25/03/2026
🔹 NY SOLONIFY 🔹
Ny solonify dia:
✅ Manova ny hendrika
✅ Manampy amin'ny fitsakona sakafo
Noho izany tsara ny mampiasa solonify raha toa ka misy fahabangana
💥 Tena mila fikarakarana ihany koa ny solonify satria efa toy ny hoe poketra sy kiraro .... ihany koa izy
📩 Raha mila fanazavana na toro hevitra fanampiny dia mifandraisa aminay message privé.