Cotisse Transport

Cotisse Transport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cotisse Transport, Transportation Service, IVM 12 TER AT, Antananarivo.

Coopérative de transport desservant Antananarivo, Antsirabe (Sotrate), Toamasina, Mahajanga, Fianarantsoa (Sonatra Plus), Morondava (Sonatra Plus), Antsiranana (Anjara Trans Exact), Ambatondrazaka, Toliara (Besady Plus). Cotisse Transport met à la disposition de sa clientèle une flotte composée essentiellement de Mercedes-Benz Sprinter 2 phase 3 et phase 4 de 19 places et 16 places. De par la qua

lité de ses services (salle d'attente, véhicules avec wifi, espace privatif, snack, ...), Cotisse Transport se veut être la nouvelle référence dans le secteur du transport terrestre de de voyageurs.

🇲🇬🇫🇷 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 – 𝗙𝗘̂𝗧𝗘 𝗗𝗨 𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗜𝗟 | 1 𝗠𝗔𝗬Amin’izao andro manokana ho an’ny asa izao,Cotisse Transport dia maneho fank...
01/05/2026

🇲🇬🇫🇷 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 – 𝗙𝗘̂𝗧𝗘 𝗗𝗨 𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗜𝗟 | 1 𝗠𝗔𝗬

Amin’izao andro manokana ho an’ny asa izao,
Cotisse Transport dia maneho fankasitrahana
ho an’ireo rehetra miasa sy miezaka isan’andro.

En cette journée dédiée au travail,
nous adressons nos sincères remerciements
à toutes celles et ceux qui contribuent au développement.

🙏 Misaotra betsaka amin’ny fahatokisana sy fiaraha-miasa.

⚡ Andao hiaraka handroso hatrany.

🔴 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐍𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀 Noho ny "migration système" dia ampahafantarinay fa miato vonjimaika mandra-pilazana vaovao ny tolotra...
28/04/2026

🔴 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐍𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀
Noho ny "migration système" dia ampahafantarinay fa miato vonjimaika mandra-pilazana vaovao ny tolotra famandrihana an-tserasera (site-web) ary koa ny "Cotisse Play".
Misaotra indrindra amin’ny faharetanareo mandritra izao fanatsarana ny serivisy izao.
Na izany aza, misokatra hatrany ny laharana finday mahazatra ho an’ny famandrihana tapakila sy ny fandraisana fitarainana
Vonona hatrany izahay hanampy sy hanome fahafaham-po anareo.
Mankasitraka indrindra ny fitokisanareo.

🚌 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 ⇄ 𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔Voyagez avec Cotisse Transport🕒 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 → 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 : 14𝗵00🕒 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 → 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 11𝗵...
28/04/2026

🚌 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 ⇄ 𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔

Voyagez avec Cotisse Transport

🕒 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 → 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 : 14𝗵00
🕒 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 → 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 11𝗵00

📅 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁𝘀 : 𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

✨ 𝗖𝗼𝗻𝗳𝗼𝗿𝘁 – 𝘀𝗲́𝗰𝘂𝗿𝗶𝘁𝗲́ – 𝘀𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗽𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹

📦 𝗦𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗰𝗼𝗹𝗶𝘀 : 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 - 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮Ampafantarina isika fa efa misokatra ny tolotra fitaterana entana amin'ny zotra...
10/04/2026

📦 𝗦𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗰𝗼𝗹𝗶𝘀 : 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 - 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮
Ampafantarina isika fa efa misokatra ny tolotra fitaterana entana amin'ny zotra 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗥𝗔 ↔ 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔. Mandray entana isan'andro.

🐰 𝗠𝗜𝗥𝗔𝗥𝗬 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗣𝗔𝗦𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔🌸 Mirary fahasambarana sy fiadanana ho anareo rehetra.
05/04/2026

🐰 𝗠𝗜𝗥𝗔𝗥𝗬 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗣𝗔𝗦𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔

🌸 Mirary fahasambarana sy fiadanana ho anareo rehetra.

🐰 𝗘𝗫𝗣𝗘́𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘𝗡𝗨𝗘, 𝗠𝗘̂𝗠𝗘 𝗣𝗘𝗡𝗗𝗔𝗡𝗧 𝗟𝗘𝗦 𝗙𝗘̂𝗧𝗘𝗦 !Chez Cotisse Transport, vos colis continuent de voyager, même pendant...
04/04/2026

🐰 𝗘𝗫𝗣𝗘́𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘𝗡𝗨𝗘, 𝗠𝗘̂𝗠𝗘 𝗣𝗘𝗡𝗗𝗔𝗡𝗧 𝗟𝗘𝗦 𝗙𝗘̂𝗧𝗘𝗦 !

Chez Cotisse Transport, vos colis continuent de voyager, même pendant le week-end de Pâques.

📍 Nos destinations :
➡️ RN7 : Antsirabe • Fianarantsoa • Toliara
➡️ RN2 : Toamasina
➡️ RN4 : Mahajanga
➡️ RN6 : Antsiranana • Ambilobe • Ambanja
➡️ Morondava
➡️ Manakara
➡️ Nosy Be

📦 Expédition assurée tous les jours
🚐 Service actif, même les jours fériés

🤝 Toujours à vos côtés.

🚐 𝗩𝗢𝗦 𝗖𝗢𝗟𝗜𝗦 𝗩𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘𝗡𝗧 𝗧𝗢𝗨𝗦 𝗟𝗘𝗦 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗦Direction 🌴 𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗕𝗘Avec Cotisse Transport :✔️ Traversée maritime quotidienne✔️ Servic...
01/04/2026

🚐 𝗩𝗢𝗦 𝗖𝗢𝗟𝗜𝗦 𝗩𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘𝗡𝗧 𝗧𝗢𝗨𝗦 𝗟𝗘𝗦 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗦

Direction 🌴 𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗕𝗘

Avec Cotisse Transport :
✔️ Traversée maritime quotidienne
✔️ Service rapide
✔️ Sécurité garantie

📦 Déposez vos colis, on s’occupe du reste.

🚐 𝗘𝗫𝗣𝗘𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗘 𝗖𝗢𝗟𝗜𝗦Cotisse Transport assure l’envoi de vos colis sur plusieurs axes :📍 𝗥𝗡𝟳 – 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 : 20𝗵00➡️ Antsira...
26/03/2026

🚐 𝗘𝗫𝗣𝗘𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗘 𝗖𝗢𝗟𝗜𝗦

Cotisse Transport assure l’envoi de vos colis sur plusieurs axes :

📍 𝗥𝗡𝟳 – 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 : 20𝗵00
➡️ Antsirabe • Fianarantsoa • Toliara

📍 𝗥𝗡𝟮 – 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 : 20𝗵30
➡️ Toamasina

📍 𝗥𝗡𝟰 – 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 : 18𝗵30
➡️ Mahajanga

📍 𝗥𝗡𝟲 – 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 : 19𝗵00
➡️ Antsiranana • Ambilobe • Ambanja

📍 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗕𝗲 𝗛𝗲𝗹𝗹 𝗩𝗶𝗹𝗹𝗲 – 𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 : 19𝗵00

📦 Confiez-nous vos colis en toute sécurité et sérénité.

🚐 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐓𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐌𝐈𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀Sary indray mipika nandritra ny hetsika nokarakarain'ny "MPANKAFY SPRINTER - CRAFTER" izay...
02/03/2026

🚐 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐓𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐌𝐈𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀
Sary indray mipika nandritra ny hetsika nokarakarain'ny "MPANKAFY SPRINTER - CRAFTER" izay nandraisan'ny Cotisse Transport sy ireo mpiray ombon'antoka anjara.

Fandaminana ny ora fiaingana amin'ny zotra mampitohy an'Antananarivo - Morondava*. Izany no atao mba handaminana hatrany...
24/02/2026

Fandaminana ny ora fiaingana amin'ny zotra mampitohy an'Antananarivo - Morondava*.
Izany no atao mba handaminana hatrany ny diantsika.
*Manomboka ny 06 martsa 2026

🤝 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐇𝐄𝐑𝐘 Nitondra ny anjara biriky ho fanampiana ireo tra-boina ao Toamasina noho ny fandalovan'ny rivo...
19/02/2026

🤝 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐇𝐄𝐑𝐘
Nitondra ny anjara biriky ho fanampiana ireo tra-boina ao Toamasina noho ny fandalovan'ny rivo-doza Gezani ireo mpivondrona eto anivon'ny Cotisse Transport. Miray hina hatrany mba ho soroka miara-milanja, tongotra miara-mamindra.

->COTISSE TRANSPORT est fier d’être distributeur officiel de LUBREX à Madagascar.✨ Bonne année 2026 à tous nos partenair...
01/01/2026

->COTISSE TRANSPORT est fier d’être distributeur officiel de LUBREX à Madagascar.
✨ Bonne année 2026 à tous nos partenaires, clients et collaborateurs.

->COTISSE TRANSPORT dia faly sy mirehareha amin’ny maha mpizara ofisialy ny LUBREX eto Madagasikara.
✨ Mirary taom-baovao 2026 sambatra ho an’ireo mpiara-miombon’antoka, mpanjifa ary mpiara-miasa rehetra.

✨ Bonne année 2026 avec LUBREX Madagascar✨
Une nouvelle année placée sous le signe de la performance, de la protection moteur et de l’innovation.
Merci à tous nos partenaires et clients pour leur confiance.
🚗 2026, roulons plus loin avec LUBREX.

Address

IVM 12 TER AT
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:30
Tuesday 06:00 - 20:30
Wednesday 06:00 - 20:30
Thursday 06:00 - 20:30
Friday 06:00 - 20:30
Saturday 06:00 - 20:30
Sunday 06:00 - 20:30

Telephone

+261321102710

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cotisse Transport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cotisse Transport:

Share