12/08/2026
Salama o 👋
Efa azo raisina manomboka androany 12 Aout ireto manaraka ireto:
✨ TC 5 Mai
✨ EXP 10 Aout
‼️Efa eo ampikarakarana ny TC 29/04 sy 28/04 izahay. Ezahina hivoaka amin'ity farany herinandro ity ireo conteneur ireo.
‼️Afaka manantona ny birao ianareo raha mila fanazavana bebe kokoa.
Mankasitraka anareo hatrany
📞: 0342621609 / 0327461283 / 0345743975🙏
Mankasitraka anareo hatrany 🙏