Nokoloina Avaradrano

Nokoloina Avaradrano Vente de Pieces Détachées

📢 ho an’ny mpanjifa rehetraMba hampahafantatra anareo mpanjifa hajaina fa tsy mbola manana tranombarotra hafa izahay ank...
23/07/2026

📢 ho an’ny mpanjifa rehetra

Mba hampahafantatra anareo mpanjifa hajaina fa tsy mbola manana tranombarotra hafa izahay ankoatra ny eto Atsofinon’ondry, eo amin’ilay trano amoron-dalana misy rihana roa, misy plaque “Nokoloina Auto-Pièces”.

Mba hahafahanay manara-maso ny fividiananareo sy manome service après-vente tsara, dia aza adino ny mangataka FACTURE isaky ny mividy entana ato aminay.

⚠️ Marihina ihany koa fa:

* Maro ireo milaza fa anisan’ny groupe-nay, nefa tsy misy ifandraisany aminay izany.
* Ity pejy ity ihany no pejy ofisialy hivarotanay.
* Ary Andrianirina ihany no compte ofisialy ampiasainay amin’ny varotra. Tsy manana compte hafa izahay.

Koa mitandrema sao voafitaka. Raha misy fisalasalana dia aza misalasala manatona anay na mandefa hafatra amin’ity pejy ofisialy ity.

🙏 Misaotra anareo hatrany amin’ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa.

arrivage 📢📢📢📢
19/07/2026

arrivage 📢📢📢📢

📢📢PIECE MARO HOAN CAMIONETTEAZA MISALASALA MIDITRA MP RAHA MISY ILAINA 034 94 760 99
09/07/2026

📢📢PIECE MARO HOAN CAMIONETTE
AZA MISALASALA MIDITRA MP RAHA MISY ILAINA
034 94 760 99

📢📢ARRIVAGE CHEZ NOKOLOINA AUTOPIECE 📢📢MANAO LIVRAISON034 94 760 99TOP QUALITE
06/07/2026

📢📢ARRIVAGE CHEZ NOKOLOINA AUTOPIECE 📢📢
MANAO LIVRAISON
034 94 760 99
TOP QUALITE

SIRENE MARCHE ARRIERE 12V,24V50.000ARMANAO LIVRAISON,MANDEFA AMIN FARITRA034 94 760 99VISIBLE SABNAM
06/07/2026

SIRENE MARCHE ARRIERE 12V,24V
50.000AR
MANAO LIVRAISON,MANDEFA AMIN FARITRA
034 94 760 99
VISIBLE SABNAM

LOT KIT 4K ISUZUprix MORA raha manambatra034 94 760 99VISIBLE SABNAM
04/07/2026

LOT KIT 4K ISUZU
prix MORA raha manambatra
034 94 760 99
VISIBLE SABNAM

🚨 ALERTE ARRIVAGE 🚨Tonga indray ny entana vaovao ao amin'ny NOKOLOINA AUTOPIÈCES!Mitady piesy ho an'ny camionnette-nao v...
27/06/2026

🚨 ALERTE ARRIVAGE 🚨
Tonga indray ny entana vaovao ao amin'ny NOKOLOINA AUTOPIÈCES!
Mitady piesy ho an'ny camionnette-nao ve ianao? Eto no ahitanao piesy tsara kalitao sy azo antoka ho an'ny :
✅ ISUZU
✅ JMC
✅ JAC
✅ FOTON
🔧 Filtre huile, air ary gasoil
🔧 Embrayage
🔧 Turbo
🔧 Piston sy chemise
🔧 Alternateur
🔧 Démarreur
🔧 Joints moteur
🔧 Ary piesy maro hafa ilain'ny camionnette-nao
⭐ Kalitao tsara ⭐ Vidiny mirary ⭐ Entana vonona avy hatrany ⭐ Mifanaraka amin'ny modely maro
📍 NOKOLOINA AUTOPIÈCES Mpamatsy piesy manokana ho an'ny camionnettes.
📞 Antsoy izao : 034 94 760 99
👉 Tongava mitsidika anay na antsoy mivantana raha mila fanazavana fanampiny.
🔄 Zarao amin'ny namanao sy ireo mpitatitra hahafantatra ity fahatongavan'entana vaovao ity!
🚚🔧

MIRARY SOA 🙏🙏
26/06/2026

MIRARY SOA 🙏🙏

NOKOLOINA AUTO PIECES SABNAM034 94 760 99
29/04/2026

NOKOLOINA AUTO PIECES
SABNAM
034 94 760 99

NOKOLOINA AUTO PIECES SABNAM034 94 760 99
29/04/2026

NOKOLOINA AUTO PIECES
SABNAM
034 94 760 99

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00
Tuesday 08:30 - 16:00
Wednesday 08:30 - 16:00
Thursday 08:30 - 16:00
Friday 08:30 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261339476099

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nokoloina Avaradrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share