Joyce Ana RN13

Joyce Ana RN13 JOYCE ANA RN13
Transport & Voyage
Responsable
034 70 988 08
032 71 988 08
Bureaux Akoradava.

01/05/2026

Ndao hody e❤️🤝

JOYCE ANA RN13📍 Trajet :* Tananarive ➝ Fort-Dauphin* Fort-Dauphin ➝ Tananarive🗓️ Fandaharam-potoana :* Talata • Alakamis...
28/04/2026

JOYCE ANA RN13

📍 Trajet :

* Tananarive ➝ Fort-Dauphin
* Fort-Dauphin ➝ Tananarive

🗓️ Fandaharam-potoana :

* Talata • Alakamisy • Sabotsy

⏰ Ora fiaingana :

* 05:00 maraina

📌 Point de départ :

* Tananarive : Jovena Androndrakely
* Fort-Dauphin : Mendrika Service

🎒 Bagage :

* 20 kg / olona

🚗 Fiara ampiasaina :

* Galloper • Terracane • Rexton • Starex

📞 Contact :

* 034 70 988 08
* 032 71 988 08

👉 Mifandraisa mialoha ho an’ny réservation !

🚐 FANDAHARANA FIAINGANA JOYCE ANA RN13 🚐📍 Antananarivo ➡️ Fort-Dauphin📍 Fort-Dauphin ➡️ Antananarivo✨ Manana fiara 4x4 i...
21/04/2026

🚐 FANDAHARANA FIAINGANA JOYCE ANA RN13 🚐

📍 Antananarivo ➡️ Fort-Dauphin📍 Fort-Dauphin ➡️ Antananarivo

✨ Manana fiara 4x4 izahay, mandeha intelo isan-kerinandro:👉 Talata👉 Alakamisy👉 Sabotsy

💰 Saran-dalana:🔹 Seza aloha: 400 000 Ar🔹 Seza afovoany: 300 000 Ar🔹 Seza aoriana: 300 000 Ar

🧳 Entana azo entina: 20 kg isaky ny mpandeha

⏰ Ora fiaingana: 05:00 maraina

📞 Famandrihana toerana:👉 034 70 988 08👉 032 71 088 08

👩‍💼 Mm Joyce Ana no handray sy hanampy anao amin’ny famandrihana. Misaotra Tompoko 🙏

Mety aminareo vé izao!  Ry namana rehetra, hita fa ianareo 5 ato dia samy nahazo isa ambony (100 miakatra), ka mba ho ra...
15/04/2026

Mety aminareo vé izao! Ry namana rehetra, hita fa ianareo 5 ato dia samy nahazo isa ambony (100 miakatra), ka mba ho rariny dia aleo zaraina aminareo mitovy ny vola. Mirary soa sy tsodrano ho anareo tsirairay 🙏
Fa amin’ny manaraka kosa, aoka samy hanao lalao madio sy mangarahara isika rehetra, satria tsy mendrika raha hifanimba na hanao zavatra tsy ara-drariny noho ny vola 50 000Ar. Ny tanjona dia ny hilalao am-pifaliana sy amim-pahamarinana. 👍

Salama daoly 😊 Tonga ny lera. Fa saingy nisy nanao lalao maloto. Nga de betsaka n'y nandefa fitarainana aty.Misaotra ana...
15/04/2026

Salama daoly 😊 Tonga ny lera. Fa saingy nisy nanao lalao maloto. Nga de betsaka n'y nandefa fitarainana aty.
Misaotra anareo rehetra mampahafantatra raha misy compte fake na fihetsika tsy mazava ao anatin’ny lalao. Tena raisinay an-tanana izany mba hitandroana ny mangarahara sy ny fahamarinana.
Marihina fa:
➡️ Izay hita fa mampiasa compte fake na manakorontana dia hesorina avy hatrany amin’ny lalao.
➡️ Aza misalasala mandefa porofo (capture) aminay raha misy ahiahy.
Ny tanjona dia ny hahatonga ity lalao ity ho madio sy mitovy vintana ho an’ny rehetra 🙏
Mankasitraka ny fiaraha-miasa 🤝

🔔 FANAMARIHANA MANAN-DANJA 🔔Mba hanamafisana hatrany ny mangarahara, dia nangataka ny sasany mba hanampiana preuve fanam...
15/04/2026

🔔 FANAMARIHANA MANAN-DANJA 🔔
Mba hanamafisana hatrany ny mangarahara, dia nangataka ny sasany mba hanampiana preuve fanampiny izahay.
➡️ Ho an’ny mpandresy, azafady mba mandefa karapanondro (CIN) sy capture ny compte Facebook-nareo, sy capture Ilay lalao, mba hanamarinana fa tena ianareo tokoa no tompon’ny kaonty nahazo.
Izany dia atao ho fiarovana ny rehetra sy hisorohana ny fitaka 🙏
Misaotra betsaka amin’ny fiaraha-miasa 🤝
Ary arahabaina indray ireo nahazo 🎉🎁

🚐✨ PROGRAMME VOYAGE – JOYCE ANA RN13 ✨🚐📅 3 fois par semaine :• Mardi : • Jeudi : • Samedi : 📍 Départ Tana :Jovena Anjond...
12/04/2026

🚐✨ PROGRAMME VOYAGE – JOYCE ANA RN13 ✨🚐
📅 3 fois par semaine :
• Mardi :
• Jeudi :
• Samedi :
📍 Départ Tana :
Jovena Anjondrakely
📍 Départ Fort Dauphin :
Mendrika Service Esokaka – 🕔 05h00
🎒 Bagage autorisé :
20 kg par personne
💰 Tarifs :
• Frais devant : 400 000 Ar
• Afara chauffeurs : 300 000 Ar
• Farany afara : 300 000 Ar
📞 Numéros responsables :
☎️ 034 70 988 08
☎️ 032 71 988 08
🏢 Bureau Fort Dauphin :
Akoradava – 1er étage Techno.

❤️ vita nao io 😊✨Tsarovy fa ny asa ataontsika isan’andro, na dia kely aza, dia dingana iray mankany amin’ny fahombiazana...
11/04/2026

❤️ vita nao io 😊✨
Tsarovy fa ny asa ataontsika isan’andro, na dia kely aza, dia dingana iray mankany amin’ny fahombiazana lehibe 💪
Na misy fahasarotana aza dia aza kivy ❌😔
Fa araka ny tenin’Andriamanitra: “Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fo rehetra, toy ny ho an’ny Tompo” 🙏
Midika izany fa tsy very maina ny ezaka rehetra ataontsika 💼✨
Tohizo hatrany ny fiezahana, minoa ny tenanao, ary matokia fa mbola hisy vokatra tsara ho avy 🌱🌟
Samy manana ny fotoanany ny fahombiazana ⏳
Koa mahareta, mivavaha 🙏, ary aza mijanona miezaka 💪🔥
Isika rehetra dia afaka mahavita zavatra lehibe 🤝✨ Tiako ny Asako.

Gazety tsika anio 🥰♥️
07/04/2026

Gazety tsika anio 🥰♥️

Eo alu MBA Samia manao 👋 Coucou ato daoly❤️🎉 Efa akaiky be ny fisarihana 🎁✨Kely sisa dia ho fantatra izay ho tsara vinta...
07/04/2026

Eo alu MBA Samia manao 👋 Coucou ato daoly❤️
🎉 Efa akaiky be ny fisarihana 🎁✨
Kely sisa dia ho fantatra izay ho tsara vintana!
👉 Ho anareo mbola tsy nandray anjara, mbola tsy tara akory!
Mandraisa anjara dieny izao fa mety ianao no ho voafidy 🤩
👉 Ho anareo efa tafiditra kosa,
ampitomboy hatrany ny chance-nao 💪
✔️ Manaova réaction betsaka
✔️ Zarao (partage) ao amin’ny compte personnel anao
⚠️ Tsarovy: ny réaction sy ny partage ao amin’ny compte personnel ihany no manan-kery!
🍀 Mirary soa ho antsika rehetra! 🍀

Address

Fort-Dauphin

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Joyce Ana RN13 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share