Colis Express Mampikony

Colis Express Mampikony Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Colis Express Mampikony, Cargo and freight company, Lot G-15-B Mahiagogo Mampikony, Mampikony.

05/06/2026
Tongava eto manao wifi sady vataina ny photocopie de mahinana lasopy sady mandamina azy ary halefa Colis Express any ami...
02/06/2026

Tongava eto manao wifi sady vataina ny photocopie de mahinana lasopy sady mandamina azy ary halefa Colis Express any amizay hitiavanao azy.😊
Tongava manontany fa mandefa taratasy na entana manomboka amin'ny 6.600 ariary.
0320380060

Isan'andro izahay no miasa raha vao miposaka ny masoandro
29/05/2026

Isan'andro izahay no miasa raha vao miposaka ny masoandro

Mirary Pentekosta sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra!Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana, fahasalaman...
23/05/2026

Mirary Pentekosta sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra!
Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana, fahasalamana, fahombiazana ary fitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo.
Mankasitraka indrindra ny fahatokisanareo sy ny fiaraha-miasa hatrany. 🙏✨

Fantatrao ve fa n'aiza n'aiza toerana misy anao dia afaka mandefa entana sy taratasy ato aminay foana ianao isan'andro? ...
14/05/2026

Fantatrao ve fa n'aiza n'aiza toerana misy anao dia afaka mandefa entana sy taratasy ato aminay foana ianao isan'andro? azo antoka, vetivety, misy fomba fandoavana vola samihafa ary tsy lafo satria manomboka amin'ny 6.000 ariary.

08/05/2026

Inona ny filazana ny
Mahita zavatra tsara foana amin'izay lazaina fa ratsy?

Saika tsy hiasa alina intsony fa manimba fifantohana.Kay moa sady miandry ny fiara mandalo de aleo ihany amizao.Iza koa ...
07/05/2026

Saika tsy hiasa alina intsony fa manimba fifantohana.
Kay moa sady miandry ny fiara mandalo de aleo ihany amizao.
Iza koa ilay sady mianatra no miasa no mbola miasa 🤜 dona kely ary e

Address

Lot G-15-B Mahiagogo Mampikony
Mampikony
414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Colis Express Mampikony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share