Shawn Design

Shawn Design Modding life

Ande itodi-doha ho any Tana aloha fa any hoe ny tokony ho misy ana zao satria mantsy za tsy manakatao😂😂Maraina be ataoko...
14/06/2023

Ande itodi-doha ho any Tana aloha fa any hoe ny tokony ho misy ana zao satria mantsy za tsy manakatao😂😂
Maraina be ataoko live

Zay aloha ny ketrika vaovao amaranana anty herinandro ty      #
14/06/2023

Zay aloha ny ketrika vaovao amaranana anty herinandro ty

#

Ny manaraka 👌🏾
13/06/2023

Ny manaraka 👌🏾

Coming soon ⏳
13/06/2023

Coming soon ⏳

Salut 👋Misy ticket Fanzone 2 Live Show Maitre Gims ato aminay fa noho ny tsy fahafahana de ho atao fisarihana hoe iza ny...
09/06/2023

Salut 👋
Misy ticket Fanzone 2 Live Show Maitre Gims ato aminay fa noho ny tsy fahafahana de ho atao fisarihana hoe iza ny omena anazy.
Fizotran'ny lalao:
_Partager-o ity publication ity.
_Mentionner-o namanao 1 izay tinao iaraka aminao
_inviter-o ny namanao anao j'aime ny pejy

Amin'ny 8ora alina manao fisarihana live eto @ pejy ka aza adino ny manaraka ny pejy sao ianao no tsara vintana mahazo ilay ticket

Salama daholo 👋👋Taorian'ny fangatahana voaray dia nalatsaka 1.43 to 1.46 ilay 410D fa mbola tsy dia misy milalao any @ 1...
08/06/2023

Salama daholo 👋👋
Taorian'ny fangatahana voaray dia nalatsaka 1.43 to 1.46 ilay 410D fa mbola tsy dia misy milalao any @ 1.47.
Disponible en version fourgon na taxi-brousse (mod)
Personalisation possible

Salutsalut ity pagenay ray ty dia nisy nipirate ka tsy manana acces amty intsony izahay. Ao amle Shawn Design ndray mire...
29/05/2023

Salutsalut ity pagenay ray ty dia nisy nipirate ka tsy manana acces amty intsony izahay. Ao amle Shawn Design ndray miresaka ho anireo nanaraka ny pejy foana.

Test In GameFerany fotooana sy machine de tsy afaka manao détais be fa avaozina miaraka @ fotoana eny.Euro Truck Simulat...
24/05/2023

Test In Game
Ferany fotooana sy machine de tsy afaka manao détais be fa avaozina miaraka @ fotoana eny.
Euro Truck Simulator 1.47.2.1s

Mercedes-Benz T1 410D L2H2 🤩Soft : Blender
18/05/2023

Mercedes-Benz T1 410D L2H2 🤩
Soft : Blender

Address

Tulear

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 12:00

Telephone

+261343477754

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shawn Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share