12/07/2021
Salama daholo oh,
Betsaka isika no nanotany Tana-France, Hanao groupage aérienne izahay ato amin'ny Finda Colis, ho antsika izay andefa entana sur France, amin'ity volana Jolay ity ny tarif antsika Tana-France dia ho ataontsika 11 Euro/kg. Afaka mbola aterina hatrany amin'ny client anao koa ary ilay entana. Raha betsaka ary ny entanao dia mbola ho amboarintsika kely ny tarif fa izahay flexible azo resahina tsara.
Aza misalasala mandefa mp amin'ny pejy na miantso ny 033 159 9399. :)