Co Transam Menabe

Co Transam Menabe Taxi brousse ,fourgon

25/01/2026

๐ŸšŒandao hiara dia ๐ŸšŒ

๐Ÿ’๐ŸŽ‰BONNE ANNร‰ES 2025 ๐ŸŽ‰๐Ÿ’Tonga soa ny Taona 2025, arabaina isika rehetra izay tratry ny ity taona vaovao ity.  Ho taona zin...
01/01/2025

๐Ÿ’๐ŸŽ‰BONNE ANNร‰ES 2025 ๐ŸŽ‰๐Ÿ’
Tonga soa ny Taona 2025, arabaina isika rehetra izay tratry ny ity taona vaovao ity. Ho taona zina sy feno fahombiazana ho antsika anie ity taona ity.

โญIzahay equipe COTRANSAM Plus kosa dia misaotra an'Andriamanitra manokana noho ny asa rehetra vita ny Taona lasa, ary ankasitrahana manokana ho anareo izay natoky anay ary izay mbola matoky anay

โญAry izahay dia mirary ny soa sy ny tsara ary ho taona feno fifaliana sy fahombiazana ary fanambinana anie ity taona ity...
Ho fitaterana ieran doza sy ny ratsy rehetra.

โ™ฅ๏ธHo samy tahin'Andriamanitra anie isika rehetra โ™ฅ๏ธ
Miverina misokatra izahay ny 02 janoary2025.
Misy ny fanomezana surprise antsika Tonga voalohany๐ŸŽ๐ŸŽ‰

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTratry ny asaramanitra e!๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‘‹Mirary fety sambatra eo ambany fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra.๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Izahay ...
26/06/2024

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTratry ny asaramanitra e!๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‘‹
Mirary fety sambatra eo ambany fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra.๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Izahay atao amin ' ny cotransam premium Namontana _ Morondava_ Farafangana.
"Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany." Salamo 33:12 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Manaova fety sambatra lavitry loza daholo
"Andao hiara- dia "

๐Ÿ’ฏ๐Ÿ‘๐Ÿš™๐Ÿงณ
07/06/2024

๐Ÿ’ฏ๐Ÿ‘๐Ÿš™๐Ÿงณ

๐Ÿ‘๐Ÿ‘
07/06/2024

๐Ÿ‘๐Ÿ‘

Salama daholo o๐Ÿ˜Izahay ato amin'ny ๐Ÿ™ŒCotransam Premium ๐Ÿ™Œdia maneho  fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nisafidy ...
07/06/2024

Salama daholo o๐Ÿ˜
Izahay ato amin'ny
๐Ÿ™ŒCotransam Premium ๐Ÿ™Œdia maneho fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nisafidy niara_dia taminay tao anatin'izay fotoana nisokafanay izay๐Ÿ‘โค๏ธ,
๐Ÿšƒ๐Ÿš™๐Ÿงณ
vonona hanome fahafaham_po sy hanolotra ny Tsara ho anareo mpandeha hatrany izahay๐Ÿฅฐ
"Andao hiara-dia" Ary
Reservation:Tana๐Ÿ“ž0385315335
Morondava
๐Ÿ“ž0385315334
๐Ÿ‘Mankasitraka Tompoko๐Ÿ‘

๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘Andao hiara- dia๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘4999 Tbr,1249 Tbr15h00,๐Ÿ‘Š
06/06/2024

๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘Andao hiara- dia๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘
4999 Tbr,1249 Tbr
15h00,๐Ÿ‘Š

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹Miarahaba antsika rehetra ooooh ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“Vaovao tsara be no atolotra antsika,efa misokatra ny Cotransam Plus mampitohy a...
23/05/2024

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹Miarahaba antsika rehetra ooooh ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹
๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“Vaovao tsara be no atolotra antsika,efa misokatra ny Cotransam Plus mampitohy an' Antananarivo sy Morondava:
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Antananarivo-Morondava
Manomboka ny Zoma 24 May 2024 amin'ny 3ora tolakandro
Toerana: Pharmacie Namontana
Famandrihan-toerana: 0385315353-0320515353
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Morondava Antananarivo
Manomboka ny Alatsinainy 27 May 2024 amin'ny 11 ora atoandro
Toerana: Gare Ravinala
Famandrihan-toerana: 0385315343-0320751313
๐ŸŽ๐ŸŽSaran-dalana: 55.000 Ariary
๐ŸšŽ๐ŸšŽCotransam Plus๐ŸšŽ๐ŸšŽ
๐Ÿ™๐Ÿ™Andao hiara-dia๐Ÿ™๐Ÿ™

Address

Rn7, Rn34, 35
Antananarivo

Telephone

+261347243501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Co Transam Menabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category