NyRiantsoa

NyRiantsoa Transport de personnes , Trajet TANA-AMBANA-TANA, TANA - VAVATENINA - TANA, guichet gare routière M

21/01/2023

Fianakaviana iray isika. 🕊🙏

16/10/2022
03/10/2022
Fianakaviana iray isika.Misaotra rankizy a!🕊 🙏
02/01/2022

Fianakaviana iray isika.
Misaotra rankizy a!🕊 🙏

30/10/2021

🕊

21/08/2021
31/05/2021

Araka ny fepetra noraisin'ny fitondrampanjakana dia miverina miasa ny fitanterana Zotra National manomboka ny Zoma 04 Jona 2021 ho avy izao.
Ho Fanajana ny fepetra ara-pahasalamana sy ho fisorohana ny fitangorongoronana dia misokatra ho antsika ny famandrihantoerana antarobia manomboka rahampitso Talata 01 Jona 2021.

Koa manasa anareo mpandeha NyRiantsoa transport FiFIABE mampitohy isanandro TANA-AMBANJA- TANA hiantso ireto laharan-taroby ireto raha hanao famandrihan-toerana :
Tana - Ambanja, box 50, tel: 034 49 096 83 na 033 86 096 83
Ambanja - Tana, Ambaibo près Salama Rose, tel: 032 54 566 65 na 032 75 053 05.

Ny ora fiaingana dia @ 1ora tolakandro

Mirary soa antsika rehetra ary Misaotra sahady .🕊

Address

Antananarivo

Telephone

+261344909683

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NyRiantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share