12/08/2026
Tsy ny fiainana no misafidy ho antsika.
✨Isika no misafidy.
→ Miasa aman’olona ianao androany? Safidy izany.
→ Entrepreneur ianao androany? Safidy koa izany.
Misy rôle be ny choix ny olona miaraka aminao.
Tsy voatery hitovy ny nofinofin'ny olona roa.
Tsy voatery hitovy ny fomba fijery.
Ary tsy voatery hitovy ny lalana tiana haleha.
Fa rehefa te hanova ny fiainanao ianao, dia mila mahafantatra hoe:
Inona marina no fiainana tiako?
Ary iza no olona afaka miara-mandroso amiko amin'izany?
Satria amin'ny farany, ny fiainanao androany dia vokatry ny safidy nataonao omaly.
Ary ny fiainanao rahampitso dia miankina amin'ny safidy ataonao androany.
Tsy hoe misy safidy tsara na ratsy,
Fa misy ny safidy mety aminao.
Fais-le à ta manière✨.
Efa niaina situation tahaka izao ve ianao?
Tantarao ao amin'ny commentaire.
Partage amin'ny olona iray mila mamaky an'ity androany 🦋 / Abonne-toi 💕