04/11/2023
🥳Tolotra vaovao sy miavaka indray no atolotry ny "MTP SERVICE " ho anao
😍Ankoatran'ny offre "Transport en Moto" izay efa nahafataranao anay atramin'izay dia tsy mitsahatra hatrany izahay miezaka manakaiky antsika rehetra😍
Natokana ho anao mpivarotra ,mpanao vente en ligne ...sns indray ity tolotra vaovao ity 🤩
🛵 SERVICE DE "LIVRAISON" à partir de 5.000ar
Ny tarif an'ny transport en moto kosa dia mbola tsy miova atreto fa mbola mijanona
👉👉1.500ar de 1 à 7km
👉👉 Raha mihoatra ny 7km ny trajet anao dia ny 7km ihany no payénao 1.500ar/km fa ny ambiny kosa 1.000ar/km
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina Mp na miantso ny laharana
📞📱 038 19 347 53📱📞
Fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay