Naly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Naly, Travel and transport, Talata volonondry, Talata-Volonondry.

🙏Tongasoa eto 🙏: Locations de voiture Grand starex 12 places (033 31 455 89) ●Fizarana Passion sy zava-misy. ●Blague madinidinika😅

Zah mba nandeh tany Majunga antsokosoko ve rangah mba atao oe tsisy mafantatra nefa avôkanzalah ny dossier🤣😭😭Ataon Rafot...
23/09/2026

Zah mba nandeh tany Majunga antsokosoko ve rangah mba atao oe tsisy mafantatra nefa avôkanzalah ny dossier🤣😭😭
Ataon Rafotsy maita ndray zao oe fa in no nataonao tany😭😭🤣🤣

Eo  an🤗Rah enao ilay olona afaka foana😉Ninoninona zava-misy, na  inona na  inona☺️😊Refa misy ilaina anao dia manam-potoa...
19/09/2026

Eo an🤗
Rah enao ilay olona afaka foana😉
Ninoninona zava-misy, na inona na inona☺️
😊Refa misy ilaina anao dia manam-potoana foana enao😊
🙏De tadidio fa ataon'ny olona tsinotsinona enao🙏
🤗Satria Ninoninona zava-misy de tsy maintsy hisy iteny oe ii iaannn ve tsy ho avy eo, iny ngah de mahagaga fa tonga foana iny n'a tsy antsoina ary☺️ (miena be ny valeure anao )
🥰Tsy midika nefa zany oe manaova tsy afaka enao na oe aza manam-potoana mintsy☺️ tsy ifanomezan-tsiny satria ny olona samy manana ny fahasahiranany tsy voatery ho tantarainy aman'olona☺️
😎 Noho izany,, manana ny décision anao manokana,, enao iany no manapaka ny fotoananao🤗😎

>> Teto zah nanam-potoana dia nanam-bady ihany koa😅🥰😎

Meteza hanisy Lanja ny tenanao, refa manisy langage ny tenanao ianao dia manisy lanja anao ho azy ny olona🙏🙏🙏
Merciiiiii🥰🥰🙏🙏🙏🙏
🇲🇬

16/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andrianjafy Bodonirina Razafindrakoto, Chez Finaritra, Rsjm Safidy, Hëry'Líìñåh Nÿ Fÿtiah Prïncÿãh, Aro Sarobidy, Antsa Nantenaina, FA NO, Marinah Bienvenue, Wãlkër Ånïcët, Freddy Randrii, Tïnãh Fiorenantsoa, Alfred Andrianirina, Jean Romain Raak's, Wyatt Jariot, Eric Rh, Domoina Fitiavana, Sitraka Rakotomalala, Fyh Fyh, Aina Andrianaliniaina, Aina Randria, Licia Melissa, Matoky Fyh'tia Toavin'tsou, Kozan Bayaya, Lalia Valimbavaka, Mïæh Dæh, Ha Kim Omar, Nomenjanahary Tahina, Liantsoa Fetraniaina, Jah Rinah, Islah Xavier, Serge Mathyas, Rotsy Rotsy, Tsiory Andrianiaina, Haingo Raharimalala, Idealy ØCeane, Nantenaina Frañçíø, Ntsœ Namby, Mbolatina Fitiavana, Fyh Lalaina, Mandresy Poisson, Täntely Fanomezantsoa, Nah RH, Seheno Fitia Andrianas, Fah Ny Aiko, Mÿh Léa, Mii Rasoherina, Haja Tiana, Jessica JS, Tolojanahary Safidy, Jessy Saina

Park d'Ankarafantsika🤗Ambadiky amaray Tana🙏🤗(hidiridiry mparaina ny andro ndray loh ny vômaso  Lavale rahalina ty🤣)     ...
13/09/2026

Park d'Ankarafantsika🤗
Ambadiky amaray Tana🙏🤗
(hidiridiry mparaina ny andro ndray loh ny vômaso Lavale rahalina ty🤣)
🇲🇬

Rehefa misaina kely iny ah de mahatsapa oe hanomboka  ny tena fiainana🥹💗io foana no ao antsaiko vao manembona anty olona...
12/09/2026

Rehefa misaina kely iny ah de mahatsapa oe hanomboka ny tena fiainana🥹💗
io foana no ao antsaiko vao manembona anty olona ty ah💗🤗
Une grande motivation pour moi🤗🙏🙏

Aty Majunga e😅Hisy i-mentionné eto zao le vadiko de iteny oe fa iza io sipa io😅
12/09/2026

Aty Majunga e😅
Hisy i-mentionné eto zao le vadiko de iteny oe fa iza io sipa io😅

Tsy hoe mahita tany fotsiny  asa ty fa sady mahita anreo akama atr@zay ka atr@zao🙏🫵     🇲🇬
12/09/2026

Tsy hoe mahita tany fotsiny asa ty fa sady mahita anreo akama atr@zay ka atr@zao🙏🫵

🇲🇬

10/09/2026

Kay kosa lesy🥹😭, ilay chauffeur nandona olona teo 🥹
Rah ny fanazavan'ny vadiny de hoe eo ampanomanana ny mariage zareo🥹 ny akanjo mariage ary efa voavidy no tojo an'izao olana izao🥹,,
Courage lesy frère aa🙏 mivavaka ho anlah ny vadinlah sy ny fianakavianlah🙏🙏 mivavaka ho anlah lesy ny Malagasy🙏🙏
Accident tsy misy olona anao fanahiniaana anao accident amono olona zany lesy fa courage🙏🙏
🇲🇬

Efa disponibles indray ny fiara🥰Grand starex 12 places avec chauffeur😎Fiara confortable hita 😎🥰😎Disponibles pour votre d...
04/09/2026

Efa disponibles indray ny fiara🥰
Grand starex 12 places avec chauffeur😎
Fiara confortable hita 😎🥰
😎Disponibles pour votre direction et pour votre voyages😎:
- En ville
- Périphéries
- Province
- Transfert
Tsy adino fa mbola misy réduction hatrany ho anareo izay andeha Majunga🥰😎
Réservation sur mp ou 033 31 455 89 (WhatsApp)
Alefaso mialoha indray ary ny Réservation fa efa vitsivitsy ny date libre😎🙏

😎Reprezainty😎
04/09/2026

😎Reprezainty😎

Address

Talata Volonondry
Talata-Volonondry

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share