Havana Foodlab

Itinéraire Site Web

Havana Foodlab Kamo be tagany ago đŸ„±

09/08/2026

Zay fa veloma ndray aloha 😆

28/06/2026

VLOG Poor=pauvre 🙄
Sao ndray hisy hikoropaka tapaka lalan-drà amin’ny tsy antony eo 😂
(Ho avy ny recette)

01/05/2026

Andro tsy fiasana dia mba manararaotra kely ny fotoana iarahana amin’ny DmĂŽ kely de mon koera ❀

12/04/2026

Tsary mbola nahita olona kamo vavy salan’i Zisy anareo 😂 zany aloha ny recetty shhh

22/03/2026

Tonga ndray Zisy beeee đŸ™‹đŸŸâ€â™€ïž
Elaela zany leakizy a, zany aloha ny recetty de bonapeti đŸ€€

05/03/2026

Ty ndray aloha no masaka đŸ„°
Bon appĂ©tit DmĂŽ kely de mon Kera đŸ„±

21/02/2026

Zany ndray aloha leakizy no masaka a đŸ„±
Bonapetit e 😭

14/02/2026

Zay aloha fa vao maika hicelebrer l’amourou đŸ˜‚â€ïž

13/02/2026

Zany ndray ny recette leakizy a! De mba hendre tsara amin’ny saint valentin 😂

09/02/2026

Marihiko hatrany fa ity page ty dia nataoko HIALAKO VOLY. (Zay tiko zany no ataoko ato = sakafo + mon humour) ka noho izany, raha tianao ny zavatra tiko, tsara ❀raha tsy tinao dia jereo ihany dia avy eo mitomania.
Tapitra. đŸ„±

Adresse

Collonges
Thoiry
01550

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Havana Foodlab publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager

Catégorie