A.S Travel

A.S Travel "Explorez en toute confiance"

20/09/2026

Mietsika indray AS travel ilay tia manome Fanomezana 🥳🥳

Ho an’ny voyage -tsika ity Septembre ity dia mahazo rano 1L cadeau isan’olona indray izay miaraka aminay ,
Ny prix efa Mirary dia Mirary hatrany ❤️❤️

Mankasitraka izay efa nanao réservation , miandry izay mbola misalasala nefa maniry iaraka aminay 🥰
Ndaooo ehhhh ❤️❤️

A.S Travel

20/09/2026

🚙🔥 FAN GALLOP OFF ROAD 💛

Il y a des véhicules qu’on conduit… et d’autres qui nous donnent envie de partir à l’aventure ! 🏔️
💪 Un caractère affirmé.
🛞 Un véritable esprit tout-terrain.
🌍 Une passion qui nous emmène toujours plus loin.

Le GALLOPER, c’est bien plus qu’un simple 4x4. C’est la liberté de prendre la route, le plaisir de découvrir de nouveaux horizons et l’envie de vivre chaque aventure à fond ! 🔥

💛 Des terrains différents, une même passion !

🚙 Et vous, quelle sera votre prochaine destination ?
Que ce soit pour une mission, un transfert aéroport, une excursion ou une aventure hors des sentiers battus, AS travel est prêt à vous accompagner ! 💪🔥

📍 Fort-Dauphin et ses environs
📞 Contactez-nous au 038 76 993 13 pour vos déplacements et réservations.

🤝 Votre aventure, notre passion ! Prenons la route ensemble ! 🚙💛

🚙✨ AKORY IZIO RA !Elaela izay tsy niresaka eee! 🥰I BLACK dia efa dispo eto Fort-Dauphin, vonona hatrany hiara-dalana ami...
19/09/2026

🚙✨ AKORY IZIO RA !

Elaela izay tsy niresaka eee! 🥰

I BLACK dia efa dispo eto Fort-Dauphin, vonona hatrany hiara-dalana aminao amin'izay rehetra alehanao! 😎

✈️ Transfert aéroport
💼 Mission professionnelle
🏖️ Fitsangatsanganana sy sortie entre amis na en famille

Na aiza na aiza alehanao, i BLACK vonona hitondra anao am-pilaminana ❤️

📍 Fort-Dauphin sy ny manodidina
📞 Réservation : 038 76 993 13
Aza misalasala miantso anay fa vonona hatrany hanome fahafaham-po anao izahay! 🤝

Coucou indray o !🙋‍♂️Mitombo hatrany ny ekipa AS Travel e😍 Efa disponible hoantsika eto Tana sy ny manodidina ity fiara ...
08/09/2026

Coucou indray o !🙋‍♂️

Mitombo hatrany ny ekipa AS Travel e😍 Efa disponible hoantsika eto Tana sy ny manodidina ity fiara tsy mataodalana ity. koa aza misalasala manankina ny dianao aminay.

📧[email protected]
📞0327990597
0387699313

Salama aby ooo ?Iza ary no ao ambadiky ny aventures mahafinaritra hitanareo ato ireny ? 😍Io izy io e! 😄 Mbola tsy asehon...
21/08/2026

Salama aby ooo ?

Iza ary no ao ambadiky ny aventures mahafinaritra hitanareo ato ireny ? 😍

Io izy io e! 😄 Mbola tsy asehonay tsara aloha fa ho zarainay eto tsy ho ela… miandry kely fotsiny 🥰🥰
Eny e, misy efa mahafantatra azy ihany isika 😍

Ny ekipan’ny AS Travel dia mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ❤️✈️

20/08/2026

Salama aby o 🥰❤️

Mitohy hatrany ny asa aty Atsimon’i Madagasikara 🇲🇬✨
Mankasitraka indrindra ny mpanjifa amin’ny fahatokisana . 🙏

Tena miady i BLACK marina… 😍🖤
Mbola maro ny lalana sy tantara hiarahantsika amin’ny **AS Travel**. 🚙✨

Welcome home BLACK 🖤Hanomana kely ny dia manaraka indray isika , Mankasitraka hatrany amin’ny fahatokisanareo anay 🥰Mbol...
17/08/2026

Welcome home BLACK 🖤

Hanomana kely ny dia manaraka indray isika ,
Mankasitraka hatrany amin’ny fahatokisanareo anay 🥰

Mbola ato anatin’ny volana Aogositra isika , rano 1l avy ho an’ny mpanjifa an
Aiza indray no misy an’izany🤣🥰

Salama daholo e! 🥰🚙Izy indray no **Kiara** 😍 Elaela izy tsy hita teto, fa efa tafaverina indray izy e! 🚗 **Location de v...
15/08/2026

Salama daholo e! 🥰🚙

Izy indray no **Kiara** 😍 Elaela izy tsy hita teto, fa efa tafaverina indray izy e!

🚗 **Location de voiture disponible sur Tana**

📞 **ito no laharana iantsoana anay : 038 76 993 13
e! 🥰🚙✨

Akory iaby ô 😍Iomakomana kely indray i Black androany, dia mba mi-bika bika kely 🤣😆 Tsé-tsé eee 😍🤣Mirary faran’ny herina...
13/08/2026

Akory iaby ô 😍

Iomakomana kely indray i Black androany, dia mba mi-bika bika kely 🤣😆 Tsé-tsé eee 😍🤣

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ô ❤️

Samia tahin’i Jesosy daholo 🙏🥰

Hellooooo 👋👋Tongasoa eto 👇🏻👇🏻 indray 😇Bon weekend daholo ary o 🥰🥰
07/08/2026

Hellooooo 👋👋

Tongasoa eto 👇🏻👇🏻 indray 😇
Bon weekend daholo ary o 🥰🥰

Address

Fort Dauphin
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.S Travel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share