Ficotrans PLUS

Ficotrans PLUS de transport

📍Antananarivo || Ambatolampy || Ambohimandroso || Antsirabe


✨" Pour votre voyage, faites confiance à FICOTRANS PLUS "✨

“Fiadanana ho anareo” ✨ (Jaona 20:19)Ny FICOTRANS PLUS dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a 2026 🌿“Tsy...
05/04/2026

“Fiadanana ho anareo” ✨ (Jaona 20:19)

Ny FICOTRANS PLUS dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a 2026 🌿

“Tsy eto Izy, fa efa nitsangana velona ✝️
Tsarovy ny voalazany taminareo, fony Izy mbola tany Galilea: Ny Zanak’olona tsy maintsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanota, hohomboana amin’ny hazofijaliana, ary hitsangana velona amin’ny andro fahatelo.”
(Lioka 24:6–7)

P***a dia fotoana manan-danja, fahatsiarovana ny fandresen’i Kristy ny fahafatesana, loharanon’ny famonjena sy fanantenana ho antsika rehetra 🙏

Enga anie ny fitsanganan’i Kristy:
✨ hanavao ny fontsika
✨ hanome hery sy finoana
✨ hitondra fahazavana eo amin’ny fiainantsika isan’andro

Koa mirary antsika rehetra ho feno fifaliana sy fiadanana eo ambanin’ny fahasoavan’i Kristy.

Ary mamerina ny fisaorana lehibe ho antsika mpanjifa rehetra, izay tsy mitsahatra manome fitokisana amin’ny FICOTRANS PLUS, indrindra nandritra ity herinandron’ny P***a ity.🙏🏼

🌼 Mirary P***a finaritra ho antsika rehetra.🌼

🌹 Salama zareo a! 🌹Efa akaiky ny 14 Février, Saint-Valentin ❤️Koa manasa anareo mpifankatia rehetra izahay handray anjar...
06/02/2026

🌹 Salama zareo a! 🌹
Efa akaiky ny 14 Février, Saint-Valentin ❤️

Koa manasa anareo mpifankatia rehetra izahay handray anjara amin’ny jeu spécial Saint Valentin eto amin’ny pejy 🎁

👉 Andao hilalao miaraka, dia mety hahazo fanomezana avy aty aminay!

✨ Tsotra ny fitsipika :
1️⃣ Alefaso ao anaty commentaire ny sarinareo roa.

2️⃣ Entano ny namana hanisy reaction amin’ilay sarinareo.

3️⃣ Partager-o ity publication ity (mode public).

👩‍❤️‍👨Ireo couples 5 mahazo réaction betsaka indrindra no hahazo ny loka avy aty amin’ny FICOTRANS PLUS🎉

🗓️Mifarana ny lalao ny 13 Février amin’ny 8 ora alina
Andao ary zareo a!

« Pour votre voyage, faites confiance à FICOTRANS PLUS ».

Filazana avy amin’ny Ficotrans Plus🚐🚐
29/01/2026

Filazana avy amin’ny Ficotrans Plus🚐🚐

Salama zareo ann!!!🚌🚌Ireto avy ary ny ora fiaingana ho antsika handeha Antananarivo sy Antsirabe🕧📍 Toerana :_Antananariv...
22/01/2026

Salama zareo ann!!!

🚌🚌Ireto avy ary ny ora fiaingana ho antsika handeha Antananarivo sy Antsirabe🕧

📍 Toerana :
_Antananarivo: Près Galana Ankadimbahoka
☎️: 0336777717-0386397717
_Antsirabe: en face Galana Ampihaviana
☎️: 0335477717-0385397717

✨ Misaotra anao mahatoky ny Ficotrans PLUS!!!

02/01/2026

Misaotra antsika rehetra eh 🙏🏻🙏🏻☺️
Fenohery Vibes 🙏🏻

Ficotrans PLUS dia mirary taona vaovao 2026 feno fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho anareo rehetra. Misaotra ta...
01/01/2026

Ficotrans PLUS dia mirary taona vaovao 2026 feno fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho anareo rehetra. Misaotra tamin’ny fitokisana sy fiaraha-miasa, ary manantena izahay fa mbola hiara-dalana hatrany isika amin’ity taona vaovao ity.🎉🎊
Aza adino fanomezana ho anareo mpandeha rehetra rahampitso 😊🙏

31/12/2025

Ficotrans PLUS Fenohery Vibes

Lioka 2:11« Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo. »Izahay eto amin’ny Ficotrans...
25/12/2025

Lioka 2:11
« Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo. »

Izahay eto amin’ny Ficotrans Plus🚐 dia miarahaba anao nahatratra ny Krismasy 2025 🎄✨
Mirary fety feno fiadanana, fifaliana ary fitahiana ho anao sy ny ankohonanao 🤍❤️🙏
Ficotrans PLUS

Ry mpanjifa hajaina,Ny Ficotrans Plus 🚐✨ dia mampahafantatra antsika rehetra fa nisy fiovana manomboka anio Alakamisy 04...
04/12/2025

Ry mpanjifa hajaina,
Ny Ficotrans Plus 🚐✨ dia mampahafantatra antsika rehetra fa nisy fiovana manomboka anio Alakamisy 04 Desambra 2025 momba ny laharana Telma azontsika antsoina sy ifandraisana:

📞 ANTSIRABE – TANA: 0385397717
📞 ANTANANARIVO – ANTSIRABE: 0386397717
📞 ANTANANARIVO – AMBATOLAMPY: 0383397717
📞 AMBATOLAMPY–ANTANANARIVO:
0383197717

🔔 Marihina fa ny laharana Airtel kosa dia tsy nisy fiovana.

Fanamarihana:
-TNR:Antananarivo
-ABE:Antsirabe
-ABS:Ambohimandroso
-ABP:Ambatolampy

Misaotra anao hatrany mahatoky sy misafidy ny Ficotrans Plus 🙏🚐
Mirarisoa indrindra tompoko.

Miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2025🎉🎊"Ho taona feno fahombiazana homban'nyfitahian'Andriamanitra ho antsika r...
31/12/2024

Miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2025🎉🎊

"Ho taona feno fahombiazana homban'ny
fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra anie ity taona ity"

😇

Address

Ambatolampy
Ambatolampy
104

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ficotrans PLUS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ficotrans PLUS:

Shortcuts

Share