Gascar Trans Plus

Gascar Trans Plus Entreprise de transport de marchandises

04/02/2022

Mangataka @ Andriamanitra isika mba hierendoza @ ity cyclone ho avy ity
Samia miomana
Ho lavitry ny loza

Ny ekipan ny GASCAR TRANS PLUS mpitatitra entana sy olona mampitohy an Antananarivo @ Faritra SAVA dia miarahaba anareo ...
03/01/2022

Ny ekipan ny GASCAR TRANS PLUS mpitatitra entana sy olona mampitohy an Antananarivo @ Faritra SAVA dia miarahaba anareo nahatratra ny taona vaovao 2022.
Mirary taom pahombiazana feno fitahian Andriamanitra ho antsika rehetra
''Ary ny Tompon ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva @ zavatra rehetra ''

06/08/2021
Misokatra hatrany ny fandraisana ireo entantsika zay mikasa handefa izany an, sy ireo zotra mampitohy an'i tana sy SAVA ...
05/08/2021

Misokatra hatrany ny fandraisana ireo entantsika zay mikasa handefa izany an, sy ireo zotra mampitohy an'i tana sy SAVA (Sambava, Andapa, Vohemar, Antalaha) 🤗manasa anao hanantona anay eny anosibe ampitan'ny shell na miantso ny 0342317045 /0338339373,
Ianareo zany sisa no handrasana e👌

Mbola tsara atsika jiaby, mitohy ny fandraisana ireo entantsika an🤗.. Zay  mandeha Tana_SAVA,,, Mandray ireo karazan'ent...
02/08/2021

Mbola tsara atsika jiaby, mitohy ny fandraisana ireo entantsika an🤗.. Zay mandeha Tana_SAVA,,, Mandray ireo karazan'entana rehetra, isan'andro alatsinainy hatramin'ny sabotsy
Anosibe ampitan'ny shell
0342317045 /0338339373
Tongava maro ary e😊

Miarahaba harivariva ndray o🤗, mitohy hatrany ny fandraisana ny entantsika an, tsy mifidy ora fa mandray izany isan'andr...
30/07/2021

Miarahaba harivariva ndray o🤗, mitohy hatrany ny fandraisana ny entantsika an, tsy mifidy ora fa mandray izany isan'andro😋 koa aza miasalasala ary fa vonona handray anao izahay miaraka amin'ny fomba fiasa vaovao zay azo antoka fa tsy handiso fanantenana anao😊 koa tongava maro ary e👌
Tana_SAVA
Tsy miova ny laharana fa
0342317045/0338339373
Anosibe ampitan'ny shell✌️

Anisany mampiavaka ny Gascar Trans Plus GTP ihany koa an, ny fanananay mpandrafitra matihanina manao ny emballagen'ireo ...
30/07/2021

Anisany mampiavaka ny Gascar Trans Plus GTP ihany koa an, ny fanananay mpandrafitra matihanina manao ny emballagen'ireo entana fragile rehetra😍, isan'izany ny vitrine toy ny hita amin'ny sary sns.... Koa aza misalasala ary fa vonona izahay hanome fahafahampo anareo💖
Anosibe ampitan'ny shell
0342317045
Merci

Miarahaba ny rehetra o, aza adino fa ny gascar trans plus GTP ihany koa dia misy taxibrousse ho antsika manampikasana ih...
29/07/2021

Miarahaba ny rehetra o, aza adino fa ny gascar trans plus GTP ihany koa dia misy taxibrousse ho antsika manampikasana ihazo an'i SAVA an😋🤗 adiresy tsy miova, anosibe ampitan'ny shell
Départ :Tana_Sambava ( Talata_alakamisy_Sabotsy)
0342317045, koa tongava maro ary e😊

Salama tompokoGascar Trans Plus, mandray entana isan andro,alatsinainy hatramin ny asabotsy
29/07/2021

Salama tompoko
Gascar Trans Plus, mandray entana isan andro,alatsinainy hatramin ny asabotsy

Gascar Trans Plus(GTP) dia vonona handray anao hatrany😊, tsy miova ny adiresy fa eo anosibe ampitan'ny station shell iha...
24/07/2021

Gascar Trans Plus(GTP) dia vonona handray anao hatrany😊, tsy miova ny adiresy fa eo anosibe ampitan'ny station shell ihany,mandray entana isan'andro izay mampitohy an'i Tana{Sambava,Antalaha,Vohemar,Andapa}
Contact:0342317045
Misaotra tompoko🤗

Address

Anosibe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261342317045

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gascar Trans Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share