Soava Tsarà Transport

Soava Tsarà Transport Transport de marchandises et des passagers

Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

22/07/2026

🌴 Anatin’ny vacances hatrany!

🚌 Départs tous les jours

⭐ Premium – Matin
🚍 Classic – Après-midi

🤳Réservez-vos voyage:
0325060019/0381010000/0332016939

📍 TANA – SAVA

19/07/2026

✨ MOTIVATION DE LA SEMAINE 🎧🥰

🌿🚍 Amin’ny dia rehetra… 🙏 Ray ô, Misaotra e 🤍

Ho an’ny dianao rehetra, 💚 Soava Tsarà, ho tahian’Andriamanitra 🙏

🚍 SOAVA TSARÀ TRANSPORT 📍 TANA – SAVA

16/07/2026

🏠AGENCE SOAVA TSARÀ —VOHEMAR

👉 Nifindra akaikin’ny Aigle d’Or!

💚 Soava Tsarà, manakaiky anao hatrany.

Contact VOHÉMAR : MR RAMBOLA
0️⃣3️⃣8️⃣5️⃣2️⃣7️⃣7️⃣2️⃣1️⃣6️⃣

« Soava Tsarà ho tahian’Andriamanitra»

11/07/2026

🚍 TOP DÉPART POUR LES VACANCES ! ☀️

🌴 ⛱️Destination : Antalaha ! 🏖️💚
Tanana madio sy milamina, feno ny hakanton’ny natiora🥰

✨ C’est parti pour le voyage ➡️ miaraka amin’i Soava Tsarà Transport
— 🙌Soava ny dia, Tsarà ny fahatongavanao

📞 Fandrio dieny izao placenao:
0️⃣3️⃣8️⃣1️⃣0️⃣1️⃣0️⃣0️⃣0️⃣0️⃣
0️⃣3️⃣2️⃣5️⃣0️⃣6️⃣0️⃣0️⃣1️⃣9️⃣
0️⃣3️⃣3️⃣2️⃣0️⃣1️⃣6️⃣9️⃣3️⃣9️⃣
«Soava Tsarà ho tahian’Andriamanitra »

08/07/2026

🚐 SAVA ↔TANA ↔ SAVA | Départs du Lundi au Samedi l tous les matins et tous les après-midi

➡️Envoyer vos commissions ou réservez votre place en toute simplicité avec Soava Tsarà Transport.

👀Consultez notre nouveau planning 👇

Soava Tsarà Transport ho tahian’Andriamanitra 🌿

🏠Agence: Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après rond point Masay

Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

03/07/2026

🎬Les BONNES NOUVELLES continuent...... ! 👀🌟

✨️Soava Tsarà Transport dia nanokatra
➡️ DÉPART VAOVAO MIHAINGA ISAN-KARIVA, ankoatra ilay départ maraina efa mahazatra antsika
➡️FIHAINGANA ISAN’ANDRO MARAINA SY HARIVA

✨ Inona no tombony❓️
✅ Safidy bebe kokoa amin'ny réservation
✅ Manamora ny fandaharam-potoananao
✅ Raha tsy tratra ny départ maraina, mbola misy koa départ ny hariva
✅ Malalaka kokoa ny fandefasana colis tsy mila mirotoroto intsony😊

📅 Manomboka ny 13 Jolay 2026 no hanombohan'ity départ vaovao ity, sady ho fanokafantsika ny "Lancement Campagne Vacances" 🥰

🫴Aza miandry ny toerana ho feno ary! Fa ataovy dieny izao ny réservation-nao
📞0381010000/0325060019/0332016939

"Soava Tsarà ho tahian'Andriamanitra "

28/06/2026

💫Good vibes 💙
Une nouvelles semaines ,une nouvelles grâce, de nouvelles victoires 💪

"Soava Tsarà ho tahian’Andriamanitra"

🇲🇬🇲🇬TRATRIN’NY ASARAMANITRA EH 🇲🇬🇲🇬Soava Tsarà Transport dia Mirary fety sambatra ho an’ny Malagasy rehetra 🎆🎆
26/06/2026

🇲🇬🇲🇬TRATRIN’NY ASARAMANITRA EH 🇲🇬🇲🇬

Soava Tsarà Transport dia Mirary fety sambatra ho an’ny Malagasy rehetra 🎆🎆

25/06/2026

Ity ary ny valin'ny lalao antsika 🥰
Arabaina i annah fa izy no nahazo ny loka 150.000Ar 👏🎉

Misaotra antsika rehetra nandray anjara, mbola maro ny lalao sy loka izay hiarahantsika fa mazotoa foana milalao eh ♥️🎆

Mbola tsara e👋Araka nolazaina dia avoaka anio valiny lalao "BONNE NOUVELLE" .Ka izay mbola manoratra aoriana ity pub ity...
25/06/2026

Mbola tsara e👋
Araka nolazaina dia avoaka anio valiny lalao
"BONNE NOUVELLE" .
Ka izay mbola manoratra aoriana ity pub ity efa tsy ho raisinay anaty fisarihana intsony😊

🇲🇬Ka indro ary atolotray ambany io valiny marina 👇
🎊"JOUR DE DEPART VAOVAO" 🎊 no valiny

✨️Ny ALATSINAINY hatraminy SABOTSY dia ho hisy départ Taxi - brousse MARAINA sy HARIVA foana eto @ Soava Tsarà Transport izany oe 6j/7👍

💁‍♂️Alefanay eto ihany ny andinidininy rehetra mahakasika izay.Fa misaotra ny rehetra nandray anjara dia miarahaba sahady ny hahazo ny loka vola 150000ar🥰

🇲🇬Araho ary fa ho avoakanay avy eo valiny ny fisarihana e🔂

"Soava Tsarà ho tahian'Andriamanitra "
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Address

Andravoahangy

Telephone

+261342807069

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soava Tsarà Transport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soava Tsarà Transport:

Shortcuts

Share

Category