinainy 06 aprily io : 2000Ar ny saran-dalana mandroso sy miverina.

Mirary antsika hanao fety sambatra ny F.C.E

Address

1 Rue Du General Leclerc Antarandolo
Fianarantsoa
00301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FCE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FCE:

Shortcuts

Share