LOMAI VIP

LOMAI VIP Créée en 2019

5 taona ny Lomaï VIP 🥳🥳🥳🥳🥳. Betsaka ny zavatra nolalovana 😌 fa kosa isaorana an'i Andriamanitra 🙏🙏🙏 satria Izy no nitant...
29/11/2024

5 taona ny Lomaï VIP 🥳🥳🥳🥳🥳. Betsaka ny zavatra nolalovana 😌 fa kosa isaorana an'i Andriamanitra 🙏🙏🙏 satria Izy no nitantana sy niaro. Raha ny resaka fifamoivoizana fotsiny, tsy voatery hahafinaritra foana fa kosa teo ny sandriNy 💪💪 niaro anay. Nisy fotoana nisy hitondra nitsoaka ny moto 😓, nisy fotoana niatrika COVID sy fihiboana tahaka ny olona rehetra 🤧🤒, nisy fotoana koa nefa niaraka nifaly, tsy naharaka fa be dia be ny mpandeha. Nisy fotoana mivoaka ny hariva alina mandeha mitady moto, misy fotoana arirariran'ny mpanjifa @ fandoavam-bola, misy fotoana ni-frotte olona niampita tampoka, sns ... fa mijoro foana nefa ☺️☺️
🤍 Te hanararaotra hisaotra ireto mpandeha aminay hatramin'ny vao nanombohana izahay, ianareo ireny no nahatoky voalohany anay, tena mankasitraka 🙏🙏
🤍 Tena mankasitraka anareo 🙏🙏 mbola mandeha sy mahatoky ny ekipa hatramin'izao koa izahay.
🤍 Te hankasitraka manokana ireo orinasa vitsivitsy izay efa niara-niasa an-taonany taminay sy Mbola mahatoky anay foana, tena mankasitraka beeee tompoko 🙏🙏
👫🤱🧑‍🍼 Ankohonana maromaro no mivelona ato amin'ny Lomaï VIP, ka hoy izahay mianakavy Kely hoe tena mankasitraka indrindra tompoko.

💙 Mbola vonona ny ekipa hanohy ny asa sy hanome ny tsara indrindra foana.
🩵🤍🖤 Mbola matoky an'Andriamanitra sy ny fitantanaNy foana izahay Ary tena miankina tanteraka Aminy amin'ny tohin'ny asanay rehetra.
🎉Tahian'i Andriamanitra daholo tompoko.

11/06/2024

😎 Allo Allo !!! ☺️ Manomboka 12.000Ar dia afaka mitsoaka ny fitohanana 🚌🚙🚑🚒🚗 eto amin‘ny ville miaraka amin‘ny mpamily efa za-draharaha sy kodiaran-droa manara-penitra 🏍 ….
📱034 08 708 00 - 034 08 692 00

😎 Allo Allo !!! ☺️ Pour seulement 12.000ar, vous pouvez éviter les embouteillages 🚌🚙🚑🚒🚗 en bénéficiant de coursiers expérimentés et de motos routiers confortables à votre disposition 🏍 ...
📱034 08 708 00 - 034 08 692 00

Créée en 2019

12/10/2023

☀️Mafana beeee ny andro ☀️. Ny fitohanana manginy fotsiny 🚗🚌🏎🚓. Ny grevy moa bonus manaraka eny 🥱🙄 manelingelina ny fifamoivoizana.
Andao handeha LOMAI VIP 🏍🏍🏍🏍 eee!!!!!
Andramo ange eee raha tsy tamana ianao eee ☺️ ☺️ 🤗🤗
📱 034 08 708 00

👉 Misy taratasy 📄 adino ve ka mila alaina maika 🤭? 👉 Mila manatitra sakafon'ny mpianatra 🥘🍔 ve nefa tsy ampy olona?👉 Han...
11/10/2023

👉 Misy taratasy 📄 adino ve ka mila alaina maika 🤭?
👉 Mila manatitra sakafon'ny mpianatra 🥘🍔 ve nefa tsy ampy olona?
👉 Handeha hanenjika fotoana 🕙 ve nefa fitohanana 🚕🚌🚓🚐eraky ny tanana?
Eo Lomai VIP hanampy anao.
Aza misalasala miantso ny📱034 08 708 00.
Soava ny herinandro tompoko 🥰.

Chers amis 🤗,Aujourd'hui, nous célébrons quatre années exceptionnelles de voyages à moto 🏍, marquées par la confiance et...
07/10/2023

Chers amis 🤗,

Aujourd'hui, nous célébrons quatre années exceptionnelles de voyages à moto 🏍, marquées par la confiance et la convivialité qui nous unissent !

En ces quatre années, nous avons exploré ensemble les rues de cette ville 🛤, partageant des moments inoubliables, des sourires 😁. Que ce soit pour naviguer en toute sécurité à travers le trafic dense ou assurer la livraison ponctuelle de vos précieux colis 🎁, Lomaï Scoot a toujours été à vos côtés, faisant preuve de professionnalisme et de dévouement.

Au fil du temps, nous avons bâti une relation solide basée sur la confiance avec chacun d'entre vous 🤍, créant une véritable famille où chaque client est devenu un ami 🥰.

Récemment, Lomaï Scoot a évolué pour devenir Lomaï VIP, non seulement parce que nous avons abandonné les scooters, mais surtout parce que vous êtes nos VIP 🤵👸.

Nous sommes toujours prêts à continuer à vous servir avec le même enthousiasme et le même dévouement pour les années à venir.

Merci

🤩 🥳 Mikarakara hetsika ianao? 🤗😁Afaka mifanampy aminao izahay amin'ny fizarana ireo fanasana manerana an'Antananarivo. 👨...
26/09/2023

🤩 🥳 Mikarakara hetsika ianao?
🤗😁Afaka mifanampy aminao izahay amin'ny fizarana ireo fanasana manerana an'Antananarivo.
👨‍💻 Na ianao mpitantana orinasa,
👸 Na ianao olon-tsotra tsy eto an-toerana na eto ihany fa kosa tsy afa-manoatra noho ny fahateren'ny fotoana,
👨‍🦰🏍 manana ekipa matianina manatitra na mizara ireo fanasana na taratasy hafa izahay mba anamaivana anao sy anamorana ny fikarakarana.
📱 Aza misalasala miantso ny 034 08 708 00 na miditra mp avy hatrany.
😊 Soava ny herinandro 😉

11/09/2023

Mila manenjika fotoana ⏰ ianao ???
- Na handeha hivory 👨‍💼👩‍💼;
- Na hikarakara taratasy 📄📑🧾;
- na hanao courses isan-karazany 🏃🏃‍♀️🍓🍒🎊.
Afaka mitondra anao ny ekipan'ny LOMAI VIP 🏍, ireo mpamily efa za-draharaha 😊, manampy anao hamita an-tsakany sy an-davany ny courses-nao 😉😁, ary indrindra tsy manan-tahotra ianao mandeha kodiaran-droa .
Aza misalasala miantso ny 📱034 08 708 00.
Soava ny herinandro ooo 😁☀️🔥

Créée en 2019

05/09/2023

Tonga ity ny volana septambra 😁, miditra ny mpianatra 👲👩. Miverina indray ny hazakazaka 🏃‍♀️🏃‍♀️. Afaka itokisanao hanatitra ny zanakao ny Lomai Scoot raha efa 8 taona izy 😊😇. Manala fahasahiranana sy manena ny hazakazakao isanandro 😉😎. Raha liana ianao, aza misalasala miantso ny 034 08 708 00 avy hatrany. Soava ny volana Septambra ☀️☀️☀️

04/08/2023

Miova Lomai VIP ny Lomai Scoot 😁. Ny antony ❓
- Tsy scooter 🛵 intsony no ampiasaina;
- Aminay dia VIP ianareo mpanjifa tsirairay avy 🤵👩‍🔬👩‍💻 ka alaina any amin'ny toerana misy anareo;
- Mitombo ireo tolotra afaka jifaina 🖥📑📦.
Araho ary ny pejy ahafantarana ireo tolotra vaovao 🤩🤗
Mirary soa ooo 😊

Créée en 2019

Address

Antananarivo
Analamahitsy
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340870800

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LOMAI VIP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LOMAI VIP:

Share