Tsiheje Service

Tsiheje Service Assurance, Installation, réparation, transport et entretient des équipements sanitaires (pose chau

16/01/2024

Faly miarahaba antsika rehetra ato noho ny fahatratrarantsika indray ity taom-baovao 2024 ity ny ekipa rehetra ato aminy" Entreprise TSIHEJE " koa dia mirary ny soa sy fahombiazana ho antsika amin'izay atao e.

Manana fiara camion 5t koa  isika amin'izao mba hanomezana fahafaham-po ho anareo client izay mahafatra-po. Koa aza misa...
09/09/2021

Manana fiara camion 5t koa isika amin'izao mba hanomezana fahafaham-po ho anareo client izay mahafatra-po. Koa aza misalasala ny miantso anay fa afaka mifanaraka tsara foana isika aminy hofany

17/05/2021

Tsiheje service eo anilanao mandrakariva am fanampiana anao ny asa toy ny :
Plomberie sy robineterie ary ny transport des marchandises sy ny déménagement.

Tsiheje Service dia vonona hatrany ny hanome fahafaham-po ho anareo client rehetra ho fitaterana ny entanareo na déménag...
03/05/2021

Tsiheje Service dia vonona hatrany ny hanome fahafaham-po ho anareo client rehetra ho fitaterana ny entanareo na déménagement io na marchandise ka mila aterina na eto andrenivohitra na halefa any am faritra eny fa na fiara tsy mataho-dalana dia mampanofa koa zahay.
koa aza misalasala hatrany ny miantso mivantana ireto numeros:
033 92 063 20
032 95 297 89

05/04/2021

Ny Tsiheje Service dia mirary fetin'ny pasika mahafinaritra ho antsika rehetra.

11/03/2021

TSIHEJE Service
Le vrai specialiste en plomberie,en robinetterie et en électricité à Madagascar.
Nos contacts: 033 92 063 20 / 032 95 297 89 / 034 86 210 08

09/03/2021

Afaka foana ny ekipanay mamonjy anareo any aminy Faritany hanome fahafaha-po ho anareo am asa izay voatanisa etsy ambony fa aza misalasala tompoko

05/03/2021

Ny Siheje Service dia vonona hatrany ny hanome fahafaham-pò anao am asa ( plomberie,robinetterie, tuyauterie,électricité ,...) izay hankininao aminy ny asa fanamboarana izany rehetra izany,aza miahiahy na hatahotra velively fa efa anananay traik'efa nandritran'ny 5taona ireo asa ireo koa aza misalasala ny miantso anay amin'ireto numero ireto ianareo fa vonona izahay handray anareo
033 92 063 20/032 95 297 89/034 86 210 08

Siheje service, pas loin de vous... appelle-nous !
05/03/2021

Siheje service, pas loin de vous... appelle-nous !

Nos service :Assurance, Installation, réparation, et entretient des équipements sanitaires (pose chauffe-eau, salle de b...
05/03/2021

Nos service :
Assurance, Installation, réparation, et entretient des équipements sanitaires (pose chauffe-eau, salle de bains, robinetterie, etc.…)

Address

ANTANANRIVO
Antananarivo
101

Telephone

+261339206320

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiheje Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share