VELO Silver

VELO Silver Velo livraison s’agrandit et devient V.E.L.O(Vente En Ligne Organisée):
Nous appartenons à la g?

Mivarotra eto amin'ny tambazotram-pifandraisana ve ianao na koa efa manana fivarotana? Eto izahay hanatitra ny entana!Mi...
02/07/2022

Mivarotra eto amin'ny tambazotram-pifandraisana ve ianao na koa efa manana fivarotana? Eto izahay hanatitra ny entana!

Mividy entana kanefa lafo loatra ny tolotra fanaterana entana ataon'ny mpivarotra ? Mbola eto foana izahay haka sy hanatitra ny entana!

Aza misalasala manatona anay ary raha mila ny andinindininy mahakasika ny tolotra rehetra misy !

TOLOTR'ASA!!!!Matanjaka tsara ianao?Mahafehy ny toerana sy mipetraka eto Antananarivo?Manaja fotoana?Natao ho anao ity!I...
25/06/2022

TOLOTR'ASA!!!!
Matanjaka tsara ianao?
Mahafehy ny toerana sy mipetraka eto Antananarivo?
Manaja fotoana?

Natao ho anao ity!
Izahay dia mitady "Agents" maro hiasa hitatitra entana eto Antananarivo amin'ny alalan'ny Bisikileta!

Salama tompoko!!Fantatrao ve io pataloha io? Afaka mifantoka tanteraka amin'ny fivarotana azy ianao dia ataonay ny ambin...
27/04/2022

Salama tompoko!!
Fantatrao ve io pataloha io? Afaka mifantoka tanteraka amin'ny fivarotana azy ianao dia ataonay ny ambiny: maka sy manatitra azy, mandray ny vidiny ary mandefa izany any aminao.

Tsy voatery ho mpivarotra koa anefa vao hiara-dalana aminay an, na mpividy ary mety koa, na olon-tsotra mila ny tolotray.

TOLOTR'ASA!!!!Matanjaka tsara ianao?Manana Bisikileta?Mahafehy ny toerana sy mipetraka eto Antananarivo?Manaja fotoana?N...
12/04/2022

TOLOTR'ASA!!!!
Matanjaka tsara ianao?
Manana Bisikileta?
Mahafehy ny toerana sy mipetraka eto Antananarivo?
Manaja fotoana?

Natao ho anao ity!
Izahay dia mitady "Agents" maro hiasa hitatitra entana eto Antananarivo amin'ny alalan'ny Bisikileta!

Iza moa VELO?Velo Livraison izahay teo aloha ary niova ho V.E.L.O izahay ankehitriny!!Raha toa ka orinasa mpitatitra ent...
23/03/2022

Iza moa VELO?
Velo Livraison izahay teo aloha ary niova ho V.E.L.O izahay ankehitriny!!
Raha toa ka orinasa mpitatitra entana fotsiny ihany no nahafantaran'ny mpanjifa anay herintaona lasa izay dia efa nitombo izany amin'izao ka raha mahaliana anao ny te ahafantatra misimisy kokoa dia aza misalasala miresaka sy/na manantona!
Izany eo ihany fa anisany entana afaka aterinay ny kiraro
Ary fantaro fa maimaimpoana ny fanaterana ny ilany raha tsy manimba tontolo iainana!!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VELO Silver posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VELO Silver:

Share