Déménagement Plus

Déménagement Plus Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Déménagement Plus, Home Mover, Nanisana, Antananarivo.

🚚 Déménagement résidentiel & professionnel
📍 Antananarivo & régions
📦 Démontage •Emballage •Manutention • Transport sécurisé • Installation
☎️ 034 02 385 29
📧[email protected]
"Déménager en toute sérénité "

✨ Tantara kely fa tena misy…Nisy fianakaviana iray nikasa hifindra trano 🏠Faly izy ireo… saingy nisy olana lehibe 😔...— ...
02/09/2026

✨ Tantara kely fa tena misy…

Nisy fianakaviana iray nikasa hifindra trano 🏠
Faly izy ireo… saingy nisy olana lehibe 😔...
— Be dia be ny entana 📦
— Tsy misy olona hanampy 🤷‍♂️
— Sarotra ny lalana hitondrana ny entana (tohatra, rihana ambony…) 🏢
— Ary mbola nisy koa entana fragile sy mavesatra 😟

💬 “Ahoana no hahafahantsika mamindra an’izao rehetra izao nefa tsy misy simba?” hoy ilay raim-pianakaviana.

Teo no nitsiry ny hevitra…
👉 “Hiantso déménageur matihanina isika!”

🚛 Tonga ny ekipan’i Déménagement Plus!
Ora vitsy monja…

✨ Voafono tsara ny entana rehetra
✨ Nafindra am-pitandremana ny entana fragile
✨ Voakarakara tsara ny meuble mavesatra
✨ Tonga soa aman-tsara tao amin’ny trano vaovao

Rehefa tafapetraka tsara ny zava-drehetra dia hoy ilay renim-pianakaviana:
💬 “Tsy entana fotsiny no nafindranareo… fa nanampy anay hanomboka fiainana vaovao ianareo.” ❤️

Izany no tanjonay.
Tsy mamindra entana fotsiny izahay.
Manampy anao hanomboka fiainana vaovao ihany koa.
📩 Alefaso message @ 034 02 385 29 ary raha mila déménagement matihanina na antsoy izahay
⭐ Déménagement Plus
👉 Ny déménagement azo antoka sy matihanina.
🚛📦 ́ménagement

💰 Ohatrinona ny saran'ny fifindra-monina (déménagement) eto Madagasikara?Tsy misy vidiny tokana ho an'ny déménagement. M...
06/08/2026

💰 Ohatrinona ny saran'ny fifindra-monina (déménagement) eto Madagasikara?

Tsy misy vidiny tokana ho an'ny déménagement. Miankina amin'ny lafin-javatra maro ny sarany, toy ny:

📦 Ny habetsahan'ny fanaka sy entana hafindra
📍 Ny halaviran'ny toerana iaingana sy aleha
🏢 Ny rihana misy ny trano sy ny fahafahana miditra ao amin'ilay toerana
🚛 Ny karazana fiara ilaina amin'ny fitaterana
🛡️ Ny haavon'ny fiarovana sy ny fonosana ilaina
👷 Ny isan'ny mpiasa ilaina amin'ny déménagement
⏱️ Ny fahasarotan'ny asa sy ny faharetan'ny fanatanterahana azy

Noho izany, tsy voatery hitovy ny vidin'ny déménagement amin'ny trano iray ao Ivandry Antananarivo, ny déménagement lavitra manerana an'ny Nosy, na koa ny famindrana birao iray manontolo.

Ato amin'i Déménagement Plus, dinihinay tsara ny projet de déménagement tsirairay mba hanolorana vahaolana mifanaraka amin'ny filàn'ny mpanjifa.

📩 Manana projet de déménagement ve ianao? Mifandraisa aminay.

☎️ 034 02 385 29

🚛 Fantatrao ve?📊 Manodidina ny 45%-n'ny déménagement no atao mandritra ny volana Juin ka hatramin'ny Septembre.Fa manino...
04/08/2026

🚛 Fantatrao ve?

📊 Manodidina ny 45%-n'ny déménagement no atao mandritra ny volana Juin ka hatramin'ny Septembre.

Fa maninona?
☀️ Tsara kokoa ny toetr'andro.
🎒 Fotoam-pialan-tsasatry ny mpianatra.
📅 Mora kokoa ny mandamina sy mikarakara ny déménagement.

⚠️ Tandremo anefa! Amin'ny vanim-potoana mafana no tena feno haingana ny fandaharam-potoanan'ny déménageur.

📞 Koa aza miandry farany vao manao réservation.

Aleo manomana sy mamandrika mialoha!

Antsoy: ☎️ 034 02 385 29



☀️ Ny vanin-taona mafana no fotoana be mpifindra-monina indrindra, ka ilaina ny manomana sy mamandrika mialoha mba hisorohana ny fahatarana.

📦 Fantatrao ve ?✨️Ny herinandro farany amin’ny volana Jona sy mandritra ny volana jolay dia isan’ireo fotoana tena be fa...
17/06/2026

📦 Fantatrao ve ?

✨️Ny herinandro farany amin’ny volana Jona sy mandritra ny volana jolay dia isan’ireo fotoana tena be fangatahana indrindra amin’ny fanaovana déménagement mandritra ny taona.

🏘Raha mikasa hifindra trano na birao ianao amin’ity vanim-potoanan’ny ririnina ity, dia aza miandry ela fa ataovy mialoha ny famandrihana ny datinao mba hisorohana ny tsy fahazoana déménageur hanao ny déménagement-nao.

📞 Mangataha devis dieny izao ary mba ahafahana manomana am-pitoniana ny fifindranao !

Raha mila fanazavana fanampiny :
☎️ 034 02 385 29


📦🚚

🌸❤️ À toutes les mamans, aujourd'hui est votre journée. ❤️🌸Elle est la première à croire en nous. Elle est la première à...
31/05/2026

🌸❤️ À toutes les mamans, aujourd'hui est votre journée. ❤️🌸

Elle est la première à croire en nous. Elle est la première à nous consoler. Elle est souvent la dernière à penser à elle-même.

Une maman, c'est des milliers de sacrifices invisibles, des nuits sans sommeil, des inquiétudes silencieuses et un amour qui ne demande rien en retour. 💖

Aujourd'hui, prenons quelques secondes pour lui dire simplement :
"Merci Maman." 🌷

💬 Écrivez en commentaire le prénom de votre maman ou un petit mot que vous aimeriez lui dire aujourd'hui.

❤️ Réagissez si votre maman est votre héroïne.
@
✨ Bonne Fête à toutes les Mamans du monde. Vous êtes notre plus belle bénédiction. ✨

03/05/2026

✨️​Ny fifindran-trano dia tsy tokony ho loharanon'ny stress.😰

Indreto misy soso-kevitra 3 hanampy anao:

✅️​Ataovy anaty boaty iray misaraka ny entana ilaina amin'ny alina voalohany.
✅️​Antsoy ny demenageur matihanina (ohatra: Déménagement Plus ).
​✅️Alamino mialoha ny taratasy administrative : certificat de déménagement, facture jirama, canal+...
​
Zarao amin'ny namanao vao nahita trano vaovao ity! Ary ianao, inona no tena mampatahotra anao rehefa hifindra trano? Soraty ao amin’ny commentaire ary ny valinteninao 👇👇👇👇👇

🚚💡 QUESTION DU JOUR 💡🚚Inona ny fikafika hainao rehefa hanao déménagement ? 🤔📦Torohevitra kely, astuce, na expérience efa...
29/04/2026

🚚💡 QUESTION DU JOUR 💡🚚

Inona ny fikafika hainao rehefa hanao déménagement ? 🤔📦
Torohevitra kely, astuce, na expérience efa nandaitra taminao… mety hanampy olona maro izany 👌
👉 ZARAO ao amin’ny commentaire ary mba hofantatr’ireo manomana déménagement 🏠✨

📌 Andao hifanampy amin’ny astuces tsara indrindra !

🔥 NAHOANA NO MAMAFY RANO REHEFA HIFINDRA TRANO ? 💧🏡Tsy fomba fanao fotsiny io… fa misy heviny lalina sy hery lehibe ao a...
26/04/2026

🔥 NAHOANA NO MAMAFY RANO REHEFA HIFINDRA TRANO ? 💧🏡

Tsy fomba fanao fotsiny io… fa misy heviny lalina sy hery lehibe ao ambadik’izany.

Ao amin’ny commentaire ny valiny...👇👇👇👇👇

💬 Efa nanao an’io ve ianao rehefa nifindra trano ?
📣 Taggéo ny namanao hifindra trano
🔔 Suivez Déménagement Plus
☎ 034 86 619 13
📧 [email protected]
💻 www.itoerantsoa.com⁠�

🚚 Tu veux un déménagement sans stress ?❌ Erreur que tout le monde fait : Mélanger tous les objets dans les cartons… et a...
25/04/2026

🚚 Tu veux un déménagement sans stress ?

❌ Erreur que tout le monde fait : Mélanger tous les objets dans les cartons… et après c’est le chaos 😵‍💫

✅ ASTUCE SIMPLE MAIS PUISSANTE :
👉 Ataovy par pièce ny cartons
📦 Cuisine → cartons cuisine
🛏️ Chambre → cartons chambre
🛋️ Salon → cartons salon

💡 Résultat : ✔ Tu retrouves tout facilement
✔ Déballage rapide
✔ Moins de casse
✔ Zéro confusion

🚀 Le secret des déménagements bien organisés, c’est l’ordre dès le départ !

👉 Sauvegarde ce post si tu prépares un déménagement 👉 Partage à quelqu’un qui va bientôt déménager 👍

Contactez-nous : ☎️0️⃣3️⃣4️⃣0️⃣2️⃣3️⃣8️⃣5️⃣2️⃣9️⃣

25/04/2026

🚛 Quand l’équipe arrive… ça va vite ! 💪🔥
Vous pensez qu’un déménagement prend toute la journée ? 😩
❌ Pas avec des pros organisés.
📦 Déchargement rapide, meubles manipulés avec soin, installation efficace.
Pendant que d’autres stressent… nos clients respirent 😌
🎯 Gagnez du temps, évitez la fatigue, protégez vos biens.
📩 Réservez votre déménagement dès maintenant.
📞 034 02 385 29

Address

Nanisana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Déménagement Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Déménagement Plus:

Shortcuts

Share

Category