15/01/2025
FILAZANA POUSSE VERY 🆘️❗
Salama Tompoko.
Mangataka fanampiana ré tompoko. Omaly hariva tokony ho tamin’ny 9 ora alina teo ho eo no nisy nangalatra ny iray tamin’ireo "PROXI-POUSSE", rehefa nisy mpandeha roa nangataka tamin’ny mpitondra poussy mba hitondra azy ireo hiverina any "Verreries" (Tamatave). Ity farany dia mitondra ny laharana 4492, ary mora ny mamantatra azy noho izy tsy fahita firy eto tamatave.
Raha manana fanampim-panazavana momba ity halatra ity ianao na efa nahita azy tany ho any, dia mifandraisa aminay amin'ny alàlan'ny hafatra manokana na antsoy ity laharana finday ity raha ilaina: 0340408767
Ny fanampiana rehetra dia raisina an-tanan-droa amin'ny fitadiavana ity posy ity ary misaotra mialoha amin'ny fanohananareo! Misaotra indrindra tamin'ny fiambenanao sy ny fizaranao. 🙏
ALERTE-URGENCE 🆘️❗
Bonjour à tous,
Nous avons besoins d'aide. On nous a volé un de nos cyclo-pousse hier dans la soirée, précisement vers 21 heures du soir, après que deux passagers aient demandé à notre jockey de les ramener à Verreries (Tamatave). Ce dernier est immatriculé 4492, et il est facile de le reconnaître de par son modèle unique en son genre.
Si vous avez des informations concernant ce vol ou si vous l'avez vu quelque part, merci de nous contacter en message privé ou d'appeler à ce numéro de téléphone si nécessaire: 0340408767
Toute aide est la bienvenue pour retrouver ce cyclo-pousse et nous vous remercions d'avance pour votre soutien !
Merci beaucoup pour votre vigilance et votre partage. 🙏