03/12/2021
Tonga ary ity ilay fotoanatsika hiaraka hitsidika an'i Ankafobe😍😍😍. Excursion d'une journée izy io annn !!!!
Date :19 décembre 2021 🕖
132 km miala ny renivohitra i Ankafobe mihazo an'i lalampirenena faha 4 izay hahitantsika toeram-pitsangatsanganana mahafinaritra sy miavaka indrindra🎋
Prix : 43 000 ar/ pers
Inclus:
🚐Transport aller-retour
Frais de guidage et ticket d'entré
🌲Visite de la forêt d'ankafobe
🏊Visite de la chute d'eau + baignade
🍶Bouteille d'eau 1l
🌮Gouté
Aza adino ny maillot de bain😊 sy sakafo atoandro annn😊.
Reservation et plus d'informations:
Mp direct