Odex Tantsaha

Odex Tantsaha Importation et distribution d’intrants, matériels agricoles et avicoles.

🐔 Ampifanarao amin'ny Akoho ny fisotroany sy fihinanany🍽️ 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗘𝗢𝗜𝗥𝗘3 KG : 1 andro → 7 andro ≤ 30 akoho6 KG : 7 andro → 3...
28/09/2026

🐔 Ampifanarao amin'ny Akoho ny fisotroany sy fihinanany

🍽️ 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗘𝗢𝗜𝗥𝗘
3 KG : 1 andro → 7 andro ≤ 30 akoho
6 KG : 7 andro → 30 andro ≤ 30 akoho
9 KG : 30 andro mihoatra ≤ 30 akoho

💧 𝗔𝗕𝗥𝗘𝗨𝗩𝗢𝗜𝗥
1L : 1 andro → 7 andro ≤ 30 akoho
3 L : 7 andro → 15 andro ≤ 30 akoho
6 L : 15 andro → 30 andro ≤ 30 akoho
11L : 30 andro mihoatra ≤ 30 akoho

📌Ahitsio araka ny haben’ny akoho ny haavon’ny fihinanana sy fisotroana.

🐔 Akoho voakarakara tsara = Fiompiana mahomby

🌿 𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗟𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔!Rehefa miseho ny pentina, mihintsana na simba ny ravina, ary mihena ny ...
25/09/2026

🌿 𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗟𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔!

Rehefa miseho ny pentina, mihintsana na simba ny ravina, ary mihena ny vokatra, dia mety efa misy aretina holatra mamely ny voly. 🍅🌱

🛡️ KONTRÔL B 50 EC
Hexaconazole 50 g/L – Fongicide systémique

Miady amin’ny:
✅ Oïdium
✅ Anthracnose
✅ Aretina holatra amin’ny voatabia, courgette, haricots, sns.

💥 Dose : 0,6 L/ha

🌱 Aza miandry hihamafy ny aretina. Arovy ara-potoana ny volinao!

📦 Misy: 100 mL & 1 L
📞 035 22 450 54 / 036 01 327 97

ODEX Tantsaha × Agrikip
Vahaolana ho an’ny volin’ny tantsaha Malagasy.

📢 𝗥𝗘𝗖𝗥𝗨𝗧𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 – 𝗥𝗲𝗷𝗼𝗶𝗴𝗻𝗲𝘇 𝗹'𝗲́𝗾𝘂𝗶𝗽𝗲 𝗢𝗗𝗘𝗫 𝗧𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮 ! 🌱Vous êtes passionné(e) par le secteur agricole et aimez les défis c...
25/09/2026

📢 𝗥𝗘𝗖𝗥𝗨𝗧𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 – 𝗥𝗲𝗷𝗼𝗶𝗴𝗻𝗲𝘇 𝗹'𝗲́𝗾𝘂𝗶𝗽𝗲 𝗢𝗗𝗘𝗫 𝗧𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮 ! 🌱

Vous êtes passionné(e) par le secteur agricole et aimez les défis commerciaux ? Cette opportunité est faite pour vous !

Nous recrutons un(e) Technico-Commercial(e) pour accompagner le développement de nos activités.

🎯 𝗩𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 :
✔ 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗿 𝗲𝘁 𝗳𝗶𝗱𝗲́𝗹𝗶𝘀𝗲𝗿 𝘂𝗻 𝗽𝗼𝗿𝘁𝗲𝗳𝗲𝘂𝗶𝗹𝗹𝗲 𝗰𝗹𝗶𝗲𝗻𝘁𝘀.
✔ 𝗣𝗿𝗼𝗺𝗼𝘂𝘃𝗼𝗶𝗿 𝗻𝗼𝘀 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁𝘀 𝗲𝘁 𝘀𝗼𝗹𝘂𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗮𝗴𝗿𝗶𝗰𝗼𝗹𝗲𝘀.
✔ 𝗖𝗼𝗻𝘀𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝗿 𝗲𝘁 𝗮𝗰𝗰𝗼𝗺𝗽𝗮𝗴𝗻𝗲𝗿 𝗹𝗲𝘀 𝗰𝗹𝗶𝗲𝗻𝘁𝘀 𝘀𝘂𝗿 𝗹𝗲 𝘁𝗲𝗿𝗿𝗮𝗶𝗻.
✔ 𝗣𝗮𝗿𝘁𝗶𝗰𝗶𝗽𝗲𝗿 𝗮𝘂 𝗱𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗲𝗿𝗰𝗶𝗮𝗹 𝗱𝗲 𝗹'𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲𝗽𝗿𝗶𝘀𝗲.

👤 Profil recherché :
• Bac+3 en Agronomie, Agro-développement.
• Bon relationnel et sens de la négociation.
• Dynamique, autonome et orienté(e) résultats.
• Permis A ou B souhaité.

📩 Envoyez votre CV et votre lettre de motivation avec les prétentions salariales à :
[email protected]
[email protected]

⏳ N'attendez plus, rejoignez une équipe dynamique et participez au développement de l'agriculture Malagasy ! 🌾

🌱 𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜𝗡𝗔 𝗥𝗢𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔🍎 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗛𝗥𝗔𝗖𝗡𝗢𝗦𝗘 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗢Ï𝗗𝗜𝗨𝗠Aretina mety hanimba ny ravina sy ny vokatra, ka mety hampih...
24/09/2026

🌱 𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜𝗡𝗔 𝗥𝗢𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔

🍎 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗛𝗥𝗔𝗖𝗡𝗢𝗦𝗘 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗢Ï𝗗𝗜𝗨𝗠
Aretina mety hanimba ny ravina sy ny vokatra, ka mety hampihena ny kalitaon’ny vokatra raha tsy voatsabo ara-potoana.

🔎 Ahoana no hamantarana azy?

Anthracnose → miseho amin’ny endrika tasy volontany na mainty amin’ny voankazo sy ny faritra voan’ny aretina.
Oïdium → misy vovoka fotsy hita amin’ny ravina sy ny tahon-javamaniry.

👨‍🌾 Misy fiovana hitanao amin’ny voly?
👉 Aza avela hiharatsy. Fantaro aloha ny aretina, dia fidio ny vahaolana mety.
📲 ANTSOY IZAHAY FA VONONA HANAMPY ANAO!
ODEX Tantsaha × Agrikip
🌱 Tiako ny Ambanivolo

HISOKATRA NY “MAGASIN” ny rahampitso📅 25 Septambra 2026Toy ny mahazatra.👉 Mitohy ny asa, mitohy ny fanohanana🌱 ODEX Tant...
24/09/2026

HISOKATRA NY “MAGASIN” ny rahampitso
📅 25 Septambra 2026
Toy ny mahazatra.

👉 Mitohy ny asa, mitohy ny fanohanana

🌱 ODEX Tantsaha × Agrikip
Tiako ny Ambanivolo

💉 𝗛𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗯𝗶𝗯𝘆, 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 !Ny tsindrona dia anisan’ny fomba ampiasaina amin’ny ...
23/09/2026

💉 𝗛𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗯𝗶𝗯𝘆, 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 !

Ny tsindrona dia anisan’ny fomba ampiasaina amin’ny fikarakarana sy fitsaboana ny biby fiompy, mba hanamora sy hahomby ny fikarakarana.

🔹 𝗔𝘂𝘁𝗼𝗺𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 : 𝟮 𝗺𝗹
🔹 𝗣𝗹𝗲𝘅𝗶𝗴𝗹𝗮𝘀 : 𝟭𝟬 𝗺𝗹 – 𝟮𝟬 𝗺𝗹

🐄🐖🐐 Fitaovana natao hanamorana ny fikarakarana ny biby fiompy.

ODEX Tantsaha × Agrikip | Vahaolana ho an’ny mpiompy.

📲 𝗠𝗜𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔 𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 !Manana fanontaniana ve ianao?Mila fanazavana momba ny vokatra ve?Mitady vahaolana mifanarak...
22/09/2026

📲 𝗠𝗜𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔 𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 !
Manana fanontaniana ve ianao?
Mila fanazavana momba ny vokatra ve?
Mitady vahaolana mifanaraka amin’ny filàn'ny volinao ve?

💬 Mifandraisa aminay mivantana amin’ny WhatsApp !

📱 Scannez / +261 34 73 327 97

Eo akaikinao izahay hanome fanazavana sy hanampy anao hahita ny vahaolana mety sy mifanaraka amin'ny fambolenao. 🤝

🌱 FOMBA FAMPIASANA PROTEK 45WS MAX🛡️ Arovy ny masomboly dieny mbola alohan’ny famafazana!PROTEK 45WS MAX dia vovoka afan...
21/09/2026

🌱 FOMBA FAMPIASANA PROTEK 45WS MAX

🛡️ Arovy ny masomboly dieny mbola alohan’ny famafazana!

PROTEK 45WS MAX dia vovoka afangaro amin’ny rano, natao ho fikarakarana masomboly mialoha ny famafazana.

Izy dia misy:
🔹 Imidaclopride 350 g/kg – miady amin’ny bibikely
🔹 Thirame 100 g/kg – miaro amin’ny aretina vokatry ny holatra

🌾 AHOANA NO FAMPIASANA AZY?

1️⃣ Omano ny masomboly
Safidio ireo masomboly salama ary esory izay simba.

2️⃣ Fatra tokony fampiarana PROTEK 45WS MAX
👉 4 g / 1 kg masomboly
👉 100 g / 25 kg masomboly

3️⃣ Afangaro amin’ny rano kely 💧
Afangaro tsara amin’ny rano kely ny PROTEK 45WS MAX mba hahazoana fangaro miparitaka tsara.

4️⃣ Afangaro amin’ny masomboly 🌱
Apetraho ao anaty fitoerana madio ny masomboly, araraka eo amboniny ny fangaro, ary afangaro tsara mandra-pahazoan’ny masomboly coating mitovy.

5️⃣ Avela hifanaraka tsara alohan’ny famafazana
Rehefa voakarakara dia ampiasao amin’ny famafazana araka ny toromarika sy ny fepetra voalaza eo amin’ny etikety.

🛡️ INONA NO ATAONY?

✅ Manampy miaro ny masomboly amin’ny bibikely anaty tany
✅ Manampy misoroka ny aretin’ny masomboly sy ny pourriture du collet
✅ Manampy hahazo tsimoka salama sy mirindra
✅ Manampy miaro ny zavamaniry amin’ny dingana voalohany amin’ny fitomboany

🌾 Masomboly voaaro tsara = fanombohana tsara ho an’ny voly!

⚠️ FEPETRA FIAROVANA:
Mampiasà fitaovana fiarovana mandritra ny fikarakarana ny vokatra.
Aza mikasika na mampiasa ny masomboly voatsabo ho sakafo na sakafom-biby.
Araho hatrany ny toromarika sy ny fatra voalaza.

PROTEK 45WS MAX
🌱 Arovy ny masomboly, mba ho tsara ny vokatra.

🌾 RENDEZ-VOUS À ANTSIRABE !Ny 15, 16 ary 17 Octobre 2026, mihaona aminay ao amin’ny Vitrine du Vakinankaratra – 28ème éd...
18/09/2026

🌾 RENDEZ-VOUS À ANTSIRABE !

Ny 15, 16 ary 17 Octobre 2026, mihaona aminay ao amin’ny Vitrine du Vakinankaratra – 28ème édition! 🎉

🌱 Vokatra
🧴 Vahaolana ho an’ny voly
💧 Zezika
🛠️ Fitaovana
🤝 Torohevitra ho an’ny tantsaha

👉 Tongava mitsidika ny stand ODEX Tantsaha & Agrikip !

📍 Avenue de la Gare – Antsirabe

ODEX Tantsaha × Agrikip — miaraka amin’ny tantsaha, ho amin’ny vokatra tsara kokoa.

📞 035 22 450 54 / 036 01 327 97

🌽 𝗔𝘇𝗮 𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗸𝗮𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗮𝗵𝗶𝗱𝗿𝗮𝘁𝘀𝘆!Rehefa avela hitombo ny ahidratsy dia mifaninana amin’ny katsaka am...
17/09/2026

🌽 𝗔𝘇𝗮 𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗸𝗮𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗮𝗵𝗶𝗱𝗿𝗮𝘁𝘀𝘆!

Rehefa avela hitombo ny ahidratsy dia mifaninana amin’ny katsaka amin’ny rano sy ny otrikaina ao anaty tany izy ka mety hanakana ny fitomboan’ny voly.

👉 Ny tena zava-dehibe dia ny fandraisana andraikitra ara-potoana, indrindra rehefa mbola tanora ny ahidratsy.

🔥 N I C O R N 40 OD
(Nicosulfuron 40 g/L)

Vahaolana natao ho an’ny voly katsaka, ampiasaina amin’ny fotoana mety mba hifehezana ny ahidratsy sy hanomezana fahafahana ny katsaka hitombo tsy misy fifaninanana be.

✅ Ampiasao rehefa 3–5 ravina ny katsaka ary 2–4 ravina ny ahidratsy.
✅ Dose : 1 L/ha
✅ Zava-dehibe ny fanarahana tsara ny fatra sy ny fepetra.
✅33.000Ar ny vidiny ho an'ny maka atsinjarany
🌱 Katsaka mahazo toerana hitomboana = voly afaka maneho tsara ny heriny.

📍 Mandefasa hafatra miafina raha tianao ny hahazo torohevitra momba ny fampiasana azy ianao.

Address

67Ha Sud, En Face Station Service Galana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261349314598

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Odex Tantsaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Odex Tantsaha:

Shortcuts

Share