Kymco Many Ride-TAMATAVE

Kymco Many Ride-TAMATAVE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kymco Many Ride-TAMATAVE, Travel and transport, Beryl Rose, Tanambao V, Toamasina.

Mirary zoma hariva milay ho atsika jiaby 🛵🔥
13/12/2024

Mirary zoma hariva milay ho atsika jiaby 🛵🔥

RIDE SOLO maivana aloha amin'izao faran'ny taona izao 🛵Nivoaka Tamatave 5h30 Niditra Ambohimangakeky 14h30 Ny làlana Tam...
11/12/2024

RIDE SOLO maivana aloha amin'izao faran'ny taona izao 🛵

Nivoaka Tamatave 5h30
Niditra Ambohimangakeky 14h30

Ny làlana Tamatave makeo Antsampanana no be ratsy be fa avy eo azo ihainana ihany jusqu'à Tana

⛽️ Lasantsy lany manodidina ny 40.000ar

Vitesse max 90km/h

❌ Mila mitandrina eny an-dalana fa misy menaka mainty ireny tena malama be (Nianjera mihitsy moa ny tenanay)

Machine milamina be 0 panne ✔️

VIDIANA LAFO NY DESIGN 🛵Phase1, phase2 ... / Many 2012, 2016, 2018 ...✔️ Matetika dia mitovy foana ihany ny moteur, fa n...
18/11/2024

VIDIANA LAFO NY DESIGN 🛵

Phase1, phase2 ... / Many 2012, 2016, 2018 ...

✔️ Matetika dia mitovy foana ihany ny moteur, fa ny endrika ivelan'ny moto no tena misy fiovana.

✔️ Ny DESIGN no teboka iray amantarana hoe sortie oviana ity modèle ity.

Ireo hitatsika amin'ny sary ireo izao samy tableau ho ana Many daholo. Ny iray Tableau kely (2012 midina), ny iray Tableau Be (2016 Miakatra)

✅ Tsy misy hoe ratsy sy tsara fa resaka DESIGN ilay izy ary samy manana ny goût-ny

NB: Ny produit récent dia lafo koakoa foana
Ny Tableau be dia lafo noho ny tableau kely

Course en ville, entina miasa, entina mibàlabàla, na ilavalava hitety an'i Madagasikara dia mahavita azy ny Kymco Many 🛵...
15/11/2024

Course en ville, entina miasa, entina mibàlabàla, na ilavalava hitety an'i Madagasikara dia mahavita azy ny Kymco Many 🛵

Ny secret ? Karakarao sy kolokoloy tsara ny machine izay hanananao ✔️

Miverina ny fizarana eto amin'ny pejy ary tsy ho ela ny arrivage manaraka 🔥

Alefaso ao anaty commentaire ilay Many anao

Salama daholo 🫡Manomboka maro ianareo no manontany hoe roviana ny arrivage manaraka 🙏Mandamina kely izahay satria iaraha...
26/10/2024

Salama daholo 🫡

Manomboka maro ianareo no manontany hoe roviana ny arrivage manaraka 🙏
Mandamina kely izahay satria iaraha mahalala ny insécurité eto Tamatave dia hiova ny toerana hivarotana.

Ho avy ny Kymco Many manaraka ary mbola ho tsara koakoa ny kalitao atolotra 🛵

Araho tsy tapaka ny pejy ✅

Mirary Alahady mahafinaritra ho atsika jiabyyy 🌥️
13/10/2024

Mirary Alahady mahafinaritra ho atsika jiabyyy 🌥️

12/10/2024

25 secondes mahita 120km/h ❗

Standard foana ny resaka eto ! Tsy mila boite kit ✔️

✅ Ny Kymco Many 110cc rehetra dia afaka tonga amin'io vitesse io rehefa voafehy tsara ny "réglage" (Grammage galet, courroie, ressort de pousséé sns).

Credit Video: Mihaja Customs 🙏

Tsy mila mandeha alavitra intsony fa efa tonga eto Tamataveee 🙏                 ❗️KYMCO MANY 110cc ❗️- Bonne occasion mb...
11/10/2024

Tsy mila mandeha alavitra intsony fa efa tonga eto Tamataveee 🙏

❗️KYMCO MANY 110cc ❗️

- Bonne occasion mbola tsy niasa teto
- Facture BL / Misoratra aminao (1ere main)
- Moteur tsisy resaka be fa tena hoe IMPECCABLE 👌🏾
- INJECTION mitsitsy be nefa mantanjaka
- Seza carreau amin'ilay be mpitady
- Pneu maranitra tsara
- Clé d'origine
- 0 Bruit / 0 check / 0 devoir

🎁 CADEAUX: Mise au point + batterie vaovao + Vidange mahavita 1000km

📍TANAMBAO 5, Sacré coeur📍
☎️0347781163

Présence harivariva 👋(Alefaso ao anaty commentaire anie ny sarin'ilay Many anao 🛵)
08/10/2024

Présence harivariva 👋

(Alefaso ao anaty commentaire anie ny sarin'ilay Many anao 🛵)

05/10/2024

Noanaaa bee 🍚🍗

Nareo koa ve tia misakafo ato amin'ity toerana ity ?




Tsy nahasakana anao ny orana sy ny andro hariva 🛵Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
04/10/2024

Tsy nahasakana anao ny orana sy ny andro hariva 🛵
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

❗️MAHAZO TOMBONY BEEE IANAO❗️Tsy voatery ratsy akory ilay manafatra fa mahazo tombony be ny mahita ilay moto mivantana m...
01/10/2024

❗️MAHAZO TOMBONY BEEE IANAO❗️

Tsy voatery ratsy akory ilay manafatra fa mahazo tombony be ny mahita ilay moto mivantana mialohan'ny hividy 🛵

☑️ Hafa foana ny mahita mivantana ny état an'ny moto.

☑️ Eo ianao maheno ny feon'ny moteur. Tena 0 bruit marina ve ? Mba ialana amin'ny surprise ratsy (Afaka manala seza).

☑️ Azonao atao ny miondrika, mitraka, manao chutte avant, manao chutte arrière rehefa manao verification, mandrapa afa-po.

☑️ Fotoana iray koa io hoe afaka ametrahanao izay fanontaniana rehetra manitikitika anao momban'ny Kymco Many.

☑️ Manana safidy amin'izay ianao rehefa avy mi test ny Many izay tianao.

📍TANAMBAO 5, Sacré coeur no ahitanao anay📍
☎️0347781163

Address

Beryl Rose, Tanambao V
Toamasina

Telephone

+261347781163

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kymco Many Ride-TAMATAVE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share