11/10/2023
HO ATORO ANAO NY FANAFARANA ENTANA AO AMIN'NY ''FOIRE DE CANTON''
Ny ''Foire de Canton'' dia efa hatramin'ny 1957, izy no varotra fampirantiana feno indrindra eran-tany, misy ny entana rehetra.
Ahitana mpampiranty mihoatra ny 55 000 ao anaty 1,12 tapitrisa m2.
, , , , , , , ,