22/09/2022
Miarahaba,
Iry dia manao service de livraison en ville (Antananarivo) sy périphéries.
🛵 Maka & manatitra entana ny alatsinainy hatramin'ny sabotsy 08:00 - 17:00
🛵 Azo antoka
🛵 Rapide kokoa satria moto no hanaterana ny entanao
🛵 Mirary dia mirary ny saran'ny fanaterana
Antsoy aza ny +261 34 80 754 70